08/03/2026
« Ma revendication en tant que femme, c’est que ma différence soit prise en compte, que je ne sois pas contrainte de m’adapter au modèle masculin. »
— Simone Veil
👉🏻 Être l’égale de l’homme ne signifie pas devenir comme lui.
Cela signifie que la société reconnaisse les spécificités des femmes sans que celles-ci deviennent un handicap.
Quelles sont ces réalités propres aux femmes ?
🔹 La maternité
Grossesse, accouchement, et les conséquences physiques, émotionnelles et sociales qui peuvent en découler.
🔹 La charge familiale et domestique
Dans beaucoup de familles, les femmes assument encore une grande partie de l’éducation des enfants, de l’organisation du foyer et du soin aux proches.
🔹 Les discriminations sociales
Inégalités salariales, accès parfois plus difficile aux postes de responsabilité, pression sociale autour du rôle de mère ou d’épouse.
🔹 L’expérience corporelle et sociale
Les femmes sont encore confrontées à des violences spécifiques et à un regard social souvent plus exigeant sur leur apparence ou leur comportement.
…………………………………
✨ Ny fitovian-jo amin’ny lehilahy dia tsy midika hoe tsy maintsy ho lasa tahaka azy.
Fa midika kosa izany fa tokony ho eken’ny fiarahamonina ny maha-samihafa ny vehivavy, nefa tsy tokony hahatonga izany ho sakana ho azy ireo.
Inona avy ireo zava-misy manokana iainan’ny vehivavy ?
🔹 Ny maha-reny
Ny fitondrana vohoka, ny fiterahana ary ireo vokany ara-batana, ara-pihetseham-po ary ara-tsosialy mety haterak’izany.
🔹 Ny andraikitra ao an-tokantrano sy ny fianakaviana
Ao amin’ny fianakaviana maro, ny vehivavy no mbola mitondra ampahany lehibe amin’ny fanabeazana ny ankizy, ny fandaminana ny tokantrano ary ny fikarakarana ny havana.
🔹 Ny tsy fitoviana eo amin’ny fiarahamonina
Ny tsy fitovian’ny karama, ny fahasarotana kokoa amin’ny fidirana amin’ny toerana ambony, ary ny tsindry ara-tsosialy momba ny andraikitry ny reny na vady.
🔹 Ny traikefa ara-batana sy ara-tsosialy
Mbola maro ny vehivavy no iharan’ny herisetra, ary matetika koa iharan’ny fitsarana avy amin’ny fiarahamonina momba ny bika aman’endriny, fiakanjony na ny fitondran-tenany.