Soins infirmière à domicile -V

Soins infirmière à domicile -V Infirmière Diplômé d'Etat

17/06/2026

Salama daholo
Ho an'ireo mitady infirmière na Aide soignante na Dokotera à domicile dia izahay afaka manantona anareo
Soins infirmiers :
👉 Pansement
👉 Mametaka Sérum
👉 Manindrona
👉 Manao prélèvement

N. B: Afaka manao garde malade
, Dokotera afaka manantona manao consultation

Tongava mp izay liana na miantso ny laharana 0344306887

27/05/2026

Salama daholo
Izahay dia mbola afaka manao any antrano toy ny :
👉 Pansement
👉Mametaka serum
👉Manindrona
👉Manao prélèvement
Raha mila infirmière hanao ireo ianareo dia afaka mandefa message na miantso ny laharana 0344306887
N.B : Afaka manao garde malade ihany koa izahay

11/05/2026

Salama tompoko
Izahay dia afaka manantona anareo any antrano raha mitady hanao ianareo ary afaka manao ihany koa na any antrano na any amin'ny hopitaly.
Soins infirmiers :
👉 Pansement
👉 Mametaka Sérum
👉 Manindrona (Injection) fanafody

N. B : Manana Dokotera afaka manao consultation any antrano ihany koa izahay

Raha mahaliana anareo dia tongava mp na Tonga dia miantso ny laharana 0344306887

17/04/2026

Salama tompoko
Ho anareo sahirana mitady infirmière hanao soin any antrano dia izahay afaka manantona anareo
Soins infirmiers :
👉Pansement
👉Mametaka Sérum
👉Manao injection
👉Manao prélèvement
Afaka manao garde malade any antrano na any amin'ny hopitaly ihany koa
N. B: Manana Dokotera afaka manao consultation any antrano
Tongava 📩mp na miantso ny laharana 📞0344306887

14/03/2026

Salama tompoko
Izahay tompoko dia afaka manao any antrano sy afaka manao malade any antrano na any amin'ny hopitaly
N. B : Raha mila dokotera hanao consultation ihany koa dia misy ato aminay
Tongava 📩mp na miantso 📞 ny laharana 0344306887

07/03/2026

Salama daholo o
Izahay dia afaka manantona anareo any antrano manao ary afaka manao garde malade ihany koa na any antrano na any amin'ny hopitaly.
Tongava mp izay mitady na Tonga dia miantso ny laharana 0344306887
Misy (e), soignante

25/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Joséa Rianala, Zënÿ Eulh, Tsilanihasy Deramany, Rahariliva Miraniaina

23/02/2026

Salama tompoko
Ho anareo sahirana mitady Infirmière à domicile na Dokotera dia izahay afaka manantona anareo any.
Manao toy ny : , Mametaka , Manindrona,Manao , ...
Manao malade any antrano na any amin'ny hopitaly
Manao any antrano ny Dokotera

Tongava 📩mp na miantso ☎ ny laharana 0344306887

Address

Andraisoro
Antananarivo

Opening Hours

Monday 05:00 - 19:00
Tuesday 05:00 - 19:00
Wednesday 05:00 - 19:00
Thursday 05:00 - 19:00
Friday 05:00 - 19:00
Saturday 05:00 - 19:00
Sunday 05:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soins infirmière à domicile -V posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category