ed1.mg

ed1.mg " Izaho mitsabo, ianao mino".

02/02/2026

Misy ity aretina ity ka samia mailo.

26/08/2025
MITANDREMA AMIN'NY ED1 SANDOKA:Ho anareo izay efa zatra nampiasa ED1 ka nahita tombontsoa dia tandremo mividividy foana ...
03/04/2025

MITANDREMA AMIN'NY ED1 SANDOKA:

Ho anareo izay efa zatra nampiasa ED1 ka nahita tombontsoa dia tandremo mividividy foana fa efa misy toerana voatokana hivarotana azy ireny ary tsy azo entina miteny trano na atao dokam-barotra amin'ny tambazotran-tserasera (Facebook, ...).
Nosafidiana manokana hoentina hanasoavana ny mpiara-belona izay mino eto amin'ny tanindrazana, ary sandoka ireny mpivarotra ED1 mandehandeha sy manao dokam-barotra amin'ny Facebook ireny ka mitandrema fa sarobidy ny aina ary saro-pady ny fahasalamam-bahoaka.

Manasa anao hanaraka ny fandaharana "Santé Hebdo" ao amin'ny TVM ny sabotsy 31 desambra 2022 ho avy izao, amin'ny 5 ora ...
29/12/2022

Manasa anao hanaraka ny fandaharana "Santé Hebdo" ao amin'ny TVM ny sabotsy 31 desambra 2022 ho avy izao, amin'ny 5 ora sy sasany hariva. Ho vahin'ny fandaharana RAKOTOMALALA Edmond, mpikaroka momban'ny raokandro Malagasy, mpitsabo nentim-paharazana.
Famerenana ny Alatsinainy 02 janoary 2023 amin'ny 12 ora atoandro.

Manaraha finaritra tompoko!

Manasa anao hanaraka ny fandaharana "Savaravina" ao amin'ny onjam-peo nasionaly  (RNM 99.2MGHz) ny alahady 27 Novembre 2...
26/11/2022

Manasa anao hanaraka ny fandaharana "Savaravina" ao amin'ny onjam-peo nasionaly (RNM 99.2MGHz) ny alahady 27 Novembre 2022 ho avy izao, @ 7 ora sy sasany hariva aorian'ny vaovao. Ho vahin'ny fandaharana RAKOTOMALALA Edmond, mpikaroka momban'ny raokandro Malagasy, mpitsabo nentim-paharazana.

Mihainoa finaritra tompoko!

12/08/2022

ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO
Ny fisehon'ny "Variole du Singe"
----

Address

Antananarivo

Telephone

+261342133313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ed1.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share