AFS Smie

AFS Smie Service Medical Inter Entreprise (SMIE)

๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—”๐—›๐—ข๐— ๐—•๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ง๐—”๐—ข !?1๏ธโƒฃ ๐— ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ:Mifandraisa sy miresaha amin'ny mpitsabo anao, araho tsara ny...
18/08/2026

๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—”๐—›๐—ข๐— ๐—•๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—•๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ง๐—”๐—ข !?

1๏ธโƒฃ ๐— ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ:
Mifandraisa sy miresaha amin'ny mpitsabo anao, araho tsara ny toromarika omeny.

2๏ธโƒฃ ๐—”๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:
Hajao ny fatra sy ny ora fihinanana fanafody. Aza manova na mampitsahatra izany raha tsy nahazo toromarika avy amin'ny mpitsabo.

3๏ธโƒฃ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ:
Arakaraka ny ahafantaranao ny aretinao no hahafahanao mandray anjara aminโ€™ny fikarakarana ny fahasalamanao. Anontanio ny mpitsabo izay zavatra tsy azonao.

4๏ธโƒฃ ๐—›๐—ฎ๐—ท๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ผ (contrรดle)
Na dia mahatsapa tena ho salama aza, ilaina ny manao fanaraha-maso araka ny fotoana voatondro.

5๏ธโƒฃ ๐—”๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:
Lazao avy hatrany raha misy soritrโ€™aretina vaovao, voka-dratsinโ€™ny fanafody na zavatra hafa mampiahiahy.

6๏ธโƒฃ ๐—”๐˜‡๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ฑ๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ:
Fadio ny misafidy fanafody na fitsaboana samirery, indrindra ny fampiasana fanafody tsy nahazoana torohevitra na mampiasa fanafody efa nomena olon-kafa.

7๏ธโƒฃ ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ:
Sakafo voalanjalanja, fanajantahan-tena, torimaso ampy ary fialana aminโ€™ny sigara sy ny alikaola dia manampy betsaka amin'ny fitsaboana.

8๏ธโƒฃ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ:
Ny fahasalamana dia andraikitra iombonana. Mandraisa anjara aminโ€™ny fitsaboana, aza miandry olona hafa, aza miandry hiharatsy vao hanaraka tsara ny toromarika rehetra.

๐Ÿ”ต Ny fahombiazanโ€™ny fitsaboana dia tsy miankina aminโ€™ny fanafody ihany. Manan-danja koa ny fahafantarana ny aretina, ny fanarahana tsara ireo toromarika, ny fanaraha-maso ara-pahasalamana ary ny fifandraisana aminโ€™ny mpitsabo.

๐—ก๐˜† ๐—”๐—ฉ๐—– (tsy fahatomombanana amin'ny fikorinan'ny rร  na fahatapahana na fahafatesana lalan-drร  ao amin'ny atidoha) dia mb...
12/08/2026

๐—ก๐˜† ๐—”๐—ฉ๐—– (tsy fahatomombanana amin'ny fikorinan'ny rร  na fahatapahana na fahafatesana lalan-drร  ao amin'ny atidoha) dia mbola olana iray lehibe eo aminโ€™ny fahasalamana maneran-tany.

โš•๏ธ Araka ny tombana farany navoakanโ€™ny OMS, dia nahatratra 93,8 tapitrisa ny olona voanโ€™izany manerana izao tontolo izao, ary 11,9 tapitrisa amin'ireo dia tranga vaovao avokoa.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Eto Madagasikara ihany koa dia anisanโ€™ireo antony lehibe mahatonga fahafatesana maro ihany koa izy.

๐Ÿ”ต Maro aminโ€™ireo antony mety ho mahatonga ny AVC nefa dia azo sorohina avokoa.

๐…๐ˆ๐’๐Ž๐‘๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐‡๐Ž๐Œ๐๐˜:

โœ… Araho sy fehezo ny tosidrร , ary tsaboina ara-potoana raha avo.
โœ… Tandremo ny diabeta sy ny kolesterola.
โœ… Ialao ny sigara sy ny toaka.
โœ… Mihinร na sakafo ara-pahasalamana, ahena ny sira, ny siramamy ary sakafo matavy be.
โœ… Manaova fanatanhajan-tena tsy tapaka ary ialao ny tsy fihetsehana ela be.
โœ… Fadio ny adin-tsaina be loatra ary miezaha hanana fomba fiaina voalanjalanja.
โœ… Manaova fizaham-pahasalamana tsy tapaka ary aza manao dokotera tena.

๐Ÿšจโš ๏ธ Raha sanatria mivilana ny vava, na misy fahalemena tampoka aminโ€™ny ilany iray aminโ€™ny vatana, na fahasarotana eo amin'ny fitenenana sy eo amin'ny fahitana, dia manantona mpitsabo farak'izay haingana.

๐Ÿ“ฃ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”Araka ny Didim-panjakana ๐‹๐…ยฐ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”-๐Ÿ๐Ÿ–๐Ÿ๐Ÿ, ny ๐—ญ๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ๐—๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ dia nambara ho ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ manera...
23/07/2026

๐Ÿ“ฃ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”

Araka ny Didim-panjakana ๐‹๐…ยฐ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”-๐Ÿ๐Ÿ–๐Ÿ๐Ÿ, ny ๐—ญ๐—ผ๐—บ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ๐—๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ dia nambara ho ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ manerana an'i Madagasikara, ho fahatsiarovana ireo niharam-boina tamin'ny fakana an-keriny sy famonoana olona.

๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ :

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐˜ผ๐™๐™ž๐™™๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™จ๐™–๐™ ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ง๐™–๐™ ๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™–.
๐Ÿšซ ๐™‘๐™ค๐™–๐™ง๐™–๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™š๐™ฉ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ก๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™๐™ž๐™—๐™š๐™ข๐™–๐™จ๐™ค.
๐Ÿบ ๐™ƒ๐™–๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ค๐™š๐™ง๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ซ๐™–๐™ง๐™ค๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฏ๐™–๐™ซ๐™–-๐™ฅ๐™ž๐™จ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™ค ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ก๐™ž๐™ ๐™–๐™ค๐™ก๐™–.
๐Ÿ’ผ ๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ž๐™–๐™จ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค, ๐™จ๐™–๐™ž๐™ฃ๐™œ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ง๐™–๐™ข๐™–.

Ireo fepetra ireo dia mihatra manerana ny tanin'ny Repoblikan'i Madagasikara.

๐Ÿšจ๐™‰๐™ค๐™๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™ซ๐™ค๐™ ๐™ค๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™–๐™๐™–๐™ฏ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™š๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™˜๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ง๐™š ๐˜ผ๐™๐™Ž ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™–๐™›๐™–๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ "๐™จ๐™š๐™ง๐™ซ๐™ž๐™˜๐™š ๐™™๐™š ๐™œ๐™–๐™ง๐™™๐™š" ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™จ๐™š๐™ฃ๐™™๐™ง๐™– ๐™ ๐™– ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ข๐™š๐™๐™–๐™ฃ๐™–.

Ny AFS dia mirary soa indrindra ho an'ireo ankizy rehetra izay ao anatin'ny fiatrehana ny fanadinana Baccalaurรฉat amin'i...
20/07/2026

Ny AFS dia mirary soa indrindra ho an'ireo ankizy rehetra izay ao anatin'ny fiatrehana ny fanadinana Baccalaurรฉat amin'izao herinandro izao ๐Ÿ˜Šโœจ

Ho feno hery sy fahasalamana ho entina miatrika izany anie ianareo ๐Ÿ’ช

๐ŸฉบNy ๐—ž๐—ถ๐—ป๐—ฒ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐—ฒ dia fomba fitsaboana iray natao hanarenana ny fahasarotana amin'ny fihetsehana sy ny fanaintainan'ny ...
15/07/2026

๐ŸฉบNy ๐—ž๐—ถ๐—ป๐—ฒ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ต๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ถ๐—ฒ dia fomba fitsaboana iray natao hanarenana ny fahasarotana amin'ny fihetsehana sy ny fanaintainan'ny vatana.

Fanazaran-tena (exercices physiques), teknika ary fanorana manokana no ampiasaina mba hanatsarana ny fahasalaman'ny marary.
โžก๏ธRaha tsorina izany dia "๐™๐™ง๐™–๐™ž๐™ฉ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™ฅ๐™–๐™ง ๐™ข๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ" no ilazana azy.

๐Ÿ”ด ๐™ˆ๐™–๐™๐™–๐™ฏ๐™ค ๐™–๐™ก๐™–๐™ก๐™–๐™ฃ๐™– (๐™จ๐™ค๐™ช๐™จ ๐™ฅ๐™ง๐™š๐™จ๐™˜๐™ง๐™ž๐™ฅ๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ) ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™—๐™ค ๐™›๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ซ๐™–๐™ค ๐™–๐™›๐™–๐™ ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™†๐™ž๐™ฃ๐™šฬ๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™šฬ๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š !
โš ๏ธ ๐˜ผ๐™ง๐™ฎ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™–๐™ฏ๐™ฎ, ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค๐™š "๐™†๐™„๐™‰๐™€๐™Ž๐™„๐™๐™ƒ๐™€๐™๐˜ผ๐™‹๐™€๐™๐™๐™€".

๐—ก๐—ฌ ๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—œ๐—ก๐—” ๐—”๐—ญ๐—ฌ ?

โœ… Hanamaivana ny fanaintainana
โœ… Hamerina ny fahafahan'ny vatana mihetsika.
โœ… Hanamafy ny hozatra.
โœ… Hanatsara ny fifandanjana sy ny fihetsiky ny vatana. (ร‰quilibre)
โœ… Hanafaingana ny fahasitranana aorian'ny ratra na fandidiana.
โœ… Hisorohana ny fahasarotana mety hitranga.

๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—™๐—” ๐—œ๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—ก๐—ข ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—”๐—ญ๐—ฌ ?

๐Ÿฆด Tapaka na voa ny taolana.
๐Ÿ’ช Fanaintainana amin ny hozatra, vanin-taolana na lamosina.
๐Ÿฅ Fanarenana aorian ny fandidiana.
๐Ÿง  AVC
๐Ÿฆต Fahasarotana am n'ny fandehanana na fahalemen'ny rantsam-batana.
๐Ÿซ Aretin'ny taovam-pisefoana sasany.
๐Ÿ‘ถ Olana ara-pisefoana eo amin'ny zaza.
๐Ÿ‘ต Aretin'ny vanin-taolana (Rhumatismes, Arthrose...)
โšฝ Ratra vokatry ny fanatanjahantena

๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—ฌ

๐Ÿ”น ๐™†๐™ž๐™ฃ๐™š๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™š๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š ๐™ค๐™ง๐™ฉ๐™๐™ค๐™ฅ๐™š๐™™๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š: ho an'ny tapaka taolana, ratra ary fanarenana aorian'ny fandidiana.

๐Ÿ”น ๐™†๐™ž๐™ฃ๐™š๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™š๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š ๐™ฃ๐™š๐™ช๐™ง๐™ค๐™ก๐™ค๐™œ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š: ho an'ny olona voan'ny AVC, Parkinson na karazana fahavoazana any amin'ny atidoha.

๐Ÿ”น ๐™†๐™ž๐™ฃ๐™š๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™š๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š ๐™ง๐™š๐™จ๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ž๐™ง๐™š: hanatsarร na ny fifohana rivotra sy hanalana ny rehoka ao amin'ny havokavoka. (Mety amin'ny zaza sy olon-dehibe)

๐Ÿ”น๐™†๐™ž๐™ฃ๐™š๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™š๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š ๐™จ๐™ฅ๐™ค๐™ง๐™ฉ๐™ž๐™ซ๐™š: fisorohana sy fitsaboana ratra vokatry ny fanatanjahantena.

๐Ÿ”น๐™†๐™ž๐™ฃ๐™š๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™š๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š ๐™ฅ๐™š๐™™๐™ž๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š: ho an'ny zaza madinika sy ankizy manana olana ara-pihetsehana sy ara-pisefoana.

๐Ÿ”น๐™†๐™ž๐™ฃ๐™š๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™๐™š๐™ง๐™–๐™ฅ๐™ž๐™š ๐™œ๐™š๐™ง๐™ž๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š: ho an'ny zokiolona mba hitazonana ny fahafahany mihetsika sy hisorohana ny fahalavoana.

โ˜๏ธ๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ tahaka ny fahitantsika mahazatra ny kinรฉsithรฉrapie, fa tena fitsaboana manaraka ny fenitra ara-pitsabona tokoa sy tena manan-danja ho an'ny marary mba hanampy azy hamerina indray ny fahafahany mihetsika sy hanatsara ny kalitaon'ny fahasalamany.

๐Ÿฉบ ๐™€๐˜พ๐™ƒ๐™Š๐™‚๐™๐˜ผ๐™‹๐™ƒ๐™„๐™€: ๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™ค ๐™ง๐™š๐™จ๐™–๐™๐™ž๐™ฃ๐™– !  Ny รฉchographie dia fitaovana sy teknika fitarafana iray amin'ny fomba tsotra, tsy marar...
08/07/2026

๐Ÿฉบ ๐™€๐˜พ๐™ƒ๐™Š๐™‚๐™๐˜ผ๐™‹๐™ƒ๐™„๐™€: ๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™ค ๐™ง๐™š๐™จ๐™–๐™๐™ž๐™ฃ๐™– !

Ny รฉchographie dia fitaovana sy teknika fitarafana iray amin'ny fomba tsotra, tsy marary, "ultrason ๐Ÿ”Š" no ampiasaina fa tsy "rayons X".

Natao hijerena ny taova ao anaty vatana, hanampy amin'ny fitiliana mialoha ny aretina ary hanaraha-maso ny fahasalamana.

๐Ÿคฐ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ:
Tena zava-dehibe tokoa ny fanaovana azy mba hanaraha-maso ny fivoaran'ny zaza ao an-kibo, hijerena ny fitomboany, ny toerany, ny fipetrany, ny fitempon'ny fony sns....

โ˜๏ธ๐€๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ค๐š๐ฉ๐จ๐›๐ž๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š ๐ข๐ง-๐Ÿ‘ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐›๐ž๐ฏ๐จ๐ก๐จ๐ค๐š:

โ€ข ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐Ÿ ๐ค๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐Ÿ‘ : fanamafisana ny volan'ny vohoka sy fitiliana mialoha raha sendra misy tsy fahatomombanana.

โ€ข ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐ŸŽ ๐ค๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ๐Ÿ’ : fanaraha-maso ny fivoaran'ny taovan'ny zaza.

โ€ข ๐‡๐ž๐ซ๐ข๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ‘๐ŸŽ ๐ค๐š ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ‘๐Ÿ’ : fanaraha-maso ny fitomboan'ny zaza sy fiomanana amin'ny fiterahana.

๐Ÿ’ก๐—ง๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐—ฐ๐—ต๐—ผ๐—ด๐—ฟ๐—ฎ๐—ฝ๐—ต๐—ถ๐—ฒ.
Misy filร na ara-pitsaboana mitaky ny haovana azy mba hijerena:

๐Ÿ” ny tiroรฏda sy ny tenda ;
๐Ÿ” ny kibo sy ny valahana (pelvis) ;
๐Ÿ” ny nono ;
๐Ÿ” ny "testicule" ;
๐Ÿ” ny fo sy ny lalan-drร  (Echo-Doppler) ;
๐Ÿ” ny hozatra sy ny taova malemy (parties molles) ;
๐Ÿ” ary taova maro hafa.

โš ๏ธ ๐˜”๐˜ข๐˜ณ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ง๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜บ ๐˜ข๐˜ง๐˜ข๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜บ ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜ข ๐˜ง๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฐ ๐˜ณ๐˜ช๐˜ท๐˜ฐ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข (๐˜ต๐˜ฐ๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ต๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ) ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฆ๐˜ค๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜จ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฑ๐˜ฉ๐˜ช๐˜ฆ.

๐Ÿ”ต ๐—™๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ป๐˜†:

โžก๏ธNy รฉchographie dia fitaovana tena ilaina amin'ny fitiliana, ny fanaraha-maso ary ny fisorohana aretina maro.
โš ๏ธ๐Ÿšจ Ny tsy fanaovana izany dia mety hiteraka: fitomboan'ny aretina mbola tsy voatily, "hรฉmorragie interne", fahatarana na fahasarotan'ny fitsaboana (mety hampiasa rayon X) sns maro..

AFS, en tant que Service Mรฉdical Interentreprises, participe ร  la cรฉlรฉbration du ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ 20แต‰ anniversaire ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ de lโ€™AmDRHe, une...
04/07/2026

AFS, en tant que Service Mรฉdical Interentreprises, participe ร  la cรฉlรฉbration du ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ 20แต‰ anniversaire ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ de lโ€™AmDRHe, une association convaincue que le capital humain constitue lโ€™un des principaux leviers de la compรฉtitivitรฉ et de la performance des entreprises.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐๐ฒ ๐ž๐ค๐ข๐ฉ๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐€๐…๐’ ๐๐ข๐š ๐Ÿ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐›๐š ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐š๐ค๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ ๐ง๐š๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ...
26/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐๐ฒ ๐ž๐ค๐ข๐ฉ๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐€๐…๐’ ๐๐ข๐š ๐Ÿ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐›๐š ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐š๐ค๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ ๐ง๐š๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ฆ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‡

Dia mirary fety sambatra, feno fifaliana ary ieren-doza ho antsika rehetra tompoko ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ“ฃ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ“ข  Ampahafantarina isika mpikanbana fa anio maraina hatramin'ny 12 ihany no misokatra ny fandraisana mahazatr...
25/06/2026

๐Ÿ“ฃ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐Ÿ“ข

Ampahafantarina isika mpikanbana fa anio maraina hatramin'ny 12 ihany no misokatra ny fandraisana mahazatra manerana ny centre AFS rehetra eto Antananarivo: Andrefan'ambohijanahary - Antanimena - Andraharo -Ambohibao.

Ny tolakandro sy ny rahampitso 26 Jiona manontolo kosa dia "service de garde" no miasa sy afaka mandray antsika raha misy ny hamehana.

Mirary soa ho antsika rehetra tompoko ๐Ÿ˜Š

โšฝโšฝ AFS Football est prรชt pour l'รฉvรฉnement KOLO AINA 3แต‰ รฉdition 2026 au Stade BAREA Mahamasina ! โšฝโšฝFiers de reprรฉsenter n...
20/06/2026

โšฝโšฝ AFS Football est prรชt pour l'รฉvรฉnement KOLO AINA 3แต‰ รฉdition 2026 au Stade BAREA Mahamasina ! โšฝโšฝ

Fiers de reprรฉsenter notre รฉquipe et motivรฉs ร  donner le meilleur sur le terrain. ๐Ÿ’ช๐Ÿ”ฅ

Address

Enceinte Prisme Ouest Ambohijanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261320202864

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFS Smie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category