Tanora Gasy Mihary TGM

Tanora Gasy Mihary TGM 🇲🇬Tanora ratsy fihary ka antitra vao ratsy laoka🇲🇬
Hifamolavola ho Tanora vanona
,TGM Mada

30/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Richard Desiré, Tsiry Tiavina Rasolofonirina, Miarantsoa Fanja, Andriniaina Nathiora Ofisialy, Olivier Par Coeur, Saantar Ma Luci, Njara Mbolatiana, Layăme Cah, Keyrah Selestine, Angelah Faravavy, Ranto Narovana, Za S'Iz

30/04/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Olivier Par Coeur, Andriniaina Nathiora Ofisialy, Saantar Ma Luci, Nintso Nintso Vony

16/04/2024

⚠️MISOKATRA NY 28AVRIL2024 HOAVY IZAO NY FIHAONANA SY FIVORIANA VOALOHANY SY ANANGANANA NY VONDRONA⚠️

HO ANAO ZAY VIDITRA MEMBRE ARAK-IZANY DIA MILA MITONDRA IREO PIÈCE IZAY VOALAZA IREO DIA NY PHOTOCOPIE CIN 1 SY SARY TAPAKA 2 IZANY🥰

Send a message to learn more

Salanitra e👋  ny TANORA GASY MIHARY na ny TGM dia faly mampahafantatra sy mandray anareo izay vonona hiditra ho mpikamba...
14/04/2024

Salanitra e👋 ny TANORA GASY MIHARY na ny TGM dia faly mampahafantatra sy mandray anareo izay vonona hiditra ho mpikambana fa hisokatra ny 28 Aprily ho avy izao ny vondrona.

TGM na TANORA GASY MIHARY dia fikambanana Tanora 18 taona hatraminy 30 taona. Hifamolavola mba ho olom-banona ary hifampitaizana sy hifampianarana izay mahasoa.

Asa sôsialy❤️
Ato aminy vondrona dia mety ahitan-tsika hetsika maro isan-karazany arakiny fihilan'ny mpikambana rehetra toin'ny fifampianarana, famelabelaran-kevitra, misy ny (sortie) hisy ihany koa ny développement personnel mba hahatonga an-tsika ho olom-banona arak-iny voiziny fikambanana, mety hisy etsika ara-kolotoraly sns sy ny maro hafa ihany koa rehefa miroso sy feno tsara ny vondrona

Ahafahantsika manatanteraka izany dia misy ny paik-ady napetraka ka izay mpikambana rehetra dia tsy maintsy manao:
⚠️PETRABOLA⚠️
Manomboka aminy 5000ar ny petrabola afaka hatao💵🥰
Mazava hoazy fa misy zanany ny vola izay mipetraka ary misy point enjehana ihany koa hampiakatra aingana ny volanao ka toizao manaraka izao no fepetra:
💵Miditra ho mpikambana ianao manao ilay petrabola izay safidinao.
💵Mila mitarika olona hiditra ho mpikambana ianao hampiakatra ny point anao
💵Misy zanany 10% isan-kerinandro ny vola
💵Mihena kosa ny vola sy ny zana-bolanao ra tsy mahatarika olona anatiny fotoana omena anao ary tsy mi kaonty ny point. Io point io no isany mampiakatra vetivety ny volanao noho izany mila miezakezaka kely ianao mitarika olona😁

⛔NY MPIKAMBANA REHETRA DIA MANANA NY TARATASY MAZAVA SY NY MOMBAMOMBA AZY ARAK-IZANY DIA IRETO AVY NO ILAINA AMENONA AZY.
⚠️SARY TAPAKA 2
⚠️ PHOTOCOPIE CIN

REHEFA MIVORY NO AMENONA NY DOSSIER
AFAKA MIDITRA MP MAKA NY ANDININDININY MIKASIKA AZY RA MAHALINA ANAO☺️

🇲🇬 TOINY RANO MADIO AN'ALA IZAHAY KA TONGA NAMANA DIA RAVORAVO E🇲🇬🥰 ARY NY TANORA RATSY FIHARY ANTITRA VAO RATSY LAOKA🤐

Contact: 0322893297

Address

Antananarivo

Telephone

+261322893297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora Gasy Mihary TGM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share