Cours tri-JOKER

Cours tri-JOKER ''Connaissances en main, futur en avant ''

🫶Zay aloha no vita ny t@ity taom-pianarana ityMirary soa ho anareo mpianatra rehetra hanao BAC , indrindra ianareo namet...
19/07/2026

🫶Zay aloha no vita ny t@ity taom-pianarana ity
Mirary soa ho anareo mpianatra rehetra hanao BAC , indrindra ianareo nametraka fahatokisana tato amin’ny Tri-Joker🥰
🔸️ Amin’ny cours préparatoire universitaire indray mihaona e😊

💥RÉVISION Mafy be 💥                           👌BEPC & BAC 2026  ✅Homano dien'izao fa aza miandry farany e, tsy mbola tar...
29/05/2026

💥RÉVISION Mafy be 💥
👌BEPC & BAC 2026

✅Homano dien'izao fa aza miandry farany e, tsy mbola tara ianao raha izao vao hiaraka amin'ny trijoker, hanampy anao izahay hampiasa ny traikefanay, hiaraka hanao REVISION MAFY BE💪 isika,omenay paikady sy TAC-TIC mitondra mankany amin'ny fahaizana tena izy sady fahafahana BAC ianao,tsy misafidy sujet ho hatao na tsia fa mandeha daholo izay eo💯,mba mihoatra ny passable no kendrena✊
✅Ianao vonona izahay manana traikefa. Tafahaona izany ny tia sy ny manina koa ndao zatsy izy.
✅ Efa eo amin'ny sary eo daholo ny andinindiny rehetra.. aza tara ary fa fotoana no andrasana dia raikitra.

👉Aleo ny matières de bases no atao betsaka toa izay ny ambiny no tsy ampy 😊🙏

Toerana : TANJOMBATO

π day.Journée mondiale des mathématiques.Noentin'ny JOKERS nanamarihana izany andro maneran-tany hoan'ny mathématiques i...
15/03/2026

π day.
Journée mondiale des mathématiques.
Noentin'ny JOKERS nanamarihana izany andro maneran-tany hoan'ny mathématiques izany ity loha hevitra ity:
" Les mathématiques sont le langage de l'univers" Galilée.
Noentina indrindra hamaliana tsotsotra tamin'ny ampahany ilay fanotaniana manitikitika ny rehetra hoe:" Inona no hilàna ny mathématiques eo amin'ny fiainana ?" .
Notontosaina ny 14 Mars 2026 moa ity hetsika ity,tao amin'ny EPP Andafiatsimo Tanjombato , naterehin'ireo tanora maro namaly ny antso izay hisaorana manokana eto.

10/02/2026
🎓 COURS BEPC & BAC miaraka -JOKER🥰🚀 Rentrée : Janvier✨ Cours demi-journée✨ Cours spécial Samedi✨ Toutes matières✨ Matièr...
14/12/2025

🎓 COURS BEPC & BAC miaraka -JOKER🥰
🚀 Rentrée : Janvier

✨ Cours demi-journée
✨ Cours spécial Samedi
✨ Toutes matières
✨ Matières de base renforcées

👨‍🏫 Fampianarana mazava sy voarindra miaraka amin'ireo mpampianatra tena mahay mampianatra 🥰

📈 Manampy ny mpianatra hahazo vokatra tsara

📍 Lieu : Tanjombato – TONGARIVO
📝 Inscriptions ouvertes

☎️ 0340910541 - 0338032069

🌟 TRI-JOKER 🌟🎯 Mbola mandray mpianatra izahay ho an’ny :✨ BAC A – C – D – S✨ BEPC🔸 Cours demi-journée (matin ou après-mi...
09/11/2025

🌟 TRI-JOKER 🌟
🎯 Mbola mandray mpianatra izahay ho an’ny :
✨ BAC A – C – D – S
✨ BEPC

🔸 Cours demi-journée (matin ou après-midi)
🔸 Cours Spécial Samedi
🔸 Toutes matières na matières de base

📍 Toerana : Tongarivo – Tanjombato
📞 Contacts : 034 09 105 41 / 033 80 320 69

🎓 Encadrement sérieux – Résultats garantis – Ambiance motivante

❗❗ Eh tonga indray le bôjo be 😱 tena hoe bôjo oa mantsy anao❗ 🎯 Tandremo ary sao tara , ilazao ireo tapaka sy namana dia...
06/11/2025

❗❗ Eh tonga indray le bôjo be 😱 tena hoe bôjo oa mantsy anao❗
🎯 Tandremo ary sao tara , ilazao ireo tapaka sy namana dia mifampitaona mahasoa e🥰
🔸 Eo amin'ny EPP Andafiatsimo indray ny fotoana amin'ny 7 ora maraina..
🔸 Séance gratuite masaka be😊 atolotray ato tri-JOKER
Lova Marcel
Olivares Olivarès
HasiniAina Andriamialison

☎️ 0340910541 - 0338032069

Cours SPÉCIAL BEPC avec tri-JOKER 🔸Ho anareo tsy tafiditra tamin'ny vague 1 dia tandremo indray ary sao tara fa tsy hisy...
17/10/2025

Cours SPÉCIAL BEPC avec tri-JOKER
🔸Ho anareo tsy tafiditra tamin'ny vague 1 dia tandremo indray ary sao tara fa tsy hisy intsony ny 3è vague ; 20 ihany no raisinay.
👉👉Manomana olona ho scientifique izahay fa raisinay hatrany na manana tanjona littéraires aza ny zanakao.. Tsy mila cours particuliers izany intsony ny zanakao satria efa izahay ihany no mampanao an'zany ety😱.

👉 Inona ilay hoe Spécial BEPC ?
Tianay raha dien'izao dia efa manana sahady ny qualité hoentina any amin'ny Lycée sy Université.
👉 Candidat d'école avokoa,ary folahana hiteny français sy anglais ny akizy.

Droit d'inscription : 20 000Ar
Écolage : 30 000Ar
➡️Lieu : Tanjombato Tongarivo
☎️ 0340910541-0338032069

" L'échec est le fondement de la réussite "Lao Tseu📢Natokana ho an'ireo redoublants scientifiques ity .🔸 Série : C; D ; ...
03/10/2025

" L'échec est le fondement de la réussite "Lao Tseu
📢Natokana ho an'ireo redoublants scientifiques ity .

🔸 Série : C; D ; S

⚡Cours demi-journée miaraka amin'ny Tri-Joker

🎯 Matières de bases BOOSTEES miaraka -JOKER🔥

👉Toutes matières no atao fa ny matières de bases no atao mafy be miaraka amin'ny ry zalahy Tri-Joker🥰,toko telo mahamasa mahandro e💪
Asa raha mbola misy sahy hisalasala ihany.?

✳️Ny cours samedi fotsiny teo aloha no 85% ✳️ maika moa fa ity?

👉👉Tsy ny ho afaka fotsiny intsony no tanjona fa Assez bien fara fahakeliny👈👈

Tongava ary misoratra anarana

➡️Toerana : TANJOMBATO Tongarivo

☎️ 034 09 105 41 - 033 80 320 69📞

Eh❗Tandremo sao tara 🔹Cours prépa concours avec Tri-Joker :🔸Polytechnique, Agronomie, ENI ; ENS ; IST ; Gestion, économi...
31/08/2025

Eh❗Tandremo sao tara
🔹Cours prépa concours avec Tri-Joker :

🔸Polytechnique,
Agronomie, ENI ; ENS ; IST ; Gestion, économie, sociologie, .....
➡️Efa manomboka ny cours ato ka sao varimbariana.

Toerana: EPP Andafiatsimo Tanjombato
☎️ 0340910541 - 0338032069

Address

Andoharanofotsy

Telephone

+261348362929

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours tri-JOKER posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share