Voilàvoilà Magazine#Santé

Voilàvoilà Magazine#Santé Actu Santé

Kisarisary vitsivitsy izay voaraiko aloha ireto zaraiko ireto.Misy tapak’andro anaovana ilay cérémonie an’ilay Donation ...
13/08/2026

Kisarisary vitsivitsy izay voaraiko aloha ireto zaraiko ireto.

Misy tapak’andro anaovana ilay cérémonie an’ilay Donation (Mbola eo am pandaminana azy izay tompoko )

Manome vonihatra tompoko oh!Ireto sary vitsivitsy ireto no hitondrako teny fisaorana an’:- Andrematoa Tale (DGMP) izay n...
03/08/2026

Manome vonihatra tompoko oh!
Ireto sary vitsivitsy ireto no hitondrako teny fisaorana an’:
- Andrematoa Tale (DGMP) izay nisolontena an’i Ramatoa Ministra.
- Ireo Tale amin’ny Ministeran’ny fahasalamam - bahoaka.
- Ireo DE ny CHU sy Ireo solon tenany Tonga nanotrona sy niara nifety
- Ny Ordre des Médecins
- Ireo valiny Manakaja ambony na sivily na miaramila.
- Ireo Dokotera rehetra sy mpampianatra.
- Université d’Antananarivo - Faculté des médecine
- Ireo Clinique privé,
- Laboratoire Microlabs, Denk pharma
- Solontenan’ny Mpianatra
- Ireo olontsotra
- Banque BMOI, Kolo TV, Rdj, Gasy TV, Audacius.
- Artiste sy ORCHESTRE: Orchestre Faniry Tana Group, Tolotra, Ony, Nary, Douglas, Tojo Guitariste, Dr Ny Antra , Aina maharavo sy Ireo Mpikarakara rehetra, ireo Prestataire rehetra, sy Izay nikarakara ny sakafo, Ireo serveurs sy Hôtesse, ny sécurité.
- Espace Rose izay nampiantrano.
- Ireo influenceurs rehetra nanampy tamin’ny fizarana ny communication.
- Ireo mpiaramiombonantoka rehetra (Na anatin’ny fitsaboana na tsia)
- Ireo rehetra izay Tonga nanotrona ny soirée.
- Ireo izay nanampy tanaty fikarakarana na tsy Tonga aza.
- Ny communauté voilà voilà nanatanteraka ny fikarakarana.

Tompoko lahy sy tompoko vavy.

Misaotra amin’ny fahatongavana re tompoko.
Misaotra anareo ny voilà voilà company : Ireo communauté scientifique voilà voilà.
Première organisation iny ary ialana tsiny izay mety ho tsy fahatomombanana tanaty fikarakarana sy tamin’iny andro iny.
Misaotra re tompoko oh.
Afapo izahay.
Omena anareo eto ny tohiny tatitra sy ny fandaminana ny fanampiana Ireo CHU.
Mankasitraka mankatelina re tompoko oh.
Ampananjana sy ampitiavana 🙏🙏🙏🙏.

Ho tohizana isan- taona.
Ho tontosaina ny aty Europe (Omena miandalana eo ny date fa sûrement amin’ny heritaona)

Ho tahin’Andriamanitra re tompoko oh.

Eh !!!Amin’ny zoma an:Ankoatran’ Ny Orchestre Faniry Tana Group sy i Jaojoby dia Mbola hisy revy glita (Vahinintsika ho ...
28/07/2026

Eh !!!
Amin’ny zoma an:
Ankoatran’ Ny Orchestre Faniry Tana Group sy i Jaojoby dia Mbola hisy revy glita (Vahinintsika ho avy ao ampirevy)

Tongava maro

28/07/2026

Ho afapo izay mirevy guitara amin’io fotoana io ….

Zoma 31 juillet 2026 - 19h00 ao am Espace Rose By Pass

27/07/2026

Efa kely sisa oh,
Zoma zao 31 juillet 2026.
Fety io an

24/07/2026

Mankasitraka an'i Professeur RAKOTOVAO Luc nitondra ny teny fanentanana amin'ilay soirée caritative.
Anisan'ireo Mpampianatra nanampy be anay ato amin'ny communauté scientifique voilà voilà santé, sy health Network.
Mankasitraka indrindra Cher Maître 🙏🙏🙏.

Voilàvoilà Magazine

24/07/2026

Merci Rasazy Mendrika 👍

🎤 Quand les mots deviennent une force face au cancer… 💙La médecine soigne les corps, mais les mots peuvent aussi soulage...
24/07/2026

🎤 Quand les mots deviennent une force face au cancer… 💙

La médecine soigne les corps, mais les mots peuvent aussi soulager les cœurs.

À l’occasion des XXIVᵉ Journées de Cancérologie de Madagascar, un concours de Slam Poésie réunira des artistes talentueux pour porter un message d’espoir, de courage et de solidarité envers toutes les personnes touchées par le cancer.

Organisé avec la participation de Madagaslam et de South Slam Community, cet événement mettra en lumière la puissance de la poésie comme outil de sensibilisation, d’encouragement et d’humanité.

🗓️ Éliminatoires : Samedi 1er août 2026 à partir de 15h00 – Vakok’Art Trano
🏆 Grande Finale : Jeudi 6 août 2026 – Hôtel Amazone

📢 Si vous aimez le slam, la poésie ou souhaitez simplement soutenir une belle initiative, venez nombreux partager ce moment riche en émotions.

Parce que parfois, quelques mots suffisent à redonner de la force et de l’espoir. ❤️



AROM - Association d'appui à la Radiothérapie et l'Oncologie de Madagascar
Voilàvoilà Magazine

🔥 Herin’andro sisa oh 🔥Mbola tsy taraAlefaso ny famandrian-toerana.
24/07/2026

🔥 Herin’andro sisa oh 🔥
Mbola tsy tara
Alefaso ny famandrian-toerana.

22/07/2026

Rediffusion kely ho an'ireo izay tsy nahita ilay fanentanana tamin'ny KOLO TVFM Ofisialy

Mankasitraka ireo communauté scientifique ato amin'ny Voilàvoilà Magazine miaraka amin'ny Orchestre Faniry TANA GROUP amin'ny fanentanana.

Ankasitrahana manokana i Dokotera NyAntra izay sady communauté no artiste.
C’est ça le voilà 😉

Misaotra tompoko oh.
Manentana antsika hatrany jifao fa mandeha izy ato sao taraiky.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voilàvoilà Magazine#Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Voilàvoilà Magazine#Santé:

Shortcuts

Share