NaturoPharma Talatamaty

NaturoPharma Talatamaty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NaturoPharma Talatamaty, Medical and health, Antananarivo.

Tonga iany ilayyyyy nandrasannnnna. 🎊🎊Fihaonan'ny mpihaino Natiora Radio 98.2, sy ny mpamonjy conférence....🥰  Fihaonana...
04/03/2026

Tonga iany ilayyyyy nandrasannnnna. 🎊🎊

Fihaonan'ny mpihaino Natiora Radio 98.2, sy ny mpamonjy conférence....
🥰 Fihaonana mivantana @ Zoky Andry sy ny ekipan'ny Naturopharma ary ny Natiora Radio !

📌 MANKAFY CABANE Ambohimanambola
📆 Alahady 15 Marsa 2026

Toy izao ny andinindininy:

☑️ Fiaingana am 7ora Maraina eo Ambohijatovo ambony
☑️ Fiverenana am 15h30 miala any Ambohimanambola.
☑️ Mitondra sakafo sahaza ( laoka iraisana na hen'omby na henan'akoho).
💚 Mitondrà jus sy maskita mba hiarahana mitonotono

💸 Fandraisana anjara : 8000ar frais aller retour miampy fidirana ao eny an-toerana

↗️ Fandaharam-potoanana

Hisy kilalao iraisana
Hisy ihany koa fifankafatarana ary fanolorana ireo birao mandrafitra ny vondron'ny mpamonjy conférence ..
Ary n'y tena zavadehibe Dia hisy torohevitra arapahasalamana

💸 Ny tapakila dia azonao raisina ao am birao naturopharma ambodin'isotry dieny izao.
Araho tsy tapaka eto @ onjampeo ny vaovao!

Koa tongava maro ro lay eeee.

✅Ny vokatra Naturopharma Zoky Andry Mampifaly dia afaka Jifainao ao @ Arielle boutique Ampitatafika ampitan'ny pharmacie...
03/03/2026

✅Ny vokatra Naturopharma Zoky Andry Mampifaly dia afaka Jifainao ao @ Arielle boutique Ampitatafika ampitan'ny pharmacie Patty!
Tel:038 94 267 34
Page : elle boutique

Address

Antananarivo

Telephone

+261341303157

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NaturoPharma Talatamaty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share