14/09/2026
โ
ORA Manambina โ
โ
ORA Majika โ
Raha olona teraka "Asabotsy" ianao dia @ 10 sasany maraina sy 6 sasany ariva ny Ora Manambina anao & Tsara Hanaovanao zavatra ny Rahampitso Talata.
( mijery calendrier @ phone ijerenao ny nahaterahanao ).
Hiezaka ny hizara isanandro aho dia mba samy mahazo ny anjarany
Fa Natokana / voatokana Hoan'i olona voamarina fa teraka Asabitsy ihany alo ireo Ora rahampitso ireo !!! , tsy mitovy ny an'i rehetra ary miovaova be izy io isanandro isankerinandro ary isambolana ...
Mbola ho velabelarintsika manaraka eo raha liana ianareo .
Fa raha tinao dia Lazao ny anao dia ho zaraiko miandalana eo avoko @ ambaratongany
mr zama : mitsabo ร distance & mivantana 0346036516