OneMed+ Kit

OneMed+  Kit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from OneMed+ Kit, Medical and health, Antananarivo/Antsirabe/, Antananarivo.

DIVERS KIT MEDICAUX/HEALTH CARE
MADAGASCAR
✅ NIF & STAT ✅
👨‍⚕️👩‍⚕️
⚖️

Io indray misy bourse rakizy an 🥰
07/06/2026

Io indray misy bourse rakizy an 🥰

Boite a pensement Disponible tout de suite 95,000 ar
02/06/2026

Boite a pensement
Disponible tout de suite
95,000 ar

Disponible tout de suite
02/06/2026

Disponible tout de suite

Boite d’accouchement Disponible tout de suite Prix :145,000 ar 🥰
02/06/2026

Boite d’accouchement
Disponible tout de suite

Prix :145,000 ar 🥰

Hello hello 😍Ireto ary misy tenaion electronique Dispo de suite 25,000 ar 🥰👌 Prix mora indrindra Prix de gros possible
28/05/2026

Hello hello 😍

Ireto ary misy tenaion electronique

Dispo de suite
25,000 ar 🥰👌
Prix mora indrindra
Prix de gros possible

OneMed+  Kit  oooooooo🥹🥹Mba ataovy pink pink na rose rose kely daholo ny fitaovanako azafady 🥹🩷🩷🩷🩷🩷🩷Eny ary moa eh, omen...
23/05/2026

OneMed+ Kit oooooooo🥹🥹
Mba ataovy pink pink na rose rose kely daholo ny fitaovanako azafady 🥹🩷🩷🩷🩷🩷🩷

Eny ary moa eh, omenay rose atraminy trousse ny boite d' accouchement, bassin de lit sns

Omena fahafahampo foana anie ianareo eh 😍
Raha misy couleur hafa violet, bleu koa dia aza adino fa misy daholo an 💜💜💜💜♥️♥️♥️

17/05/2026
Hello hello Dr 😇 salama daholo ve ianareo? Ndao isika androany mba hianatra kely hoe🥰Rehefa voarainareo ny coordonee na ...
16/05/2026

Hello hello Dr 😇 salama daholo ve ianareo?

Ndao isika androany mba hianatra kely hoe🥰
Rehefa voarainareo ny coordonee na momba momba ny chauffeur mitondra ny entanareo dia izay ianareo vao manao payement dia mba tena alefa lay izy fa manjary lasa tsy afaka mifanampy isika an satria misy tena tsy mandefa mihintsy dia malahelo izahay 😭🥹🙌🏾 efa miezaka manao izay ahazoanareo entana mora anefa tsara.

Tonga foana ny entanao na aiza na aiza ary azo antoka fa tsy ho very , efa 5 taona eo izao zahay no nandefa entana fa na any ambanivolo aza dia mbola tsy nisy tsy voaray ny entana ❤️

Dia mankasitraka sahady aminy fiaraha-miasa sy fifanampiana eto aminy aminity pejitsika ity an 🙌🏾🌷🌷🌷

Tianay be ianareo dia aza adiko mijery2 ireto fitaovana mamy be ireto an😍🙌🏾

Bonne journee a tous 🌷

Hello guys 🥰Mbola disponible ity prix mora be ity an Mbola misy stock maro be isika 🌷
13/05/2026

Hello guys 🥰
Mbola disponible ity prix mora be ity an

Mbola misy stock maro be isika 🌷

Hello 👩‍⚕️🧑‍⚕️👋 💗Tsisy resaka fa dia mavo kely rano iray eh💕🎀Manja tena manja be ohatranareo mihintsy 😍
08/05/2026

Hello 👩‍⚕️🧑‍⚕️👋 💗

Tsisy resaka fa dia mavo kely rano iray eh💕🎀

Manja tena manja be ohatranareo mihintsy 😍

Address

Antananarivo/Antsirabe/
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OneMed+ Kit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share