Kety Hebammenpraxis

Kety Hebammenpraxis Kety

08/23/2026

🧩 Nouveau défi : 1 000 pièces ! 🇮🇹✨

Je viens tout juste de commencer ce puzzle… mais quand est-ce que je vais le terminer ? Ça, je ne le sais pas encore ! 😂

Il va falloir beaucoup de patience, de concentration… et sûrement quelques soirées à chercher LA pièce qui manque. 😅

Faire des puzzles, c’est vraiment l’une de mes passions ❤️. J’adore voir l’image prendre forme petit à petit, pièce après pièce.

🎯 Objectif : terminer les 1 000 pièces !
⏳ Date de fin : inconnue 😂

Qui aime aussi faire des puzzles ? Et vous, combien de temps vous faudrait-il pour terminer celui-ci ? 👇

08/22/2026

Pozinay rehefa mandihy chanson malagasy 😂🎵🇲🇬 La danse, c’est dans le sang 🩸💃🏾🔥

Vao Tonga ato. Bonne nuit
08/20/2026

Vao Tonga ato. Bonne nuit

08/19/2026

Outfit of the day für meinen kleinen Schatz ❤️✨ Ab zur Kindertagespflege! 🥰
Heute wieder süß gestylt und bereit für einen schönen Tag.

08/17/2026

😳 Tantara tena nisy tamiko androany nandritra ny accouchement…

Nanao accouchement aho androany. Vao teraka ilay zazakely dia, toy ny mahazatra, saika napetrako teo ambonin’ny kibon-dreniny izy mba hanaovana ilay peau à peau / bonding. 👶🏽❤️

Fa vao saika hametraka azy aho dia nihikiaka tampoka be ilay reniny:

— « Non ! Esory izy fa matahotra aho ! » 😭

Tena taitra aho satria hitako hoe choquée be mihitsy izy ary tena nandà tsy handray na hijery ilay zanany.

Dia niezaka nampitony azy aho sady niteny moramora hoe:

— « Princesse kelinao ange izy ity e… jereo anie izy e. » 🥹❤️

Fa tena naharitra 10 minitra teo ho eo vao nanaiky nijery azy izy. Notambatambazako sy nampitoniko tsikelikely, dia nony farany vao nanaiky nandray ilay zazakely. 🥺

Ny tena nahagaga ahy dia tsy nisy olana mihitsy nandritra ny fitondrana vohoka, normal tsara ny zava-drehetra ary tena zaza niriany sy nandrasany ilay zaza. ❤️

Izay indrindra no nahatonga ahy tsy nieritreritra mihitsy hoe mety hisy réaction tahaka izao. Toa choc sy tahotra tampoka fotsiny no nahazo azy tamin’ilay fotoana vao nahita ny zanany.

Tena situation mbola tsy fahita firy tamiko ilay izy ary nampieritreritra ahy.
Efa nisy sage-femme, professionnel de santé, na reny niaina situation tahaka an’izao ve? Inona no nitranga taminareo ary ahoana no niatrehanareo azy? 👇🏽

08/16/2026

Ranondohany na Blasensprung 🤰💧: Inona avy no tokony ho fantatra?

08/15/2026

Asiantsika vidéo hely amaray. Bonne nuit 😴💤🌙😘

Ny poziko mijery l’heure, tsy miteky anefa efa te hody. 😂
08/13/2026

Ny poziko mijery l’heure, tsy miteky anefa efa te hody. 😂

08/12/2026

🌙✨ Bonne nuit, les mamans ! 💕
Après une longue journée, il est temps de se reposer. 😴💤
Que votre nuit soit douce, paisible et remplie de beaux rêves. 🌸

Prenez soin de vous, les mamans, vous le méritez ! ❤️

08/10/2026

👶❄️ LES MAINS ET LES PIEDS DE VOTRE NOUVEAU-NÉ SONT FROIDS : FAUT-IL S’INQUIÉTER ?

#

Address

Hanover, NH

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kety Hebammenpraxis posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share