Ferme de Manazary

Ferme de Manazary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ferme de Manazary, Antananarivo.

๐Ÿ”๐—™๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿญ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ ? โณMaro ny olona mihevitra fa manatody atody 1 isanโ€™andro...
30/05/2026

๐Ÿ”๐—™๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿญ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ต๐—ผ ?

โณMaro ny olona mihevitra fa manatody atody 1 isanโ€™andro tsy miova ny akoho. Raha ny tena izy anefa, ny tsingerinโ€™ny fanatodizana (โ€œcycleโ€) dia mihoatra kely ny 24 ora (25-26 ora).

Izany no mahatonga ny ora fanatodizan'ny akoho iray mihemotra 30 minitra ka hatraminโ€™ny adinโ€™ny 1 isanโ€™andro eo ho eo.

๐Ÿ•— Ohatra tsotra :
Raha manatody aminโ€™ny 8 ora maraina androany ny akoho iray, dia miova ho amin'ny 9 ora rahampitso ary ny andro manaraka dia amin'ny 10 ora any ho any.

Rehefa mandeha ny andro dia miha tara ny ora, ka mijanona manatody ny akoho vao mihamaloka ny andro๐ŸŒ™โ˜€๏ธ

๐Ÿ‘‰ Miala sasatra indray andro izy, avy eo manomboka cycle vaovao indray ny rahampitso maraina.
๐Ÿ’กIzany koa no mahatonga ny fihenanโ€™ny atody aminโ€™ny vanim-potoana ririnina satria fohy ny hazavana.

Mety mihena ny fanatodizana raha voakorotana ny akoho rehefa andeha hanatody satria mihemotra hatrany io cycle io ary mety mianto mihintsika raha be mpanakotaba sy katsetsitra (parasite).

๐Ÿ“Š Amin'ny ankapobeny, ny akoho Kuroiler dia manana salan'isa fanatodizana toy izao:
โœ… 4โ€“6 atody isan-kerinandro
โœ… 18โ€“25 atody isam-bolana
โœ… 200โ€“280 atody isan-taona
โœ… Manatody mihoatra ny 3 taona

Atakalo Brahma Light vavy ny iray amin'ireto 2 lahy ireto ho an'izay milla na manana mpianadahy ka tia hanova ny lahy mb...
29/05/2026

Atakalo Brahma Light vavy ny iray amin'ireto 2 lahy ireto ho an'izay milla na manana mpianadahy ka tia hanova ny lahy mba hialana amin'ny consanguinitรฉ. 6,5 mois izy ireto. Alefaso ny suggestion.

Ny akoho sy ny famokarany atody
28/05/2026

Ny akoho sy ny famokarany atody

๐Ÿ“ Fiompiana Kuroiler : aleo avela hivezivezy sa atao anaty fefy ? ๐Ÿค” Maro amintsika mpiompy no misafidy ny akoho Kuroiler...
27/05/2026

๐Ÿ“ Fiompiana Kuroiler : aleo avela hivezivezy sa atao anaty fefy ? ๐Ÿค”

Maro amintsika mpiompy no misafidy ny akoho Kuroiler satria :
โœ… Mitombo haingana sady tsara hena
โœ… Manatody lava
โœ… Mahazaka aretina sy toetrโ€™andro (mafana/mangatsiaka)
โœ… Mahay mitady sakafo eny an-kalamanjana

Fa inona kosa no fomba fiompiana tena mahomby ? ๐Ÿ‘‡

๐ŸŒฟ ๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜‡๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐˜‡๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ (๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป๐—ฎ) :
โœ… Mihena ny vola lany aminโ€™ny sakafo
โœ… Mahita bibikely sy ahitra hohanina ny akoho
โœ… Tsara ny fahasalamanโ€™ny akoho
โŒ Mora lasanโ€™ny biby (alika, voromahery) na mpangalatra
โŒ Sarotra fehezina ny aretina
โŒ Mety very atody

๐Ÿก ๐—ฅ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ณ๐—ฒ๐—ณ๐˜† (๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ฎ) :
โœ… Haingana kokoa ny fitomboany
โœ… Tsara kokoa ny famokarana atody
โœ… Mora arahina sy karakaraina
โœ… Voaaro aminโ€™ny biby mpiremby
โŒ Mitaky vola sy sakafo betsaka kokoa
โŒ Mila fikarakarana isanโ€™andro

โš–๏ธ Betsaka ankehitriny no misafidy โ€œsemi-libertรฉโ€ :
โžก๏ธ atao anaty tranon'akoho aminโ€™ny alina
โžก๏ธ avoaka hitady sakafo aminโ€™ny atoandro.

Ary ianareo kosa manao ahoana ny fiompinareo ?
๐Ÿ” Avela malalaka ?
๐Ÿก Atao anaty fefy ?
๐ŸŒฟ Sa semi-libertรฉ ?

24/05/2026

Ny fahasalaman'ny akoho dia hita taratra amin'ny fahazotoany misakafo.
6 mois. Efa manatody ny 2. Alefa ho an'izay vonona hitaiza. 120000ar izy 3.

23/05/2026
Efa fantatrao ve ireto ?
22/05/2026

Efa fantatrao ve ireto ?

Ireto indray ร ry ny tolotra manaraka. Akoho frisรฉ vavy amidy.โœ…6 volana. Alefa miaraka izy ireto, โœ…Salama tsara tsy misy ...
19/05/2026

Ireto indray ร ry ny tolotra manaraka. Akoho frisรฉ vavy amidy.
โœ…6 volana. Alefa miaraka izy ireto,
โœ…Salama tsara tsy misy atahorana.
โœ…120 000Ar izy 3.
๐ŸฅšNy 2 efa manatody. Vaventy atody fa tsy madinika toy ny akoho gasy mahazatra. MP ary

๐Ÿ“๐Ÿ“Ny akoholahy Kuroiler dia manana gabarit lehibe. Maro ireo mahatratra 5-8kg. ๐Ÿชถ๐Ÿ“ Raha ho atao sakafo ny tanjona dia afa...
12/05/2026

๐Ÿ“๐Ÿ“Ny akoholahy Kuroiler dia manana gabarit lehibe. Maro ireo mahatratra 5-8kg.

๐Ÿชถ๐Ÿ“ Raha ho atao sakafo ny tanjona dia afaka omena sakafo mihoatra by 120g/andro ny lahy.
๐Ÿชถ๐Ÿ“ Raha haka taranaka no tanjona dia tsara raha maivana kokoa, mihoatra 1kg noho ny akohovavy ny lahy, tsy mihoatra ny 120g/andro ny sakafo.
Fahavitrihana sy Fahasalamana no tena ilaina amin'ny akoho lahy. Mihena ny fahavitrihany vao manomboka matavy izy.

๐Ÿชถ โš–๏ธ Raha vao mavesatra loatra ny akoho lahy dia mandratra ny lamosin'ny akoho vavy. Mety halemy mihintsy ary hitarika fikorontanan'ny famokarana atody izany ๐Ÿ“

๐ŸฅšMisy hatrany ny atody akoho azo akotrika na fecondรฉ, kuroiler pure. ๐ŸฅšAkoho be nofo, haingam-pitombo sy manatody lava ๐Ÿ— ...
12/05/2026

๐ŸฅšMisy hatrany ny atody akoho azo akotrika na fecondรฉ, kuroiler pure.
๐ŸฅšAkoho be nofo, haingam-pitombo sy manatody lava
๐Ÿ— Toy ny atody akoho gasy sy henan'akoho gasy.

๐ŸฅšAfaka alaina Ambatobe amin 8 ka hatramin'ny 4 ariva. Efa nahazo gadoany daholo izay naka tato hatrizay hatrizay ๐Ÿฅš๐Ÿฅš๐Ÿฅš๐Ÿฅš

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme de Manazary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share