Dr Ony Ophthalmo

Dr Ony Ophthalmo 👁️ Ophtalmologiste (mpitsabo maso) 🇲🇬
🧠 Manabe • Mampieritreritra • Manazava
🔥 Introvert
✨ Bribes de pensées, humour & santé des yeux

Il/elle passe peut-être par des moments difficiles...Un peu de soutien ne fait jamais de mal 🤍
04/08/2026

Il/elle passe peut-être par des moments difficiles...
Un peu de soutien ne fait jamais de mal 🤍

"Travailler pour pouvoir repartir en vacances" 🫣Qu'est ce qui t'aide à te motiver les lundis?
03/08/2026

"Travailler pour pouvoir repartir en vacances" 🫣

Qu'est ce qui t'aide à te motiver les lundis?

Zah : Tsy hitako izay atao fa j'arrive pas à décider indray eh! Sady te hanapabolo zah no te handoko volo 🫤Izy : Tapahan...
02/08/2026

Zah : Tsy hitako izay atao fa j'arrive pas à décider indray eh! Sady te hanapabolo zah no te handoko volo 🫤
Izy : Tapahana fohy kely indray? dia inona ilay loko?
Zah : Eny, averina fohy kely dia atao mitovy loko am volon’i Eric Seo 🥹
Izy : Ataovy daholo eh! Sady misy effets tsara be izao izany rehefa maniry
Zah : 😍😍😍

Handeha hanangombola vola sy hitady mpandoko volo mahay izany knou... Des recommandations?

Aleo aloha asiana kely an'ito fa enjana ilay reprise ka...Isaky ny miverina eto Antananarivo ho'ah zah dia manontany ten...
31/07/2026

Aleo aloha asiana kely an'ito fa enjana ilay reprise ka...

Isaky ny miverina eto Antananarivo ho'ah zah dia manontany tena foana hoe fa inona àry no ataoko eto eh? Mikorontana be ny olona sy ny tanàna, mitohana ny fifamoivoizana, ny fahadiovana mbola mila ezaka be...

Avec modération mazava ho azy 😊

Bonjourrrrrr!Mirary soa oh 🥰
27/07/2026

Bonjourrrrrr!
Mirary soa oh 🥰

Bonjourrrrrrrr!Manao ahoana ny hatsiaka ao Antananarivo ao?Aty amin'ny toerana misy anay mafana be ny andro 😝🤭🫣 Iny zara...
20/07/2026

Bonjourrrrrrrr!

Manao ahoana ny hatsiaka ao Antananarivo ao?
Aty amin'ny toerana misy anay mafana be ny andro 😝🤭🫣 Iny zaraiko ao anaty sary iny ny hafanana fa raiso oh

Dia mirary fahombiazana ho an’ireo mpanala fanadinana sy ny RADny 💜

Afakafak’aho mahita 😸 oh!Firy no hitanao?
17/07/2026

Afakafak’aho mahita 😸 oh!
Firy no hitanao?

11/07/2026

"Misy fiara 4×4 mainty tsy misy plaque"...
Sao dia izao no fotoana handraisana fepetra @ ireo fiara maro be mifamoivoy eto amintsika nefa dia tsy misy takelaka laharana akory? Sa ve hoe an an an? 🤷🏾‍♀️

07/07/2026

Lasa ny saiko mandinika hoe ahoana hono izany ny mba ho avin'ireo kilonga eto amin'ity firenentsika ity?
Fandriampahalemana? Asa?... 🤐😮‍💨😢

Ontsa ny fo.

Address

Bypass Iavoloha
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Ony Ophthalmo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share