Hezekia Rajaonarivelo - Kinésithérapeute diplômé d'état

Hezekia Rajaonarivelo - Kinésithérapeute diplômé d'état Kinésithérapie - Rééducation

12/03/2024

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy rehetra.
Faly mampahafantatra atsika ny tenako fa efa afaka manomboka mandray marary @ cabinet indray ankoatra ireo marary aleha any an-trano. Izany dia noho ny fiaraha-miasa @ clinique St Joseph Médical Anosivavaka
Ho atsika izay mila fanampim-panazavana ary dia ho alefako eto ireo laharana finday ahafahana mifandray.

👉🏼 034 64 579 07 (Hezekia) ora fandraisana antso sy fandraisana marary ary fangalana RDV @ 8 ora ka h@ 11 ora maraina
Alatsinainy ka h@ Zoma
N.B: tsaratsara kokoa tonga dia miantso fa ny hafatra miafina mety tsy ho araka
👉🏼 034 05 464 14 ( Clinique St Joseph Médical Anosivavaka

Mirary soa ho antsika ary dia mirary fahasalamana ihany koa.

10/08/2023

Miarahaba antsika rehetra.
Noho ny fifandaminana sy antony manokana dia tsy disponible aloha ny cabinet pendant 3 mois nefa kosa afaka mandray rendez-vous ho an'ireo à domicile ny week-end.
Fanamarihana kely fotsiny hoe tsaratsara tonga dia miantso mivantana ho an'ireo haka RDV
Ora fandraisana antso:
⌚@ 6ora maraina ka h@ 8ora maraina
⌚@ 6ora hariva ka h@ 8ora alina

Ho an'izay mila fanazavana fanampiny ary dia afaka miantso mivantana na miresaka ao @ hafatra miafina fa ialana tsiny sahady fotsiny ny @ mety fahatarana kely ny @ famaliana.

Mirary soa ho antsika rehetra.

29/06/2023

Miarahaba atsika rehetra. Faly mampahafantatra atsika fa afaka manao ny traitement à domicile ho an'ireo izay tena tsy afaka manatona ny cabinet, ho an'ireo mila ny fitsaboana kinésithérapie. Ankoatra izay nefa dia mitohy hatrany ny fitsaboana ato @ cabinet ho an'ireo afaka manatona.
Marihina fa azo atao tsara ny miantso mivantana ny laharana @ page na miresaka mivantana @ mp.
Mirary soa hatrany.

20/06/2023

Ny service rééducation fonctionnelle ato @ cabinet misy ahy dia mbola misokatra hatrany ho an'ireo izay mila ny fitsaboana kinésithérapie.
Ho an'izay liana na mila fifanampiana @ izany resaka izany dia manasa anao hiresaka mivantana @ page na miantso ny laharana efa misoratra @ page
Mirary soa daholo tompoko...

20/12/2022

À partir 09 Janvier 2023 indray vao mandray RDV kiné sy mandray patient ny service...misaotra tompoko...

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:30 - 16:30
Wednesday 08:30 - 16:30
Thursday 08:30 - 16:30
Friday 08:30 - 16:30
Saturday 09:00 - 16:00

Telephone

+261346457907

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hezekia Rajaonarivelo - Kinésithérapeute diplômé d'état posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Hezekia Rajaonarivelo - Kinésithérapeute diplômé d'état:

Share