Dr Rasoatakalosoandro

Dr Rasoatakalosoandro Faly miarahaba antsika rehetra.Dr Rasoatakalosoandro. Vonona hifampizara amintsika ny mahasoa! Tongasoa eto amin'ny page Dr RASOATAKALOSOANDRO. Araho ary ny pejy.
(7)

Hifampizara amintsika ny soa momba ny fahasalamana.

03/06/2026

Bonjour izay efa mifoha ❤️
04h09🇲🇬
Mirary tontolo andro feno fahombiazana e!

0 tir isika Malagasy tamin'ny 1ère mi-temps 😢
02/06/2026

0 tir isika Malagasy tamin'ny 1ère mi-temps 😢

02/06/2026

Fa le ODY GASY ve tsy mety amin'ireny matchs ireny e. Tokony mba efa champion du monde kosa isika mino an'io 😂

I Maroc dia voalohany aty Afrika. 03 andro izy ireo no nanomana ny lalao nihaonana tamin'ny Barean'i Madagasikara. Isika...
02/06/2026

I Maroc dia voalohany aty Afrika. 03 andro izy ireo no nanomana ny lalao nihaonana tamin'ny Barean'i Madagasikara. Isika anefa dia omaly ihany no niaraka nanomana iny match iny. Normal raha toa ka resy. Rehefa jerena ny zava-misy tato ho ato izay dia tsy misy iraharahian'ny tompon'andraikitra ny baolina kitra mihitsy. Nofinofy ihany izany CAN 2027 izany. Na terrain ve moa tsy ananantsika ka aiza isika no handresy? Ny pelouse eo Mahamasina hatreto tsy hay intsony ny tohiny. Tsy azo antenaina aloha hoe hilalao eo ny Barea amin'ny volana septembre e. Isika Mpankafy te hahazo vokatra saingy ireo tompon'andraikitra tsy miasa saina mihitsy. Simba ny kitra Malagasy e. Na maillot aza tsy manana isika. Fa angaha tsy fotsy na mena na maintso ny maillot hatramin'izay e. Sa iny le hoe maillot third sa inona moa 😂 Tena hoe miha potika ny kitra Gasy e. Fédération gisitra be aty Afrika ny FMF. Bref🤧

02/06/2026

Tapitra ny lalao. Analyse tsotsotra momba an'iny faharesena 4-0 be iny. Mila fanarenanana be ny baolina kitra Malagasy. Alefa barea 🇲🇬

02/06/2026

FT : MAROC 4-0 MADAGASCAR

02/06/2026

Maroc 4-0 Madagascar
Barcelona 4-0 Real Madrid

02/06/2026

Tsisy mihitsy ny milieu. Ao amin'ny défense ao daholo. Tsy velona ny attaque mazava be.

02/06/2026

Carton rouge i El Hadari.
Arbitre tsisy ilavana azy ity mba san

02/06/2026

Penalty pour le Maroc

Address

Hay Amal
Fez
30000

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Rasoatakalosoandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share