01/08/2026
🧡AMIN'NY ENDRINY VAOVAO🧡
-----------------------------------------------
Ny endriny fotsiny no niova fa mbola Dité "SOYA CACAO" instantané ihany🥳🥰 rehefa ilay te hisotro mafana maika nefa be otrikaina iny.
🌿Soja 100%, tsara hendy, matsiro, efa mamy, fa ny tsirony mitovy amin' ny thé chocolat no maha Soya Cacao azy😋
✅Be otrikaina: calcium sy proteine
✅Tsara tsiro sy mety amin' ny olona rehetra
✅Atao dité, chocolat chaud, atao amin' ny katsaka, mangahazo, vary sosoa, dité, ronono, yaourt, kafe.... (mety daholo)
👉Natokana ho anareo te hatanjaka sy hahazo hery ary te ho nofosana sy bolangina💯💪
📩Midira MP manao commande na 📞034 50 241 09 dia anateranay raha lavitra Shop Liantsoa no misy anao🏷️
〽️Prix à partir de 1200 Ar, 2 200 Ar, 3 400Ar arakaraka ny grammage tianao
---------------------------------------------------------------