07/05/2026
🍀HERPÈS GÉNITALE 🍀
Endriky ny herpès génital
Ny Herpès génital dia matetika miseho toy izao:
1 Misy boutons madinika misy rano
2 Rehefa vaky ireo dia lasa fery marary
3 Mety mangidihidy na mavaivay
4 Indraindray misy fanaintainana rehefa mpipy
✅ Mety hiseho amin’ny:
filahiana,
fivaviana,
fitombenana,
na manodidina ny vava
✅Fahasamihafany amin’ny aretina hafa
Herpès génital
Boutons misy rano
Marary sy mavaivay
Miverimberina matetika
✅ Gonorrhea (angatra)
Misy pus na tsiranoka mavo/maitso
Marary mikoriana
Tsy dia misy boutons
✅Syphilis
Misy fery iray matetika
Tsy dia marary
❌Raha tsy tsaboina dia mety hiharatsy❌
🍀 Izahay dia manana fanafody🍀
mampihena fanaintainana,
mampamaina ny fery,
mampihena ny fiverimberenany.
Torohevitra ✔️
Aza kitihana matetika ny fery
Sasao madio sy maina ilay faritra
Aza manao firaisana mandra-pahasitran’ny fery
Mampiasa préservatif foana
Midira hafatra mihafina ra misy mahalina anao
Tel 0386139300