11/06/2026
🌸💚✨ Helloooo beauties! ✨💚🌸
💅✨ ! Elaela ihany izahay tsy nandefa sary tato e... Ireto indray ary sombitsombiny kely amin'ireo asa vita tao amin'ny salon 🥰📸
📌 Photos réelles daholo ireo an! Tsy misy filtre na montage, fa tena vokatry ny tanana mamy sy ny fahaizan'ny équipe 💖💚
Ianareo izay tompon'ireo tanana tsara tarehy ireo 😘, efa tokony hiverina hanao "remplissage" na hanova modèle indray an! 😉✨
Avia ooo, andao hanome endrika vaovao ny tananao 💅🌸🌿
🎉 Mbola mitohy ny promotion : TOUT À MOINS DE 17.000 Ar ! 🔥🔥
📍 It's Me Beauty Space
Akaikin'ny Nel Extra Antanety, en face de la Pharmacie Ambohimanarina
📞 034 69 031 44 / 0345937775