MULA Center

MULA Center Experience a profound travel journey! Yoga - Forest bathing - Meditation - Thérapies holistiques

10/06/2026

Hello 👋 Misy yoga isika androany Alarobia 16h.
Tongava izay afaka.

08/06/2026

Hello 👋
Tsisy yoga androany hariva 16h fa rahampitso Talata maraina 7h indray 🙏

04/06/2026

Namaste 🙏
Amin'ny 7 maraina ny séance de yoga antsika no manomboka rahampitso Zoma.

Natao ho an'ny rehetra ireto séances ireto. Afaka tonga ianao na dia mbola tsy nanao yoga mihitsy aza. Misorata anarana ...
02/06/2026

Natao ho an'ny rehetra ireto séances ireto. Afaka tonga ianao na dia mbola tsy nanao yoga mihitsy aza. Misorata anarana ao amin'ny MP dia lazao ny andro sy ora mety aminao.

✅ Hatha yoga
✅ Ashtanga vinyasa
✅ Pranayama - Meditation

📅 Daty : 4 hatramin'ny 10 JUIN 2026
⏰ Ora : 7h - 8h15 sy 16h - 17h15
📍 Toerana : ROOV Mahazo (en face de la banque BOA)

⚠️Fandriho mialoha ny toerana fa voafetra 7 isaky ny séance ihany ny olona raisina.

Contact : 034 53 225 90
WhatsApp : 037 31 060 66

Namaste 🙏Ito ary ny vaovao ho anareo rehetra nanontany!Samia miomana fa afaka andro vitsivitsy isika dia hanomboka.📍 Toe...
28/05/2026

Namaste 🙏

Ito ary ny vaovao ho anareo rehetra nanontany!
Samia miomana fa afaka andro vitsivitsy isika dia hanomboka.

📍 Toerana : ROOV Mahazo (en face de la banque BOA)

🧘 Zaraina aminareo tsy ho ela ny détails fa araho hatrany ny page.

14/05/2026

Namaste 🙏🏻 😁

Midina ifotony aty Sainte Marie izahay Ekipan’ i Mula Retreat manao visite toerana maro ho fanomanana ny Retraite izay karakarainay tsy ho ela 😊

Manomana zavatra vaovao maro ho anareo izahay amin’ny fotoanatsika manaraka any @ Ile Sainte Marie ankoatran’izay efa nahalalanareo ny Mula Retreat hatrizay.

Ireto avy no zavatra nozaraina tamin’ny mpanaraka anay mba ampafatarana ny hafa izay vao tsy ela no nanaraka ny pejy 😁:

✅ Ny Yoga ( Vinyasa, Hatha Yoga, Pranayama,Méditations…)

✅ Immersion Nature (Grounding, Forest Bathing,Nettoyage energétique…)

✅ Soins Holistiques et Soins énergétiques

✅ Sattvic food et Yogic food

Hisy zava-baovao toy ny:
✅« Initiation à la Radiesthésie et à la Géobilogie »( Baguette de sourcier, pendule etc) sy ny Radionique…
✅Base de la Magnétisme
✅Tai Chi Chuan…

Ireo no zavatra hiarahantsika any amin’ny Retraite izay ho avy tsy ho ela any Sainte Marie 😁🏝 ka manaraha tsy tapaka ny pejy fa havokanay miandalana ny fandaminana sy ny Date.

Mula Retreat is so excited to invite you to a free 14-day yoga challenge organized by the Ministry of Ayush, Government ...
04/04/2026

Mula Retreat is so excited to invite you to a free 14-day yoga challenge organized by the Ministry of Ayush, Government of India and Habuild

Join any batch from April 6, 2026
⏱️ Morning slot : 6:30 | 7:30 | 8:30 (IST)
⏱️ Evening slot : 5:00 | 6:00 | 7:00 (IST)

Registration is quick and easy!
Just click to join : https://moa.habit.yoga/

19/03/2026

🧘🌿 Notre dernière retraite “Detox et ressourcement profond” 🌿

Rejoignez-nous pour la prochaine retraite et offrez-vous un moment pour vous reconnecter, vous ressourcer et élever votre énergie. 🙏✨
#

🌿 DETOX ET RESSOURCEMENT PROFOND 🌿 12 Mars indray ny daty manaraka ho anareo tsy tafiditra tamin'ny farany teo. Tsy voat...
05/03/2026

🌿 DETOX ET RESSOURCEMENT PROFOND 🌿

12 Mars indray ny daty manaraka ho anareo tsy tafiditra tamin'ny farany teo. Tsy voatery weekend foana isika no mandeha fa ny tanjona sy ny andro ihany no mitondra azy.

🔴 Voafetra 7 foana ihany ny isan'ny olona mandeha mba ahafahana manome tolotra tsara sy miavaka ho anareo, ka fandriho dieny izao ny toerana.

🧘‍♂️ Yoga : Hatha, vinyasa, pranayama.
🌲 Forest bathing : Immersion thérapeutique pour une expérience sensorielle unique et régénérante.
🌬️ Méditation : Réduire le stress et l'anxiété en combinant la pleine conscience avec un environnement naturel apaisant.
🧂 Détox : Nettoyage énergétique profond grâce à notre produit exclusif "Mula Vastu Salt"
🍽️ Repas yogique (sattvique): Végétarien, naturel, frais et facile à digérer, visant à apporter énergie, clarté mentale et légèreté.
🎒 Efa misy tapis de yoga zaraina any fa tsy mila mitondra intsony. Swimsuit sy serviette sy izay zavatra ilainareo fotsiny sisa no entina.

📅 Date : 12 Mars 2026
📍 Lieu : Forêt de Mandraka et Zen Garden
🎟️ Tarif tout compris : 80.000ar

Contact : 034 53 225 90 - 037 31 060 66
WhatsApp : +261 37 31 060 66

🌿 Mula Retreat VASTU SALT 🌿Purifiez - Libérez - Élevez votre énergie!♥️ Anisan'ny zavatra zarainay rehefa manao retraite...
28/02/2026

🌿 Mula Retreat VASTU SALT 🌿
Purifiez - Libérez - Élevez votre énergie!

♥️ Anisan'ny zavatra zarainay rehefa manao retraites sensorielles izy ity. Tsy mitovy amin'ny vastu salt fahita mahazatra anefa izy satria nasianay fangaro voafantina manokana mba hampitombo tsara ny heriny ka afaka ampiasaina amina karazana thérapie énergétique.

💦 Tsy voatery soins énergétiques amin'ny vatana foana akory no ampiasaina azy fa azo hanadiova ny trano ihany koa.

Ireto avy ny tombotsoa azo avy aminy
✅ Manala ny karazana énergies négatives
✅ Manadio ireo charges émotionnelles sy ny aura
✅ Miaro sy mandroaka ireo entités négatives sy esprits indésirables
✅ Manadio espace rehetra ao an-trano mba azahoana harmonie vibratoire
✅ Mitondra fitoniana sy filaminana ao an-trano

❤️ Omenay gratuit foana izy io ho an'izay rehetra mandeha amin'ny retraite detox sy immersion nature ataonay.
💶 Azonao jifaina amin'ny vidiny 25.000ar kosa ny 180ml raha ivelan'ny retraite immersive.

🔴 Contact : 034 53 225 90 - 037 31 060 66

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345322590

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MULA Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share