Maternité Marie Stopes Madagascar

Maternité Marie Stopes Madagascar Maternité ouvert 7/7j et 24/24h
Services : Gynécologie, Pédiatrie, Planning Familial. Marie St

Mahaliana antsika ve ny mahalala misimisy kokoa momban'ny  stérilité/infertilité? Hasaina isika rehetra hanatrika ny con...
04/07/2017

Mahaliana antsika ve ny mahalala misimisy kokoa momban'ny stérilité/infertilité?

Hasaina isika rehetra hanatrika ny conférence atolotr'i Dr Mamy izay atao any amin'ny salon de la médecine et du bonheur ny zoma 7 jolay 2017 amin'ny 11h30 ora -12h30 ora.

Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana!
Marie Stopes, zaza nirina, saina milamina!

Mandray anjara amin'ny Salon de la médecine et du bonheur ny maternité Marie Stopes Avaradoha ny  06,07 sy 09 Jolay ho a...
22/06/2017

Mandray anjara amin'ny Salon de la médecine et du bonheur ny maternité Marie Stopes Avaradoha ny 06,07 sy 09 Jolay ho avy izao, eo amin'ny lapan'ny tanàna Analakely. Tongava maro fa maro ny tolotra maimaim-poana atolotray amin'io fotoana io toy ny:
1- Fitiliana homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza
2- Fanabeazana aizana maimaim-poana ( conseils et services)
3- ..... sy ny maro hafa,....
Hisy conférence momban'ny stérilité/infertilité ihany koa izay ataon'ny gynécologue matianina izay arahana questions-réponses ho antsika izay liana!

Tongava maro!!!!

Tolotra mahasoa omen'ny Marie Stopes ho an'ireo maman miandry zaza rehetra manomboka amin'ity volana Jona ity : azahoana...
01/06/2017

Tolotra mahasoa omen'ny Marie Stopes ho an'ireo maman miandry zaza rehetra manomboka amin'ity volana Jona ity : azahoanao fialam-bidy 10% rehefa miteraka!

Tongava ety amin'ny Marie Stopes Avaradoha manaraka ny fahasalaman'ny zaza ao an-kibo sy ianao reniny!

Marie Stopes dia mikatsaka hatrany izay mahasoa ny reny sy ny zaza

31/05/2017

Abonnez-vous à notre page! Aimez et partagez! :)
Bonne journée à tous

Address

Avaradoha
Antananarivo

Telephone

034 07 418 36

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maternité Marie Stopes Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share