IMRA - Produits Masy

IMRA - Produits Masy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IMRA - Produits Masy, Pharmaceuticals, Lot AVB 76 Avarabohitra Itaosy, Antananarivo.

La fondation pour la promotion de la santรฉ et de l'agronomie tout en soutenant la formation universitaire ainsi que les programmes de sauvegarde et de protection de la biodiversitรฉ afin d'assurer un dรฉveloppement durable ร  Madagascar.

Fiverenana an-tsary ny Andron'ny ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐€๐Ÿ๐ซ๐ข๐ค๐š๐ง๐ข๐ง๐š (๐‰๐€๐Œ๐“ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”), izay natao ny Zoma 28 Aogositra 20...
31/08/2026

Fiverenana an-tsary ny Andron'ny ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›๐จ๐š๐ง๐š ๐๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐€๐Ÿ๐ซ๐ข๐ค๐š๐ง๐ข๐ง๐š (๐‰๐€๐Œ๐“ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”), izay natao ny Zoma 28 Aogositra 2026 lasa teo.

Hetsika nentina nanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin'ireo mpisehatra samihafa, mba hampiroboroboana ny fikarohana sy hanomezana lanja ny fitsaboana nentim-paharazana malagasy, ho tombontsoan'ny fahasalamam-bahoaka.

26/08/2026

IMRA Produits Masy, ho hitanao eny amin'ny JAMT 2026 na ( ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ง๐žฬ๐ž ๐š๐Ÿ๐ซ๐ข๐œ๐š๐ข๐ง๐ž ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐ฆ๐žฬ๐๐ž๐œ๐ข๐ง๐ž ๐ญ๐ซ๐š๐๐ข๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ง๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ), ny Zoma 28 Aaoรปt 2026 hoavy izao, manomboka amin'ny 8 ora maraina eny amin'ny efitrano malalaka ๐๐ฅ๐š๐ง ๐€๐ง๐จ๐ฌ๐ฒ.

Lohahevitra :
" Fandinihana ireo ezak'i pikarohana sy fampandrosoana miompana amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, ho fampiharana ny tolotra fahasalamana ho an'ny daholobe manerana ny Faritra Afrikanina. "

Anasana antsika rehetra liana amin'ny fahaiza-manaon'ny IMRA sy ny fitsaboana nentim-paharazana.

IMRA - Avarabohitra ItaosyToerana fizaham-pahasalamana, misokatra ho an'ny rehetra. Ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma, ami...
24/08/2026

IMRA - Avarabohitra Itaosy

Toerana fizaham-pahasalamana, misokatra ho an'ny rehetra. Ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma, amin'ny 08 ora maraina hatramin'ny 04 ora hariva.
Tsy misy famandrihan-toerana (rendez-vous) fa milahatra.
Dokotera Gรฉnรฉraliste.

laharan-tariby raha mila fanazavana fanampiny:
๐ŸŽ๐Ÿ‘๐Ÿ’ ๐Ÿ–๐Ÿ“ ๐Ÿ‘๐Ÿ–๐Ÿ ๐Ÿ–๐Ÿ–

๐…๐€๐๐‰๐€๐“๐Ž๐๐˜ โ€“ ๐•๐š๐ก๐š๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ง๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ซ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง-๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ฌ๐จ.Manampy anao amin'ny fampitoniana ny va...
19/08/2026

๐…๐€๐๐‰๐€๐“๐Ž๐๐˜ โ€“ ๐•๐š๐ก๐š๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐ง๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ซ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง-๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ฌ๐จ.

Manampy anao amin'ny fampitoniana ny vatana sy ny saina amin'ny fomba natoraly. Mampidina ny tosidra ambony ihany koa.

Boรฎte de 7 infusettes de 5 g.

Hitanao eny amin'ny tranom-barotra IMRA sy ireo mpandrinjara IMRA rehetra.
Laharana IMRA: 034 85 381 88

๐‡๐ฎ๐ข๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐ฌ : ๐‹๐š ๐ฉ๐ฎ๐ข๐ฌ๐ฌ๐š๐ง๐œ๐ž ๐๐ž๐ฌ ๐ฉ๐ฅ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐žฬ ๐ŸŒฟร€ travers notre gamme de 11 huiles essen...
17/08/2026

๐‡๐ฎ๐ข๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ž๐ฌ๐ฌ๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐ฌ :
๐‹๐š ๐ฉ๐ฎ๐ข๐ฌ๐ฌ๐š๐ง๐œ๐ž ๐๐ž๐ฌ ๐ฉ๐ฅ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐ž ๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐žฬ ๐ŸŒฟ

ร€ travers notre gamme de 11 huiles essentielles (10 ml) ๐Ÿ’ง, dรฉcouvrez toute la richesse d'une biodiversitรฉ unique aux vertus thรฉrapeutiques exceptionnelles.

Ravintsara, Evoka, Cannelle ou Ylang-Ylang : nos extraits concentrent la puissance de la nature malgache pour renforcer votre immunitรฉ, apaiser votre esprit et soulager vos maux du quotidien.

Le meilleur des plantes, pur et efficace.

๐ƒ๐ข๐ฌ๐ฉ๐จ๐ง๐ข๐›๐ฅ๐ž ๐๐š๐ง๐ฌ ๐ง๐จ๐ฌ ๐ฉ๐จ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ ๐๐ž ๐ฏ๐ž๐ง๐ญ๐ž ๐ž๐ญ ๐œ๐ก๐ž๐ณ ๐ง๐จ๐ฌ ๐ซ๐ž๐ฏ๐ž๐ง๐๐ž๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐Ÿ“.

๐Ÿ“ž Contact : 034 85 381 88

Andro voalohany amin'ny FIER MADA 2026.Mbola mitohy ny hetsika hatramin'ny Alahady 09 Aogositra 2026.Tel : 034 85 381 88...
05/08/2026

Andro voalohany amin'ny FIER MADA 2026.
Mbola mitohy ny hetsika hatramin'ny Alahady 09 Aogositra 2026.
Tel : 034 85 381 88

๐†๐š๐ฅ๐ž๐ญ๐ญ๐ž ๐‚๐š๐ฅ๐œ๐ข๐ฎ๐ฆ, ( namboarina avy amin'ny Calcium Masy. )1 000Ar ny vidiny, Fatran'ny calcium ilaina amin'ny andro iray ...
04/08/2026

๐†๐š๐ฅ๐ž๐ญ๐ญ๐ž ๐‚๐š๐ฅ๐œ๐ข๐ฎ๐ฆ, ( namboarina avy amin'ny Calcium Masy. )
1 000Ar ny vidiny, Fatran'ny calcium ilaina amin'ny andro iray ny fonosana iray.

Ho hitanao eny amin'ny FIER MADA 05 hatramin'ny 09 Aogositra 2026 izao sy ireo Points de Vente IMRA rehetra.

Tel : 034 85 381 88

๐Œ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ๐ง๐š : Fanampin-tsakafo manankarena protรฉine, vitamine B sy C, ary fer.Mety tsara ho an'ny zaza mitombo, ireo...
03/08/2026

๐Œ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ๐ง๐š : Fanampin-tsakafo manankarena protรฉine, vitamine B sy C, ary fer.

Mety tsara ho an'ny zaza mitombo, ireo olona mitady lanja, ny mpanao fanatanjahantena, ary ireo avy narary. Vokatra vita amin'ny sakafo natoraly malagasy.

Ho hitanao eny amin'ny FIER Mada, ny 05 hatramin'ny 09 Aogositra 2026, eny amin'ny Kianja Maki Andohotapenaka.


Tel : 034 85 381 88

Maro ianareo no manontany ny toerana ahitana ny Vokatra IMRA, ankoatra ny ety Avarabohitra Itaosy. Indro ary ny lisitr'i...
28/07/2026

Maro ianareo no manontany ny toerana ahitana ny Vokatra IMRA, ankoatra ny ety Avarabohitra Itaosy.

Indro ary ny lisitr'ireo tranom-barotra IMRA eto Antananarivo sy ny any amin'ny Faritra. Misokatra manomboka amin'ny 08 Ora maraina hatramin'ny 04 Ora hariva, ny Alatsinaina hatramin'ny Zoma. ๐Ÿ•’

Ny fizahana ara-pahasalamana kosa dia ety Avarabohitra Itaosy irery ihany.

ODY FERY MEVAPommade Cicatrisante ร  base de Talapetraka ( ๐‘ช๐’†๐’๐’•๐’†๐’๐’๐’‚ ๐‘จ๐’”๐’Š๐’‚๐’•๐’Š๐’„๐’‚ ) de Madagascar. Disponible auprรจs de vos ph...
23/07/2026

ODY FERY MEVA
Pommade Cicatrisante ร  base de Talapetraka ( ๐‘ช๐’†๐’๐’•๐’†๐’๐’๐’‚ ๐‘จ๐’”๐’Š๐’‚๐’•๐’Š๐’„๐’‚ ) de Madagascar. Disponible auprรจs de vos pharmacies et des points de vente IMRA les plus proches.

IMRA, conservateur de la biodiversitรฉ et pionnier des recherches sur les plantes mรฉdicinales depuis 1957.

Infoline : 034 85 381 88

Address

Lot AVB 76 Avarabohitra Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00

Telephone

+261348538188

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IMRA - Produits Masy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to IMRA - Produits Masy:

Shortcuts

Share