03/06/2026
Ato amin'ny Centre Médical Kintana, ny sampan-draharaha momba ny physiatrie dia manampy anao amin'ny alalan'ny fizaham-pahasalamana manokana sy fanaraha-maso mifanaraka amin'ny toe-pahasalamanao.
Ny dokotera manam-pahaizana ao aminay dia miantoka ny :
✅ Fizaham-pahasalamana momba ny physiatrie
✅ Fanombanana ireo fahasembanana sy olana eo amin'ny fivezivezena sy ny fiasan'ny vatana
✅ Fanaraha-maso ara-pahasalamana ny marary
✅ Fanondorna amin'ny fitsaboana sy fikarakarana mifanaraka amin'ny filàna
Raha mila fanazavana fanampiny na haka fotoana, antsoy ny ekipanay amin'ny laharana 032 11 615 07.