Arifidy OPTIK

Arifidy OPTIK Solution pour améliorer la vue. Vente de produits destinés à l'optique lunetterie. Examen visuel

👀🕶️👀 Anisan ny maha sarotiny ahy indrindra ny fitsinjovana ny kalitaon ny asa mba ahafanareo mahita tsara no tsy hisy ah...
13/09/2026

👀🕶️👀 Anisan ny maha sarotiny ahy indrindra ny fitsinjovana ny kalitaon ny asa mba ahafanareo mahita tsara no tsy hisy ahiahy intsony mahakasika ny fahitàna. Mankasitraka manome fahatokisana. 🙏
"Mendrika ny masonao!"

17/05/2026

Mankatelina noho ny fahatokisanao. Mankasitraka indrindra Hafatra Nomen'ny Avo.
Mendrika ny masonao

Amin'izao toe draharaha izao dia nifindra eto Anosizato Antokotanitsara ny fandraisana antsika rehetra.   "Mendrika ny m...
15/05/2021

Amin'izao toe draharaha izao dia nifindra eto Anosizato Antokotanitsara ny fandraisana antsika rehetra. "Mendrika ny masonao !"
Afaka miantso ireo laharana ireo isika rehefa haka rdv hizaha maso 👓

La vue c'est la vie. On ne sait combien c'est important d'avoir une bonne   en conduisant, et surtout à la vitesse que v...
15/11/2020

La vue c'est la vie. On ne sait combien c'est important d'avoir une bonne en conduisant, et surtout à la vitesse que vous roulez. Une simple erreur et c'est fatale. En tout cas, toute l'équipe de vous remercie de votre entière dévouement de nous avoir confié votre santé visuelle. Particulièrement, nous tenons à vous féliciter, et et toute votre équipe, de nous avoir fait vivre un si beau spectacle, en volant une fois de plus la victoire, sur ce 41ème dont vous tenez le titre depuis 2019. Sans aucune hésitation, on restera toujours à vos côtés dans cette inoubliable aventure et vous souhaitons une bonne réussite sur la suite.

Enyleeeetssiiiaaaaa, mafy letsy ialahy    a. Tsikitsiky lalandava no iarahana. Na dia eo aza ny mihatra @  ialahy dia ts...
29/10/2020

Enyleeeetssiiiaaaaa, mafy letsy ialahy a. Tsikitsiky lalandava no iarahana. Na dia eo aza ny mihatra @ ialahy dia tsy hanary an ialahy aho ary hanome izay kely mba vitako. Tena henim boninahitra izaho sy nomen ialahy fahatokisana hikarakara ny fahasalaman ny maso sy ny fahitan ialahy. Mangataka antsika rehetra izay tsara sitra po koa aho mba handray anjara @ fanatsarana ny fahasalaman i Fanaiky amin ny ady @ insuffisance rénale izay mianjady aminy. Dia ny Avo anie hitahy an lah letsy

Hoy ianao oe, "Hafa ihany ilay mahita en HD". Izaho koa dia faly mahita anao en   no sady en   mivantana mihintsy  . Mis...
11/10/2020

Hoy ianao oe, "Hafa ihany ilay mahita en HD". Izaho koa dia faly mahita anao en no sady en mivantana mihintsy . Misaotra @ fahatokisana natolotrao ny ekipan i ,, nanomboka tamin'ny fizahana ny maso ka hatrany @ fanomezana solomaso.
, "Mendrika ny masonao !"
📞📞📞0349699964 📞📞📞
Centre commercial SANTILO

La diversité nous unit. On ne sait encore, comment vous remercier mais on est très reconnaissant de votre confiance.  "M...
03/10/2020

La diversité nous unit. On ne sait encore, comment vous remercier mais on est très reconnaissant de votre confiance.
"Mendrika ny masonao"
📞📞📞0349699964📞📞📞
Centre commercial SANTILO

Ny hazo hono tompoko no ho vanon-ko ho lakana, dia ny tany naniriany no tsara. Ary na ny vato aza hono tompoko no nahita...
01/10/2020

Ny hazo hono tompoko no ho vanon-ko ho lakana, dia ny tany naniriany no tsara. Ary na ny vato aza hono tompoko no nahitan-tsoa dia hosora-menaka. Koa ahoana no tsy hisaorako ireo izay nanoro làlana sy namolavola ahy raha eto amin'ny toerana misy ahy izao aho ankehitrio ? Tsy vitan'izany ihany fa mbola nomenareo voninahitra sy tso-drano ihany koa, ary tohina tokoa ny foko ry izy mivady. Misaotra ary mankatelina noho izany rehetra izany. Kely dia kely ny vitako aminareo andriamatoa sy ramatoa mivady, fa raiso tompoko fa tena vokatry ny fo. Ho lava velona ianareo
"Mendrika ny masonao"

Namana, rahalahy, tsy mahafoy. Tao anatin ny andro sarotra tokoa no nananany filana ny hanao   ka nanapak'hevitra ny hit...
04/08/2020

Namana, rahalahy, tsy mahafoy. Tao anatin ny andro sarotra tokoa no nananany filana ny hanao ka nanapak'hevitra ny hitsabo maso izy. Nosafidiany ny hiara dalana aminay ary izahay koa nanaiky ary naniry izany rahateo. Ny verre . no nosafidiany ary notanterahanay tsy am pihambahambana ny hatany. Tafaray samy manina ry ise a ! Ary sitraka enti matory. Mankatelina ary ho ela velona ny fiarahana.
"Mendrika ny masonao !"
Centre commercial SANTILO
#0349699964

Ny   dia toetra tsara ananana indrindra rehefa mitsinjo lavitra. Misaotra anareo mivady izahay ry   sy  , nanehoanareo i...
31/07/2020

Ny dia toetra tsara ananana indrindra rehefa mitsinjo lavitra. Misaotra anareo mivady izahay ry sy , nanehoanareo izany ary nisafidiananareo ny verre . Tsy vitan'izay fa mbola narahanareo teny mamy sy tso drano iany koa. Mankasitraka indrindra ary mahasoava tompoko. May God bless you !
"Mendrika ny masonao !"

Address

ANOSIZATO, Antokotanitsara RN1
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

0349699964

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arifidy OPTIK posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category