Mitsabo ny aretina rehetra

Mitsabo ny aretina rehetra 🍀Mitsabo ny aretina rehetra🍀
" 0342822873"

MITARIKA ARETIN'NY VOA Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toer...
12/09/2023

MITARIKA ARETIN'NY VOA
Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toerana eo @ ilakibo havia ka maka endrika rivotra na vongan-drivotra ka mitombo tsikelikely eo ka lasa mitondra trouble ,fikorontan'ny fiasan'ny hormone ao anaty sy manakorontana ny fiasan'ny taova ao anaty . Anisan'ny voakorontan' ny fisian'io vongan-drivotra io ny voa ka mahatonga ilay olona marary valahina matetika ,tsy mahavita mijoro ela na miondrika maharitra,lasa mipipy lava vao misotro rano kely ,poritra nefa rehefa mipipi dia kely no latsaka no sady manena vao mahalatsaka pipi,ary misy indray aza refa poritra dia mitady tsy ho tana izany raha somary tara kely ny mamonjy toeram-pivoahana.Marihana fa refa atao fitiliana anefa ny voa dia salama tsara,tsy ahitana soritr'aretina kanefa ianao mahatsapa marary valahina matetika.Mitondra faharerahana lava izany ka mahatonga ny hozatra ho manakotsako sy manaintaina ,ary te hiotra zany foana.Mitondra tsy fahitan-tory matetika koa izany.
Azo atao tsara ny mitsabo azy ,sy manafaka azy @ alalan' ny fanafody natoraly sy @ alalan'ny don Spirituel.
0342822873/0330392823
0326037515/0341289150

TSY VITAN' NY FANAFODY FA VITAN'NY VAVAKA    Misy aretina mety ho sitran' ny fanafody sy fitsaboana maro isan- karazany,...
13/07/2023

TSY VITAN' NY FANAFODY FA VITAN'NY VAVAKA
Misy aretina mety ho sitran' ny fanafody sy fitsaboana maro isan- karazany,fa misy koa anefa misy aretina tsy mihaisotra mihitsy ary tsy ho sitrana mihitsy fa vavaka no andrasany mba hampihetsika an' Andriamanitra dia manjavona ny loharanon' aretina
Misy olana vitanao ny mamaha azy amin' ny alalan' ny fampiasanao saina sy fahaizanao mihetsika sy mikaroka ,fa misy kosa olana tsy ho voavaha mihitsy fa vavaka no hanomezan' Andriamanitra vahaolana ho.anao sy hanolorany saina sy hevitra ho anao mba hivahan' izany olana izany
Misy ady sy zava- tsarotra maha- vaky saina tsy ho resinao mihitsy fa rehefa mivavaka miantso an' Andriamanitra mpamonjy ianao dia miravina ny olanao sy resy ny adinao !
Koa aza matoky tena eo amin' ny fiainana ,fa voafetra ny hery sy ny fahaizana ,fa mivavaha dia apetraho eo amin' ny Tompo ny adinao sy ny olanao ary ny aretinao fa vitany ny manafoana izany refa mino ianao!!!
Ianao zay efa nahatsapa nahazo valim-bavaka sy fanafahana ary fanambinana tamin'ny vavaka dia manao AMEN !eny fa na ianao mbola eo ampiandrasana ny valim-bavaka aza ." na dia mitaredretra aza Izy andraso ihany" fa raha mbola.hisy koa ny farany dia tsy ho foana ny fanantenanao🙏
Amen

INFECTION VAGINALEMYCOSE VAGINALE  Anisan'ny olana sedrain'ny vehivavy maro ireo ! Mety ho antony maro no antony mahaton...
20/06/2023

INFECTION VAGINALE
MYCOSE VAGINALE
Anisan'ny olana sedrain'ny vehivavy maro ireo ! Mety ho antony maro no antony mahatonga azy ! Fa ny ho zaraiko eto dia vokatry ny fisian'ny vongan-drivotra mandafika ny tranon-jaza izay atao ho LAFIKA izay mitondra trouble hormonale ka mampisy infection ,Mycose vaginale !
Matetika refa manao fitiliana dia tsy hita ary tsy fantatra ny fototra mahatonga azy io . Matetika dia mikorontana ny fadimbolana,ary douloureuse be ,mamoaka fofona maimbo sy masiso ,ary tsy mety afaka ,mitambaingana,
Maina ny col,ary dia tsy misy envie,kamo sy malaina manao RS aza ndray2,ary na manao RS aza dia tsy mahatsapa excitation,misy fotoana aza marary any anaty col'nao refa manao RS.
Refa tena milatsaka aza ny fakan'io lafika io dia misy zavatra maniry ao anaty col ,heno mibahana , manohana mihitsy ka lasa fahoriana ho an'ny vehivavy ny manao RS refa tonga izay fotoana izay fa tena mijaly sy marary ,ary mangirifiry mihitsy aza refa mipipi.
Matetika dia lasa mitondra korontana sy olana eo anivon' ny tokatrano io ,indrindra eo amin'ny mpivady satria lasa tsy tia manao firaisana ny vehivavy refa voan' io ka mahatonga fahasorenana eo amin' ny raim-pianakaviana ka mety ahatonga fahalavoana eo amin' lehilahy ,na miteraka fangatsiahan'ny fitiavana ka hampisy elanelana eo amin'ny mpivady.
Matetika ihany koa ny vehivavy misy an' ireo dia misedra olana aram-pitiavana satria tahakan'ny hoe vehivavy maditra no hitsaran'ny olona azy ndray2,na hoe ilay olon-tiany no mety voapanga ho maditra kanefa voka-dratsy entin'ny fisian'ny lafika ao anaty ilay izy.
Ny hanamarinana azy dia refa tsapanao fa tsy afa-drivotra lava ny kibonao,misy zavatra mikoraraika otran'ny kankana,misy zavatra mihetsika otran'ny zaza ao amin'ny ilakibonao gauche ary refa tsapaina dia misy zavatra mivongana manohitra marary ao @ ilakibo gauche dia ao ho mailo fa lafika io.
Azo atao tsara ny mitsabo sy manafaka izany @ alalan'ny Traitement naturel izay natao hanasitranana izany.Mp Direct🙏

Azo atao tsara ny mitsabo sy manafaka izany @ alalan'ny Traitement naturel izay natao hanasitranana izany.
MP. MP.

MITARIKA ARETIN'NY VOA Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toer...
16/06/2023

MITARIKA ARETIN'NY VOA
Maro no olona tsy mahalala fa ny vorika rehefa mahazo ny olona iray na vavy na lahy dia maka toerana eo @ ilakibo havia ka maka endrika rivotra na vongan-drivotra ka mitombo tsikelikely eo ka lasa mitondra trouble ,fikorontan'ny fiasan'ny hormone ao anaty sy manakorontana ny fiasan'ny taova ao anaty . Anisan'ny voakorontan' ny fisian'io vongan-drivotra io ny voa ka mahatonga ilay olona marary valahina matetika ,tsy mahavita mijoro ela na miondrika maharitra,lasa mipipy lava vao misotro rano kely ,poritra nefa rehefa mipipi dia kely no latsaka no sady manena vao mahalatsaka pipi,ary misy indray aza refa poritra dia mitady tsy ho tana izany raha somary tara kely ny mamonjy toeram-pivoahana.Marihana fa refa atao fitiliana anefa ny voa dia salama tsara,tsy ahitana soritr'aretina kanefa ianao mahatsapa marary valahina matetika.Mitondra faharerahana lava izany ka mahatonga ny hozatra ho manakotsako sy manaintaina ,ary te hiotra zany foana.Mitondra tsy fahitan-tory matetika koa izany.
Azo atao tsara ny mitsabo azy ,sy manafaka azy @ alalan' ny fanafody natoraly sy @ alalan'ny don Spirituel.
Raha liana sy mila fitsabaoana ianao dia mandefasa MP mivantana na miantso ny 📞034 12 891 50 📞 033 03 928 23 📞 034 28 228 73 📞
Aza adino ny manisy 👍 sy mipartage NY PEJY❤

LEHILAHY VOAN'NY VORIKA  Mitovy ihany ny toerana hipetrahan'ny vorika na lahy na vavy ,dia eo amin'ny ilakibo havia(gauc...
16/06/2023

LEHILAHY VOAN'NY VORIKA
Mitovy ihany ny toerana hipetrahan'ny vorika na lahy na vavy ,dia eo amin'ny ilakibo havia(gauche) eo foana ka maka endrika rivotra mivongana eo izy ary mitombo tsikelikely .Raha mbola kely izy io dia tsy hitan'ny fitaovam-pitiliana fa rehefa ngeza dia hita ka (Gaz ++) matetika no valiny ,ary refa matoy ,na masaka izy dia mitsonika mivadika rano ka mizihatra ny kibo ary tsy misy azo atao moa afa-tsy ny misintona ,manala ny rano
Fomba fisehony :Mikorontana tsy afa-drivotra ny kibo,ary mitombo koa indraindray,Lasa mora reraka,mitady ho sempotra refa manao zavatra mafy ,ary lasa misy palpitation mora taitaitra,sady lasa kizintina,sorana lava,mora tezitra,lasa tsy mahita tory ,marary ny valahina,na ny lamosina,lasa misy fahosana ny filahiana ,matsatso ny tsirin'aina ka mety hanana olana amin'ny fahazoana zaza ihany koa ,lasa mipipi lava satria tsy miasa tsara ny voa ,fanina ndray2,crampe ny ilany havia .Izany rehetra izany dia miseho sy mitranga nefa refa manao fitiliana dia " Negatif" ny valiny ,tsy hita ny soritr'aretina .Tsotra ny ahitanao izany fototr'aretina izany ,mipetraka eo ambony seza ianao dia ataovy misy mitsapa ny kibonao havia tandrifin'ny foitra fa misy zavatra mivongana manohitra marary ao refa tsapaina mafimafy ,dia io no mila esorina. Ny tena marina dia tsy mahafaty io raha tsy efa mivadika rano ka miparitaka fa ny hampahantra ,handany ny vola sy fananana ary ny harena no tanjony satria mitsabo ianao nefa tsy mahita rirany ary tsy fantatra io na inona na inona .Ny tena ratsy dia ny sakana(Blocage) entin'io ,matetika dia manana fiainana fiainana mitsotsorika sy tsy afak'olana ny lehilahy voan'io ,ary misedra olana aram-pitiavana koa matetika,mikorontana ny fiainana,manana olana arak'asa,ary tsy mahafehy ny ara-bola...
Azo atao tsara ny mandrava izany satria ny herin'ny MAZAVA dia afaka mamotika ny herin'ny maizina.
Izahay dia afaka manala sy mitsabo izany.
Mandefasa MP na miantso
📞 034 28 228 73 📞 033 03 928 23 📞

Address

Analamahintsy
Antananarivo
24072003

Telephone

+261342822873

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsabo ny aretina rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Mitsabo ny aretina rehetra:

Shortcuts

Share