Amula Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amula, Meditation Center, mihitsy, Antananarivo.
(1)

FISARIHANA CLIENTSπŸ™‚Hoan'izay manana tsena na fivarotana nefa tsy mb misy mpanontany mihints dia ataovy ity fa mahasoa an...
19/01/2026

FISARIHANA CLIENTS

πŸ™‚
Hoan'izay manana tsena na fivarotana nefa tsy mb misy mpanontany mihints dia ataovy ity fa mahasoa anao.
Inoako fa samy mahalala an'izany aviavy zany daholo ny rehetra e...
FANAOVANA AZY:asio ravina aviavy miisa sivy 9 ao anaty fitoerambolanao na ao amin'ny birao fandraisanao client! Izay ihany dia vita.
aza adino ny purfication alohan'ny rituel Mirary fahombiazana hoanao!
Aluma


πŸ™πŸ™πŸ™
18/01/2026

πŸ™πŸ™πŸ™

πŸ’« Misaotra an'ireo efa ato! Raha mbola tsy nanindry "Suivre" ianao, dia manaova izany izao β€”tsy ho very amin'ny hafatra ...
22/07/2025

πŸ’« Misaotra an'ireo efa ato! Raha mbola tsy nanindry "Suivre" ianao, dia manaova izany izao β€”
tsy ho very amin'ny hafatra manandratra ianao 😌
➑️ Tsindrio eto ambony βž• Suivre / S'abonner dia miditra amin’ny lalan’ny fahendrena ianao.

16/07/2025

Raha tsapanao fa misy antso ao anatinao, antso mitady fandriampahalemana, fahendrena, ary fahazavana anaty…araho πŸ™ Aluma

π€π‹π”πŒπ€ π‚πˆπ‘π‚π‹π„Andeha ho namanay, any  amin'ny faritra ianao nefa maniry ny hanaraka sy hiditra ho pikambana amin vondrona ...
15/07/2025

π€π‹π”πŒπ€ π‚πˆπ‘π‚π‹π„

Andeha ho namanay, any amin'ny faritra ianao nefa maniry ny hanaraka sy hiditra ho pikambana amin vondrona π‘¨π’π’–π’Žπ’‚ ,natao hoanao ity. Group privΓ© iray izay natao hizarana fahalalana ara_panahy toy ny:

πŸ§˜β€β™‚οΈ Samādhi – fisaintsainana ambony (meditation)
πŸ” Fahalalana miafina sy fombafomba ara-panahy
🎧 Audio fisaintsainana sy torolalana amin’ny teny malagasy
πŸ“š Boky sy fanazavana tsy avoaka imasom-bahoaka izay natokana hoan'ny pikambana Aluma nororatan'i Maharaji Baba Vanga
πŸ’¬ Dinika sy fanontaniana amin’ny mpitarika (live session)
πŸ‘οΈfanazavana feno am ireo mot de pouvoir sy rituel isakarazany

πŸ’Ž Group premium
πŸ”“ Manokatra varavarana mankany amin’ny fampandrosoana anaty sy hery vaovao.

πŸ“₯ Raha mila fanazavana fanampiny sy hiditra: πŸ‘‡πŸ‘‡πŸ‘‡

πŸ’Œ Alefaso eo ambany ny teny "ALUMA" na koa ao amin'ny Mp fa hovaliana ianao.
πŸ“² Na tsindrio eto:

✨ Fanamarihana:
Ity vondrona ity dia voafetra ho an'ireo tena vonona hanomboka Dia ara-panahy lalina, ka voaaro sy voatsara ny ao anaty.Tsy toy ny vondrona mahazatra, miavaka sy misy ny discipline mila arahina ,Ianao ve toa ahy?? Vonona aho hizotra amin'ny fahamarinana sy fahendrena π˜π€π‡ π€π‹π”πŒπ€ πŸ™πŸ™πŸ™


#π’Žπ’†π’…π’Šπ’•π’‚π’•π’Šπ’π’
#π’‚π’π’–π’Žπ’‚
#π‘¨π’Œπ’π’'π’π’š_π’‡π’‚π’π’‚π’‰π’š
#π‘Ήπ’‚π’‡π’‚π’π’‚π’Šπ’Œπ’š

πŸ™Mot de pouvoir maherivaikaπŸ™____________________________________________ "Tsy maintsy mangina isika mba afahatsika mihai...
14/07/2025

πŸ™Mot de pouvoir maherivaikaπŸ™
____________________________________________

"Tsy maintsy mangina isika mba afahatsika mihaino ny ao anatitsika sy ny ety ivelany"

Matetika no miasa saina fona ianao ,mikorotantsaina na tebiteby sy ahiahy.Anisan'ny fototra iray lehibe izay manimba ny tsirairay na ny mpiarabelona ny tsy fahaizana mangina. Ndao hatoroko technique iray ianao ary manomboka androany dia hiova ianao ka hahay hihaino ny ao anatinao, hahay hifehy ny saina sy ny vava ka hanananao ny fifantohana lalina indrindra rehefa manao meditation.

Ento any anaty natiora ny vatanao πŸ˜‰
Mandehana mamonjy toerana iray izay tena calme sy madio, ohatra eny antendrombohitra, amorondrano, anaty Ala etc.. Azonao atao ny mitsangana, mipetraka na position lotus fa izay mampahazo aina anao atao,rehefa afaka misintona rivotra ampitoniana ianao dia mety.
Inona no atao???
1 πŸ‘οΈ Akipy moramora ny maso ary ahitsy tsara ny hazondamosina
2.πŸ‘ƒ Misintona rivotra moramora amin orona farakizay vitanao ary avoaka moramoraavy hatrany amin'ny orona iany, avereno im_pito (7) io fihetsika io
3🀲 Tonony na avereno intelo ity " So Hum " apiarahina amin'ny fiverivezin fofon'aina .
Tonony mba hifandrainao amin natiora sy manampy anao hahatsapa ny maha izy anao.

namastAluma?πŸ™
Aluma abone & Partage

πŸ’œ π‡π€π…π€π“π‘π˜ πŒπ€π‡π€π‘π€π‰πˆ πŸ’«πŸ’₯Maharaji milaza hoe :"Tsy mila mitady any ivelany ianao… fa ao anatinao no misy ny fahazavana  izay...
08/07/2025

πŸ’œ π‡π€π…π€π“π‘π˜ πŒπ€π‡π€π‘π€π‰πˆ

πŸ’«πŸ’₯Maharaji milaza hoe :

"Tsy mila mitady any ivelany ianao… fa ao anatinao no misy ny fahazavana izay mila aseho”
β€” Maharaji Baba Vanga

πŸ§˜β€β™‚οΈ Mandiniha. Ao am-ponao no misy izay notadiavinao hatrizay.

πŸ“£ Zarao amin’ny hafa ity teny ity raha nahakasika anao.
πŸ‘‡ Aza hadino ny mametraka eo ambany ny oe izaho dia hazavana

Aluma

Inona no atao hoe Fisaintsainana? 🌿🧘 Inona no atao hoe fisaintsainana?Ny fiisaintsainana no anisan'ny fotoana iray anjak...
07/07/2025

Inona no atao hoe Fisaintsainana? 🌿
🧘 Inona no atao hoe fisaintsainana?
Ny fiisaintsainana no anisan'ny fotoana iray anjakan’ny fahanginana sy fahatsiarovan-tena.
Tsy fahanginana fotsiny, fa fitodihana ao anaty.
Fomba iray hampitoniana ny saina, fihetsika mitondra fiadanam-po sy Hazavana.
Tsy voatery hisy fombafomba na fanompoam-pivavahana.ny fandinihantena....

Mitazana. Mihaino. Mihaino izay tsy re.
Ao amin’ny fahanginana no andrenesantsika ny tena Izy,
ilay mangina fa tsy miteny,
Ao no ahenoana sy amantaranao zavatra maro, ary isan'ny mitarika antsika hoamin-katsaram-panahy sy fahendrena.

🌸 Atsaharo vetivety ny hafanam-po sy hatezerana
Mifantoha amin’ny fofona iray dia ny fofonaina izany
Ao no miafina ny fandriampahalemana na fiadanampo

🟣 Miaraka amin’ny Aluma, dia manomboka hizotra ny lalana marina isika
Miaina. Mihaino. Miverina amin’ny tena.

Aluma πŸ™πŸ™πŸ™


zarao amin namanao 🀝🀲🀲

ny teny " NAMASTΓ‰ " πŸ™πŸ”Ή Inona marina ity hoe "NamastΓ©" ity?NamastΓ© dia teny sanskrit izay matetika ampiasaina amin’ny fia...
04/07/2025

ny teny " NAMASTΓ‰ " πŸ™
πŸ”Ή Inona marina ity hoe "NamastΓ©" ity?
NamastΓ© dia teny sanskrit izay matetika ampiasaina amin’ny fiarahabana na fisarahana ao amin'ny tontolon'ny ara_panahy, indrindra amin’ny fanao yoga, fisaintsainana (meditation) na fivavahana.

πŸ”ΈFomba Famakiana
➑️ na-ma-sté (toy ny hoe: na-ma-stey)
πŸ”Ή Dikan-teny ara-bakiteny (avy amin'ny Sanskrit):
NamaαΈ₯ = fanajana / fiondrika
Te = ho anao
➑️ NamastΓ© = β€œMiondrika aminao aho” na β€œManaja anao aho”
➑️ Amin’ny lafiny ara-panahy ato amin'ny ALUMA dia
"Ny fahazavana ato anatiko dia miarahaba sy manome voninahitra ny fahazavana ao anatinao."
Mety ho gaga ianao oe inona izany teny sansikrit , aza manahy fa mbola hoazavaina anao miandalana indrindra hoan'ireo mpikambana ato amin'ny ALUMA

Ny fiadanana sy fahasoavana hirotsaka aminao 🀲🀲🀲
NamastΓ© πŸ™
Aluma abonne vous
Rafanaiky Baba Vanga

Address

Mihitsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amula posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share