Massage Relaxant d'Andoharanofotsy

Massage Relaxant d'Andoharanofotsy Mme LALAO, manotra ireo vizana, hihena amin'ny alalan'ny otra, manana olana amin’ny fikorinanan’ny ra

Hoan’ireo marary lamosina, marary valahana, manana ozatra manakotsako, ireo ratsy torimaso, manana olana amin’ny fikoria...
27/02/2026

Hoan’ireo marary lamosina, marary valahana, manana ozatra manakotsako, ireo ratsy torimaso, manana olana amin’ny fikorianan’ny rà, ireo te hanena vatana sns., vahaolana tsara indrindra ho anao ny miotra!

Koa aza misalasala ary miantso an’i Mme Lalao Mpanotra à domicile raha maniry ho salama ianao!
Laharana : 033 03 021 44

https://www.facebook.com/share/p/1RwoPQPqA7/

Maro ny antony ilana ny otra: mampikoriana tsara ny ra, manala havizanana sy ny manakotsako, manena vatana... Raha toa i...
04/02/2026

Maro ny antony ilana ny otra: mampikoriana tsara ny ra, manala havizanana sy ny manakotsako, manena vatana...

Raha toa ianao mipetraka manodidina an'Andoharanofotsy, ohatra Iavoloha, Anjomakely, Tanjombato, Malaza, Volotara, Belambanana, Mahabo, Dorodosy... dia antsoy avy hatrany ary ilay Madama mpanotra, @ 033 03 021 44.

Tsy mila milahatra ianao, tsy misahirana fa izy no mankany an-tranonao! (Tsy misy cabinet de massage izany)

Marihana fa "TENA OTRA" ilay hoatao ka aza manontany akory raha zavatra hafa ny ao an-tsainao! (Eny, misy izany!)

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 14:00 - 18:00

Telephone

+261330302144

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Massage Relaxant d'Andoharanofotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share