24/05/2026
"Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy." — Asan'ny Apostoly 2:17
🔥🕊 Mirary anao sy ny ankohonanao hanao Pentekosta 2026 sambatra ny AMADIA! 🕊🔥