07/04/2026
Efa mangatsika indray ity ny andro.
Hakaro hatrany ny hery fiarovanao amin'ny alalan'ny poudre de baobab, mba afahany manohitra karazana aretina maro, toy ny grippe, kohoka, sy karazana virus sns...
-mampitombo ny hery fiarovana ny baobab, maro be ny vitamine C ao anatiny 7fois plus ny orange, 6fois plus ny citron.
-manome hery ho an'ny olona rera-dava sy farofy lava.
-mety be ho an'ny olona manao sport (manamafy taolana sy ny hozatra)
-mety ho an'ny olon-drehetra, na zaza, na tanora, na olona efa antitra indrindra2.
-mety ho an'ny mpianatra iany koa satria mampitsilo saina.
Vidiny tsy miova 1kg 40 000ar, 500g 20 000ar, 250g 10 000ar.
Ny kalitao iany koa tsy miova, tsara tsiro, tsy lisy fasika no sady tsara sivana
Livraison Tana-province à partir de 3000ar