CHRR Ambatondrazaka

CHRR Ambatondrazaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CHRR Ambatondrazaka, Medical and health, AMBOHIMASINA, Ambatondrazaka.

06/06/2026
Mankasitraka Tompoko o🙏💪Eo anilao hatrany❣️
18/06/2025

Mankasitraka Tompoko o🙏💪
Eo anilao hatrany❣️

‼️ Mitongava Gona  ao  be Ambatondrazaka mizaha Fahasalamana a
10/02/2025

‼️ Mitongava Gona ao be Ambatondrazaka mizaha Fahasalamana a

‼️ ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY MARARY, Talata 11 febroary 2025 : Tolotra maimaimpoana eny anivon'ireo CHRR miisa 17 sy CHRD 99 Manerana ireo faritra 23 ❤️ (Zarazarao any fa sao mba mahasoa ny hafa e)

🟣 Fizaham-pahasalamana maimaim-poana
🔴 Fitiliana Diabeta
🟢 Fitiliana tosi-drà

Fa ihany koa: Fandraisana ireo olona tratry ny fahaketrahana ara-tsaina " ", fiankinan-doha amin'ny zava-mahadomelina, ao amin'ny
👉 CHU ANJANAMASINA
👉 CENTRE DE SEVRAGE ITAOSY

"Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka anilanao hatrany "

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Direction de la Promotion de la Santé
©️ Pro MinSan

✉️ Mbola mitohy hatrany ny fitsinjovan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ireo zokiolona mihoatran'ny 65 taona.🟢 Koa m...
03/02/2025

✉️ Mbola mitohy hatrany ny fitsinjovan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ireo zokiolona mihoatran'ny 65 taona.

🟢 Koa mahafaly anay amin'ny CHRR AMBATONDRAZAKA indray no manolotra FITSABOANA Maimaimpona mandritra ny 5 andro ny 03-04-05-06-07 Febroary 2025.

‼️Ireto avy ny Tolotra ara-pahasalamana misy mandritra izany :

👉Fizaham-pahasalamana amin'ny ankapobeny

👉Fitiliana ny Diabeta

👉Fitsapana ny tosi-drà

👉Fitsaboana ny ativava sy ny nify

👉Fizahana maso

✅Ministeran'ny Fahasamam-bahoaka eo anilanao hatrany ✅

🛑Nitrangana   lozam- pifamoivozana Téo amin'ny lalam- pirenena faha 44 ny 8 janoary lasa Téo ka olona 10 no naratra ary ...
10/01/2025

🛑Nitrangana lozam- pifamoivozana Téo amin'ny lalam- pirenena faha 44 ny 8 janoary lasa Téo ka olona 10 no naratra ary voatery naiditra tao Amin'ny CHRR tao Ambatondrazaka.
👉 Noraisin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka avy hatrany ireo naratra tamin'ny alalan'ny ireo "premiers soins d'urgence mba ho fampihenana ny vesatra nahazo ireo fianakaviana naratra.

⚠️ Mirary fahasitranana feno ho an'ireo naratra.
Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka .
DRSP Alaotra Mangoro 💥.

🛑CHRR AmbatondrazakaHetsika roa sosona no nanamarika ny andro anio 18 jolay 2024👉Forazaza faobe ( circoncision de masse)...
18/07/2024

🛑CHRR Ambatondrazaka
Hetsika roa sosona no nanamarika ny andro anio 18 jolay 2024
👉Forazaza faobe ( circoncision de masse)
👉Fitsaboana sy fizaham-pahasalama Maimaimpona ho an'ireo zokiolona izay hetsika fanao isam-bolana
ny ministeran'ny fahasalam-bahoka

Address

AMBOHIMASINA
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CHRR Ambatondrazaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share