SOS Vétérinaire Madagascar

SOS Vétérinaire Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOS Vétérinaire Madagascar, Doctor, Alarobia Fkt Amboniloha, Antananarivo.

☺️Ianareo koa ve Tia biby?
👉Tsindrio ny bokotra "j'aime" ary mba ahafahanao manaraka ny Pejin'i SOS vétérinaire M/car.
👉Pejy hitondra tsikitsiky sy natao hizarana torohevitra maro mikasika ny tontolon'ny biby sy fahasalaman'izy ireo.

Mirary fiainana sambatra be ho an'ny dada rehetra...♥️♥️SOS Vétérinaire Madagascar.0342200557/0345484008
21/06/2026

Mirary fiainana sambatra be ho an'ny dada rehetra...♥️♥️
SOS Vétérinaire Madagascar.
0342200557/0345484008

😺Mitady Croquettes saka en kg ve?👉Efa misy ny croquettes saka mandeha !👉14.000ar/kg : dibaq redcat mix😺SOS Vétérinaire A...
19/06/2026

😺Mitady Croquettes saka en kg ve?
👉Efa misy ny croquettes saka mandeha !
👉14.000ar/kg : dibaq redcat mix
😺SOS Vétérinaire Alarobia - Itaosy
0342200557/0345484008

😺Afaka omena croquettes ve ny sakakely?👉Azo omena croquettes ny sakakely manomboka amin'ny 1 mois (4 semaines) eo ho eo....
18/06/2026

😺Afaka omena croquettes ve ny sakakely?
👉Azo omena croquettes ny sakakely manomboka amin'ny 1 mois (4 semaines) eo ho eo.
👉Izany hoe eo izy no manomboka afaka mihinana vetin-kanina, sakafo ankoatran'ny nonon-dreniny.
😺Tsy ny croquettes rehetra anefa no mety fa ny sokajy "chaton" na Ilay hoe "baby kitten"
👉Alòna rano mafana Kely aloha Ary omena tsikelikely (6 petit repas/jour).
👉Babykitten dibaq 1,5kg : 55.000ar
👉Canaillou projunior chaton 400g : 17.000ar
SOS Vétérinaire Madagascar.
0342200557/0345484008

🙏Mankasitraka indrindra antsika rehetra t@faharetana!👉Efa miverina  avokoa ny fifandraisana ato  vétérinaire Madagascar....
18/06/2026

🙏Mankasitraka indrindra antsika rehetra t@faharetana!
👉Efa miverina avokoa ny fifandraisana ato vétérinaire Madagascar.
0342200557/0345484008

🚨 FILAZANA MANAN-DANJA 🚨⚠️ Tsy mandeha vonjimaika ny laharana findainay rehetra noho ny olana ara-teknika eo amin'ny tam...
17/06/2026

🚨 FILAZANA MANAN-DANJA 🚨

⚠️ Tsy mandeha vonjimaika ny laharana findainay rehetra noho ny olana ara-teknika eo amin'ny tambajotra fifandraisana.

-Miala tsiny indrindra amin'ny fanelingelenana mety aterak'izany.

-Efa eo am-pikarakarana ny famahana ny olana ny tompon'andraikitra ary hampahafantatra anareo izahay raha vantany vao miverina amin'ny laoniny ny serivisy.

-Ny pejy Facebook kosa dia afaka hifaneraserana hatrany.

🙏 Mankasitraka ny faharetanareo.
🐾 SOS VÉTÉRINAIRE MADAGASCAR

☺️Ianareo koa ve Nitady an'ity croquettes ity?👉Niova endrika ny dibaq puppy medium sy puppy maxi an! ☺️👉Natokana ho an'i...
12/06/2026

☺️Ianareo koa ve Nitady an'ity croquettes ity?
👉Niova endrika ny dibaq puppy medium sy puppy maxi an! ☺️
👉Natokana ho an'ireo alika andalam-pitomboana (en croissance)
🌿🥩🍖🧀🥓🫘🍗🍞🥔
SOS Vétérinaire Madagascar.
0342200557-0345484008

🥔🍞🫘🥓🧀🍗🍖🥩🌿Grand Arrivage dibaq o! arrivage dibaq 💓👉Inona daholo ny dibaq tadiavinareo?Dibaq redcan adult 20kg 190.000arDi...
11/06/2026

🥔🍞🫘🥓🧀🍗🍖🥩🌿
Grand Arrivage dibaq o! arrivage dibaq 💓
👉Inona daholo ny dibaq tadiavinareo?
Dibaq redcan adult 20kg 190.000ar
Dibaq maintenance 20kg 205.000ar
Dibaq action can energy 20kg 230.000ar
Dibaq redcan puppy 20kg 220.000ar
Dibaq puppy medium/ puppy maxi 12kg 195.000ar
👉New look dibaq puppy maxi sy puppy medium !
SOS Vétérinaire Madagascar
0342200557-0345485008

🐱 Mipetraka ela ao anaty litière ve izy? 🐱 Miezaka mipipy matetika nefa tsy misy mivoaka?👉Marobe ny Antony, isan'izany:-...
10/06/2026

🐱 Mipetraka ela ao anaty litière ve izy? 🐱 Miezaka mipipy matetika nefa tsy misy mivoaka?
👉Marobe ny Antony, isan'izany:
-Infection (Mikraoba) -Vato (calcul urinaire) -Traumatisme (voadona ny lamosina, ny bassin)- aretin'ny prostate sns.
👉Raha tsy voavonjy ara-potoana dia mety Mahafaty anaty ora/Andro vitsy.
👉Hisy fiantraikany @ voa : insuffisance rénale aiguë.
👉Mety hiteraka fiakaran'ny Ilay singa anaty rà atao hoe "potassium" ihany koa, izay mety hahafaty tampoka (par arrêt cardiaque)
😿Raha misy mampiahiahy dia manatòna vétérinaire.
0345484008/0342200557
SOS Vétérinaire Madagascar .

🥰Inona no tokony atao mba tsy hiraikitra ny volon’ny alikatsika?-1/ Shampoing sahaza ny volony sy ny hodiny no ampiasao....
09/06/2026

🥰Inona no tokony atao mba tsy hiraikitra ny volon’ny alikatsika?
-1/ Shampoing sahaza ny volony sy ny hodiny no ampiasao.
-2/ Bangoy isan’andro ny volon’ny alikatsika, indrindra ho an’ireo alika lava volo.
-3/ in-1 isam-bolana dia ampy ny fampandroana.
-4/tsara kokoa raha ahitana omega-3 sy omega-6 ny sakafo omentsika ny alika.
🥰Service toilettage SOS vétérinaire Madagascar.
0342200557/0345484008

Avy 'ny fiompiana!Nalainay t@pejin'ny ministeran'ny fiompina!𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐯𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨𝐝𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛...
07/06/2026

Avy 'ny fiompiana!
Nalainay t@pejin'ny ministeran'ny fiompina!
𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐯𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨𝐝𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐛𝐢𝐛𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲

🛑 Tsikaritra tato ho ato fa mitombo ny fivarotana fanafody ho an’ny biby tsy ara-dalàna, koa mampahatsiahy ny Minisiteran’ny Fiompiana fa 𝘃𝗼𝗮𝗿𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮̀𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗲𝗻𝗷𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗻𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆.

➖➖➖ Araka ny andininy faha-20 amin’ny Didim-panjakana laharana 92-284 tamin’ny 26 febroary 1992, ny fivarotana fanafody ho an’ny biby amin’ny antsinjarany dia natokana ho an’ny:

- Dokotera mpitsabo biby voasoratra ara-dalàna,

-Fivarotam-panafody manana fahazoan-dàlana,

- Toeram-pitehirizana eo ambany fitarihan’ny mpitsabo biby na farmasianina

- Vondrona mpiompy manana fahazoan-dàlana ho an’ny fanafody sokajy 2.

❗❗❗Noho izany: voaràra ny fivarotana ataon’ny olona tsy manana fahazoan-dàlana, na an-tserasera tsy ara-dalàna, na varotra tsy ara-dalàna.

➡️ Hisy ny fanaraha-maso ataon’ny tompon’andraikitra, amin'ny Sampandraharaha misahana ny fahasalaman'ny biby ary hampiharina ny sazy.

“𝗙𝗶𝗼𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗼𝗱𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮, 𝗳𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝗼𝗺𝗽𝘆, 𝗹𝗼𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗼𝗻-𝗸𝗮𝗿𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮”

Ministère de l'Elevage

Address

Alarobia Fkt Amboniloha
Antananarivo
101

Telephone

+261345484008

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOS Vétérinaire Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category