Cabinet d'Accouchement Miary

Cabinet d'Accouchement Miary Accouchement,CPN,Consultation post natal,planification familial, Circoncision,ECHOGRAPHIE

31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny andro androany dia ho Tahin Jesosy daholo.mirary soa be dia be❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️🥰🙏

13/05/2026

Avy aloha miomehy kely😂
zazah an’iza koa manao prresentation siègee ato?!
Nb: exercice ihany no mampiodina azy na izy miodona ho azy fa tsy misy miracle eo no eo izany☺️

Salama daholo👋Tsy anao fampianarana akory aho ah☺️ fa anoro zavatra kely fotsiny.Fantaro fa raha bevohoka latsaky 3 Mois...
09/05/2026

Salama daholo👋
Tsy anao fampianarana akory aho ah☺️ fa anoro zavatra kely fotsiny.
Fantaro fa raha bevohoka latsaky 3 Mois kibonao ka andeha anao echographie ianao, dia mila manao poritra aloha izay vao manao ilay echographie,poritra hoy aho ah fa tsy hoe te hipipy,mba hiavaka amin’ny tranon-jaza ny tatavy,
Noho izany raha tsy tianao ny hiandry elabe eo toerana fanaovana echographie dia tonga dia manao poritra be mialoha dia tonga dia raisina ianao raha toa ka tsy misy olona eo alohanao,izay fa mirary soa daholo🙏🙏🙏

29/04/2026

Efa misy ny Échographie sy CPN androany ho an’izay reny bevohoka anao izany sy izay rendez vous androany rehetra ah.
Ora fandraisana :8h-15h.mirary soa daholo

Salama daholo,Nohon’ny fisian’ny fahoriana aminay anaty fianakaviana akaiky aminay tompoko dia tsy misy fisafoana sy ech...
24/04/2026

Salama daholo,Nohon’ny fisian’ny fahoriana aminay anaty fianakaviana akaiky aminay tompoko dia tsy misy fisafoana sy echographie ho an’ny rahampitso,sy andro aoriana kely mbola tsy fantatra,miverina mialza eto kosa anefa izahay ny andro hiverenana misokatra, Raha misy Cas d’urgence na fanintaniana tompoko dia miantso avy hatrany📞0340589645📞 fa mety tsy afaka amaly mp noho ny fahasahiranana anaty fahoriana tompoko ,misaotra tompoko🙏

17/04/2026

Aza adino fa misy échographie isika rahampitso ry Reny be vohoka ah,manomboka 8h-15h.Mirary soa daholo🤰🏼

14/04/2026

Aza adino ny fa misy echographie isika rahampitso ry Reny bevohoka ah manomboka 8h-15h .Mirary soa daholo

iza avy ilay zazah nahazo kapoka kely tamin’i Rasazy tato vao nitomany ?!😊,sa ny anareo tonga dia ilay nitomany be namen...
02/04/2026

iza avy ilay zazah nahazo kapoka kely tamin’i Rasazy tato vao nitomany ?!😊,sa ny anareo tonga dia ilay nitomany be nameno hopital feony?!

06/02/2026

Salama daholo,Rahampitso Sabotsy 07 fevrier indray misy Echographie ho an’ny vehivavy bevohoka ao amin’ny cabinet d’Accouchement Miary am-pita Jovenna Sabotsy Namehana manomboka amin’ny 8ora-3ora tolakandro.Mirary soa daholo🤰🏼🙏

03/02/2026

Ampatsiahivina isika vehivavy bevoka fa misy ECHOGRAPHIE rahampitso alarobia manomboka 8h-15h ah🤰🏼

Address

Andombontany Ankadikely Ilafy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet d'Accouchement Miary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share