Docteur Tiana Radavidson

Docteur Tiana Radavidson DIABETOLOGUE

🏥 Cabinet médical MIAHY 🏥

🛑TOAMASINA 501🛑

❤️🎉
26/06/2026

❤️🎉

❤️🙏
31/05/2026

❤️🙏

🥰✨️
24/05/2026

🥰✨️

22/05/2026

DIABETE GESTATIONNEL

Io indray no lohahevitra androany!
Maro ianareo no nangataka azy io ka dia mihainoa finaritra ary Tompoko.

31/01/2026

NY DIABETA SY NY FAHASALAMAN’NY ATI-VAVA

Io indray ny lohahevitra atsika androany

Mazotoa mihaino ary ☺️

12/01/2026

INONA AVY MOA IREO FAHASAROTANA NA COMPICATIONS ATERAKY NY DIABETA RAHA TOA KA TSY VOALAMINA TSARA DOKOTERA?

Izay indray no lohahevitra antsika androany

Mihainoa finaritra ary Tompoko

09/01/2026

🛑NY TORIMASO SY NY DIABETE

✔️Izay indray ny Lohahevitra antsika androany

Mihainoa finaritra Tompoko

Mankasitraka hatrany Amin’ny fanarahana ny pejy♥️

07/01/2026

LEUCORRHEE SY NY DIABETA

Io indray no lohahevitra androany .

PS: tsy misy tokony ahamenatra raha toa ka misy Leucorrhée pathologique fa kosa mila manantona mpitsabo mba isorohana ny fahasarotana maromaro aterany

Mankasitraka hatrany amin’ny fanarahana ny Pejy🔥

Address

Cité Camp Des Manguiers Toamasina
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Docteur Tiana Radavidson posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share