18/06/2026
IREO POINT MOMBA NY FITADIDIANA sy FIFANTOHANA.
👉MEMOIRE ET CONCENTRATION.
Dia io ary izy io dia vakio tsara ny fomba anaovana azy👇
*** Ireto point miaraka ireto dia afaka manatsara ny fitadidiana sy ny fifatohana ho an'ny mpianatra,mety ihany koa ny olon-dehibe,ary indrindra ihany koa ho an'ny antitra..
***Ny fomba fanorana ilay point👉 Apetraka eo amin'ny point ny loha-tondro,tsindriana sady ahodinkodina manao cercle kely,aingaingana ny anovana azy. Tokony harary ilay point raha azo tsara. Matetika dia tsara ny vokatra azo.
*** 10 segondra eo ny massage point iray ( 1 )
*** Fanamarihana: Tsy azo atao ela ny manotra ny point iray ( 1 ) ho an'ny antitra fa mety ho savolaina be izy,Tsara anefa ny vokatra azo raha atao massage tsara daholo ny point rehetra..
🌿Pejy fb: massage a domicile Mada
🙏 Mirary saina,vatana,fanahy tomady ry namako.