Dental Art Solonify

Dental Art Solonify Esthétique du sourire 🦷
Prothèse dentaire sur mesure
Travail précis & naturel
📍 Anjanahary, Antananarivo
📲 038 94 799 63

🇲🇬🦷 Banga ve ny nify ? 😁Ity ny vahaolana ho anao !! 🤩✅ Solonify mateza ary mafy.✅ Endrika naturel.✅ Misy GARANTIE.📩 Fana...
20/07/2026

🇲🇬

🦷 Banga ve ny nify ? 😁

Ity ny vahaolana ho anao !! 🤩

✅ Solonify mateza ary mafy.
✅ Endrika naturel.
✅ Misy GARANTIE.

📩 Fanazavana fanampiny ary « devis » ao amin’ny hafatra miafina.

📍Adresse : Mascar, Andravoahangy, ANTANANARIVO
📞 : 038 94 799 63

📍Ao amin’ny google maps izahay : https://maps.app.goo.gl/GEFyTjy1XSBkMJkV9?g_st=ic

🇫🇷

🦷✨ Des prothèses dentaires esthétiques et naturelles pour retrouver un sourire parfait.

✅ Finition professionnelle
✅ Confort et résistance
✅ Aspect naturel
✅ Travail soigné et précis

⚙️ Pose adapté et personnalisé 👌

📩 Renseignements et devis en message privé ou au numéro 038 94 799 63

📍Antananarivo, Mascar, Andravoahangy.
📍 Nous sommes sur google maps : 👉 https://maps.app.goo.gl/GEFyTjy1XSBkMJkV9?g_st=ic

Fanontaniana miverina foana izy ity ka handao hovaliantsika eto 👇🦷 “Tsy maintsy esorina ve ny  fakanify vao afaka manao ...
06/07/2026

Fanontaniana miverina foana izy ity ka handao hovaliantsika eto 👇

🦷 “Tsy maintsy esorina ve ny fakanify vao afaka manao solonify ?”

Tsy voatery. 😁 Miankina amin’ny toetry ny fakanify no hahafahana manao izany na tsia.

✅ Raha mbola salama sy matanjaka ilay faka dia azo tehirizina rehefa voatsabo sy nodiovina tsara.

✅ Raha efa simba loatra, dia esorina aloha vao atao ny solonify.

👉 Noho izany, raha mbola misy izay fakanify izay ianao dia tsara manontany ny hevitry ny dentiste vao manao ny solonify.

‼️ Izahay dia manao ny asa rehetra momban’ny solonify ary azo antoka fa tsara sy mafy 🦷.

‼️ Aza misalasala miantso raha liana ny amin’izany ianao : 038 94 799 63.

NB : TSY manambotra, manala, mikitika nify naturel 👌

🦷 Banga ve ny nify ? 😁Ity ny vahaolana ho anao !! 🤩✅ Solonify mateza ary mafy.✅ Prix zakan’ny rehetra.✅ Misy GARANTIE.📍A...
06/06/2026

🦷 Banga ve ny nify ? 😁

Ity ny vahaolana ho anao !! 🤩

✅ Solonify mateza ary mafy.
✅ Prix zakan’ny rehetra.
✅ Misy GARANTIE.

📍Adresse : Mascar, Andravoahangy, ANTANANARIVO
📞 : 038 94 799 63

⚙️ Pose adapté et personnalisé 👌

31/05/2026
🦷✨ Des prothèses dentaires esthétiques et naturelles pour retrouver un sourire parfait.✅ Finition professionnelle✅ Confo...
19/05/2026

🦷✨ Des prothèses dentaires esthétiques et naturelles pour retrouver un sourire parfait.

✅ Finition professionnelle
✅ Confort et résistance
✅ Aspect naturel
✅ Travail soigné et précis

😁 Tarif à partir de 10.000 Ar 😱

📩 Renseignements en message privé ou au numéro 038 94 799 63

📍Antananarivo, Ambatomainty, Anjanahary.

Address

Anjanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dental Art Solonify posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share