28/06/2026
FIDERANA + Andao apetraka amin'ny tompo ny entana mavesatra rehetra amin'izao fiatombohan'ny herinandro izao. Fa izy mahalala ny hevitra hiheverana antsika izay hitondra fiadanana fa tsy loza. Zaka Rajaonia (Ny Ambasadora) - Izy hanafaka anao. Zarazarao.