Baobab POWER - complément Alimentaire

  • Home
  • Baobab POWER - complément Alimentaire

Baobab POWER - complément Alimentaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Baobab POWER - complément Alimentaire, Medical and health, Analamahitsy, .

Baobab Power est un complément alimentaire 100% naturel à base de plantes fortifiantes Malagasy, notamment le baobab, reconnu pour ses bienfaits sur l’immunité, la vitalité, le stress, le sommeil et le diabète.
💊 Cure de 20 jours
☎️038 95 042 75 ou en mp 🟢 À propos – Baobab Power

🌿 Baobab Power dia complément alimentaire 100% voajanahary vita amin’ny Baobab, Moringa, Ravintsara, Gingembre ary Miel – natokana hanome hery, fahasalamana ary fiarovana voajanahary ho an’ny vatana.

📌 Misy amin’ny endrika Gélules sy Poudre, arakaraka izay tianao :

En Gélules 👉 Mora entina, mora ohanina, tsy misy tsiro manelingelina. En Poudre 👉 Azo afangaro amin’ny rano, ranom-boankazo na yaourt, manome tsiro voajanahary sy otrikaina haingana.

💪Ireo Tombontsoa lehibe entiny:
vokatra voajanahary ny Gélules Baobab Power, misy fibre, calcium, potassium, magnesium, ary antioxydants.

✔️ Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana
✔️ Manampy amin’ny ady amin’ny harerahana sy ny stress
✔️ Manatsara ny torimaso sy ny fitadidiana
✔️ Manampy amin’ny fifandanjan’ny diabeta
✔️ Manome hery sy fahazotoana amin’ny fiainana andavanandro

✨ Ny tanjonay dia ny hitondra vahaolana voajanahary, azo antoka ary tsy misy simika ho an’ny fahasalamanao.

📞 Raha mila fanazavana na te-hanao commande :
👉 Antsoy ny 038 95 042 75 na alefaso hafatra mivantana eto amin’ny page.

Challenge 7 jours manangeza vatana
16/07/2026

Challenge 7 jours manangeza vatana

CHALLENGE 7 jours MANANGEZA VATANA 👌JOUR 1 ✅🌅 Sakafo maraina • M**o + 🥛 ronono + 🍌 akondro na vary sosoa • 🥜 Voanjo 🍌 Co...
15/07/2026

CHALLENGE 7 jours MANANGEZA VATANA 👌
JOUR 1 ✅

🌅 Sakafo maraina

• M**o + 🥛 ronono + 🍌 akondro na vary sosoa

• 🥜 Voanjo

🍌 Collation 10h

• 🍞 Pain + beurre de cacahuète



🍛 Atoandro

• 🍚 Vary

• 🍗 Akoho nandrahoina

• 🥬 Legioma

🍪 Collation 16h

• 🍌 Akondro + 🥛 yaourt

🌙 Hariva

• 🥔 Ovy

• 🐟 Trondro masaka

• 🥗 Legioma

TE HO NGEZA VE ? 👌manomboka rahampitso ny Pejy Baobab power  dia hizara régime afaka ataonao mandritran'ny herinandro is...
14/07/2026

TE HO NGEZA VE ? 👌
manomboka rahampitso ny Pejy Baobab power dia hizara régime afaka ataonao mandritran'ny herinandro isan'andro
araho tsy tapaka pejy
ireto sary ireto dia efa misy sopapa afaka atao 😊

TE HO SALAMA TSARA VE IANAO?  🌿Mihinana poudre moringa+ronono +tantely 🌿 👌 mampitombo n hery fiarovana 👌mampatanjaka ny ...
09/07/2026

TE HO SALAMA TSARA VE IANAO?
🌿Mihinana poudre moringa+ronono +tantely 🌿
👌 mampitombo n hery fiarovana

👌mampatanjaka ny taolana

👌manomè hery sy tanjaka

👌Manampy amin'ny torimaso

👌manampy antsika manao prise de poids na te hitombo lanja

👌afaka atao amin'ny volo sy n'y tarehy koa n poudre moringa

💚 Votre astuce du jour par Baobab power

FANTATRAO VE FA?Ny 𝗣𝗼𝘂𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗼𝗿𝗶𝗻𝗴𝗮(𝚗𝚊 𝚔𝚘𝚊 𝚑𝚘𝚎 𝚅𝚘𝚟𝚘𝚔𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊𝚖𝚋𝚘)Raha te ho salama lalandava dia vakio ihany ity fa mahas...
07/07/2026

FANTATRAO VE FA?
Ny 𝗣𝗼𝘂𝗱𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗼𝗿𝗶𝗻𝗴𝗮
(𝚗𝚊 𝚔𝚘𝚊 𝚑𝚘𝚎 𝚅𝚘𝚟𝚘𝚔𝚊 𝚊𝚗𝚊𝚗𝚊𝚖𝚋𝚘)

Raha te ho salama lalandava dia vakio ihany ity fa mahasoa anao.
---------------------------------------------------------
𝐼𝑛𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑛𝑦 𝑎𝑟𝑒𝑡𝑖𝑛𝑎 𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎𝑛𝑦?
🌿Mitsabo Diabeta izy, mapidina ny taux glycémie raha niakatra izany.
🌿Miaro ny fo, lalan-drà tsy ho tsentsina, sy ho salama tsara foana
🌿Mitsabo ny olan'ny tosidrà (tension) miakatra, na tsy stable
🌿Mapatanjaka ny ozatra, ny nofo, ny vanintaolana. Fanampin-tsakafo tsara ho an'ny mpanao sports.
🌿Mampiakatra ny hery fiarovana ho an'ny rehetra
Detox tsara be ho an'ny tsy salama
Mitsabo vavony, aty, tsinay (ny taova fandevonan-kanina sy ny lalan-kanina ao anaty)

𝐴ℎ𝑜𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑓𝑖ℎ𝑖𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑧𝑦?
🍵Mahazaka hafanana izy, azo atao dité avy hatrany
🍹Mahazaka hatsiaka koa izy afangaro Jus de fruits izay tianao, na ampiarahina anaty yaourts, mety daholo

✨ Raha hanao traitement @ alalany dia 5g a 15g par jours no fatrany isan'andro isan'olona (sahabo 1 sotro fihinanam bary).

𝐼𝑛𝑜𝑛𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑛𝑦 𝑚𝑎ℎ𝑎????𝑎𝑟𝑎 ??𝑧???
Riche en: Fer, Zinc, Cuivre
Feno vitamines A, B, C, E
Riche en protéines sy calcium




Ny sakafo no fanafody voajanaharyIty sary ity dia manazava fa misy sakafo isan-karazany afaka manampy amin'ny fahasalama...
11/06/2026

Ny sakafo no fanafody voajanahary
Ity sary ity dia manazava fa misy sakafo isan-karazany afaka manampy amin'ny fahasalaman'ny taova samihafa ao amin'ny vatana:
🥕 Karoty → manampy ny maso
🥛 Yaourt → manampy ny taolana
🫘 Tsaramaso mena → manampy ny voa
🧄 Tongolo gasy → manampy ny aty
🍍 Mananasy → manampy ny tonon-taolana
🌰 Voanjo (noix) → manampy ny atidoha
🫚 Sakamalaho → manampy ny vavony
🍅 Voatabia → manampy ny fo
🍠 Ovy mamy → manampy ny sarakaty (pancréas)
🥚 Atody → manampy ny hozatra
🥑 Avocat → manampy ny tranon-jaza
🍇 Voaloboka → manampy ny havokavoka
💚 Hafatra lehibe:
"Mihinàna sakafo mahasalama mba hitazonana ny fahasalaman'ny vatana. Ny sakafo tsara no fototry ny fiainana salama."
Mihinàna tsara, dia ho salama kokoa! 🌿💪😊

VOKATRIN'NY FIHINANANA VOAMADILO 🥔
18/05/2026

VOKATRIN'NY FIHINANANA VOAMADILO 🥔

VOKATRIN'NY FIHINANANA BAOBAB Andiany 2✔️Miaro ny sela amin'ny adin'ny oxidative: Ny polyphenols ao amin'ny vovoka baoba...
02/05/2026

VOKATRIN'NY FIHINANANA BAOBAB Andiany 2
✔️Miaro ny sela amin'ny adin'ny oxidative: Ny polyphenols ao amin'ny vovoka baobab dia antioxidant mahery izay manampy amin'ny fiarovana ny sela amin'ny fahanterana aloha loatra sy ny fahasimbana ateraky ny loto, ny adin-tsaina, na ny tsy fahampian-tsakafo.

✔️Mandrindra ny siramamy ao amin'ny ra: Hita tamin'ny fanadihadiana fa manampy amin'ny fampihenana ny fidiran'ny glucose aorian'ny sakafo ny fihinanana baobab, izay mahasoa ho an'izay mitady hifehy ny siramamy ao amin'ny ra.

✔️Manatsara ny fahasalaman'ny hoditra: Manampy amin'ny famokarana collagène ny vitamin C ao anatin'ny vovo-baobab, manampy amin'ny fitazonana ny hoditra malefaka sy tanora.

✔️ Manohana ny fahasalaman'ny taolana: Manankarena kalsioma ny vovo-baobab, ka mahatonga azy ho mpiara-miasa tsara amin'ny taolana sy nify salama.
🍃 100% Voajanahary – Tsisy effet secondaire

📞 Antsoy izao dia izao izahay: 038 95 042 75
Baobab Power… Hery voajanahary. Vatana matanjaka

















VOKATRA FIHINANA BAOBAB PARTIE 1  Ny vovoka baobab dia sakafo be otrikaina izay manome tombontsoa ara-pahasalamana maroI...
30/04/2026

VOKATRA FIHINANA BAOBAB PARTIE 1
Ny vovoka baobab dia sakafo be otrikaina izay manome tombontsoa ara-pahasalamana maro
Ireto ny sasany amin'ireo vokany:
✅Mampitombo ny hery fanefitra: Noho ny fisian'ny vitamina C miavaka, ny vovoka baobab dia mandrisika ny famokarana sela fotsy ary manatsara ny hery fiarovana.
-✅Manatsara ny fandevonan-kanina: Ny fibra ao vovoka ao baobab dia mampirisika ny fandevonan-kanina ara-pahasalamana, mandrindra ny fihetsehan'ny tsinay, ary mamelona bakteria mahasoa amin'ny tsinay.
✅Loharano angovo voajanahary: Ny vovoka baobab dia misy gliosida , potasioma ary vy, izay manome angovo maharitra

Afaka hahitana izany ato Aminay 😊


















AKORA VOAJANAHARY HANATSARANA NY TORIMASO SY HIADIANA AMIN’NY TSY FAHATORIANA Raha sendra manana olana amin’ny torimaso ...
27/04/2026

AKORA VOAJANAHARY HANATSARANA NY TORIMASO SY HIADIANA AMIN’NY TSY FAHATORIANA
Raha sendra manana olana amin’ny torimaso ianao dia azonao andramana ity fomba tsotra ity, satria mety hanampy betsaka amin’ny fanatsarana ny torimasonao.

❌Zavatra ilaina :
-akondro iray
-ranomafana

✔️Fomba hanaovana azy :
Tsara raha mihinana sakafo hariva aloha mba hahafahana matory ara-potoana. Rehefa avy misakafo dia mihinàna akondro iray, ary araho fisotroana rano mafana iray kaopy. Ity fitambarany ity dia manampy ny vatana hamokatra mélatonine haingana kokoa, satria ahitana otrikaina toy ny magnésium, potassium ary tryptophane. Ireo rehetra ireo dia manampy amin’ny fanalefahana ny saina sy ny vatana, ka manamora ny fahazoana torimaso tsara.

















Address

Analamahitsy

101

Telephone

+261389504275

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baobab POWER - complément Alimentaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your practice to be the top-listed Clinic?

Share