Mes Potions - Naturopathies

Mes Potions - Naturopathies 🍀Produits 💯 Homéopathiques Bio, fabriqués par des professionnels agréés 💯

Adresse : Ampasanimalo Tsiadana

Contactez : 038 26 634 23

🌿🤧 BAUME ANTI-ALLERGIES & SINUSITE 🤧🌿❓ Mijaly amin'ny :✅ Mikohaka matetika✅ Mangidihidy ny maso sy ny tenda✅ Mangidihidy...
31/07/2026

🌿🤧 BAUME ANTI-ALLERGIES & SINUSITE 🤧🌿

❓ Mijaly amin'ny :
✅ Mikohaka matetika
✅ Mangidihidy ny maso sy ny tenda
✅ Mangidihidy ny hoditra
✅ Tsy mahazaka vovoka, volon-javatra, na fofona mahery (manitra na ratsy)
✅ Feno lelo madity (sinusite)

💚 Baume Anti-Allergies & Sinusite
🌱 Pure naturel
🚫 Sans effet secondaire
💯 Efficace 100%

👨‍👩‍👧‍👦 Ho an'ny ankizy manomboka amin'ny 12 taona sy ny olon-dehibe.
⚠️ Tsy mitovy ny dosage ho an'ny ankizy sy ny lehibe, koa mangataha fanazavana mialoha.

💰 Prix : 30 000 Ar

🚚 Livraison à domicile disponible
📦 Mandefa any amin'ny faritra rehetra ihany koa izahay.

📍 Adresse : Tsiadana, akaikin'ny Espace Dera (toerana FID taloha)

📞 Contact : 038 26 634 23

📩 Midira MP na antsoy mivantana raha liana na mila fanazavana fanampiny.

🔥 Aza avela hanakorontana ny andronao intsony ny allergie sy sinusite, andramo dieny izao!

🌿 SIROP MIRACLE FOIE – Aty matavy sy simba 🌿Te hikarakara ny fahasalaman'ny aty sy ny vatanao ve ianao? Safidio ny Sirop...
31/07/2026

🌿 SIROP MIRACLE FOIE – Aty matavy sy simba 🌿

Te hikarakara ny fahasalaman'ny aty sy ny vatanao ve ianao? Safidio ny Sirop Miracle Foie, vokatra voajanahary natao hanampy amin'ny fikarakarana ny aty sy hanomezana fahatsapana tsara kokoa isan'andro.

✅ 100% Naturel & Bio
✅ Manampy amin'ny fanadiovana ny vatana
✅ Manampy amin'ny fandevonan-kanina
✅ Kalitao tsara sy voafantina

💰 Vidiny: 30 000 Ar

📞 Antsoy na mandefasa hafatra: 038 266 3423
🚚 Livraison azo atao manerana an'i Madagasikara

✨ Sirop Miracle Foie – Ny fahasalamanao no laharam-pahamehanay! ✨

❤️ BAUME HYPERTENSION – PALPITATION – COEUR ❤️Mitady vokatra voajanahary hanampy amin'ny fanalefahana ny fitempon'ny fo ...
31/07/2026

❤️ BAUME HYPERTENSION – PALPITATION – COEUR ❤️

Mitady vokatra voajanahary hanampy amin'ny fanalefahana ny fitempon'ny fo mafy sy hanomezana fahatsapana fitoniana? Ity baume ity dia novokarina tamin'ireo akora voajanahary voafantina tsara mba hanampy amin'ny fampiononana sy ny fahasalamana andavanandro.

✅ Akora voajanahary: Ylang-Ylang, Petit Grain Bigarade ary Camomille.
✅ Manampy amin'ny fahatsapana fitoniana sy fialan-tsasatra.
✅ Mora ampiasaina ary mety entina na aiza na aiza.
✅ Vita eto Madagasikara.

💰 Vidiny: 32 000 Ar

📞 Antsoy na mandefasa hafatra amin'ny: 038 266 3423

Safidio ny fikarakarana voajanahary ho an'ny fahasalamanao sy ny fahatonian'ny vatanao.

🍃 Baume Dégagement Respiratoire et Poumons – 100% Naturel 🍃Mitady vahaolana voajanahary hanampy amin'ny fanalefahana ny ...
30/07/2026

🍃 Baume Dégagement Respiratoire et Poumons – 100% Naturel 🍃

Mitady vahaolana voajanahary hanampy amin'ny fanalefahana ny fahasahiranana eo amin'ny taovam-pisefoana? Ity baume voajanahary ity dia natao hanampy anao hahatsapa aina sy ho salama kokoa isan'andro.

✨ Tombony:

Manampy amin'ny fanalefahana ny fitohanana orona.

Manampy amin'ny fanamaivanana ny kohaka sy sery.

Manampy amin'ny fanamorana ny fifohana rivotra.

Manome fahatsapana mangatsiatsiaka sy mampitony.

💰 Vidiny : 27 000 Ar

📞 Raha hanafatra : 038 266 3423

🚚 Azo atao ny livraison.

Mifidia ny voajanahary, miaina tsara ary ankafizo ny fahasalamana isan'andro! 🌿

🌿🤕 BAUME SINUSITE & MIGRAINE 🤕🌿😩 Marary loha matetika? 😩 Voan'ny migraine? 😩 Feno lelo-madity ny sinus ka manahirana ny ...
30/07/2026

🌿🤕 BAUME SINUSITE & MIGRAINE 🤕🌿

😩 Marary loha matetika? 😩 Voan'ny migraine? 😩 Feno lelo-madity ny sinus ka manahirana ny fifohana rivotra?

✅ Baume Sinusite & Migraine no vahaolana voajanahary hanampy anao!

🌱 Mampivoaka ny mucus bloqué ao anaty sinus 🌱 Manadio ny lalan'orona 🌱 Manampy manala ny aretin'andoha sy migraine 🌱 Anti-inflammatoire naturel 🌱 Mahomby amin'ny sinusite sy migraine

✨ Vokatra naturel, mora ampiasaina ary efa nahafa-po mpanjifa maro.

💰 Vidiny : 30.000 Ar

📞 Contact : 038 26 634 23 📍 Toerana : Antsiadana, akaikin'ny Espace Dera

🚚 Livraison disponible manerana ny faritra

📩 Midira MP raha hanao commande na mila fanazavana fanampiny.

🍀 Aza avela hanimba ny andronao ny sinusite sy migraine, andramo dieny izao! 💜🌿

🌿 HEMORROÏDE – Ho an'ny hemorrhoïde anatiny sy ivelanyVokatra voajanahary natao hanampy amin'ny fanalefahana ny tsy faha...
29/07/2026

🌿 HEMORROÏDE – Ho an'ny hemorrhoïde anatiny sy ivelany

Vokatra voajanahary natao hanampy amin'ny fanalefahana ny tsy fahazoana aina ateraky ny hemorrhoïde. Mety amin'ny fampiasana ho an'ny hemorrhoïde anatiny sy ivelany.

✔️ Manampy hampihena ny fanaintainana sy ny fivontosana.
✔️ Manalefaka ny mangidihidy sy ny fahasosorana.
✔️ Manampy amin'ny fanarenana ny hoditra voakasika.
✔️ Mora ampiasaina isan'andro.

💰 Vidiny : 20 000 Ar

📞 Raha hanafatra na mila fanazavana fanampiny : 038 266 3423

Kalitao voajanahary ho an'ny fahasalamanao.,

✨👶 BAUME BRONCHIOLITE ET GRIPPE BÉBÉ 👶✨🌿 Omeo fikarakarana voajanahary sy malefaka ny zanakao amin'izao vanim-potoanan'n...
29/07/2026

✨👶 BAUME BRONCHIOLITE ET GRIPPE BÉBÉ 👶✨

🌿 Omeo fikarakarana voajanahary sy malefaka ny zanakao amin'izao vanim-potoanan'ny hatsiaka izao.

✅ Manampy amin'ny fanalefahana ny sery sy ny kohaka
✅ Manome fahatsapana aina kokoa amin'ny taovam-pisefoana
✅ Akora voajanahary sy malefaka
✅ Mora ampiasaina isan'andro

💚 Safidy tian'ny ray aman-dreny maro ho an'ny fikarakarana ny zanany.

💰 Vidiny : 26 000 Ar

📞 Commande : 038 26 634 23

🚚 Livraison rapide

✨ Ny fahasalaman'ny zanakao no laharam-pahamehana!

🌿 BAUME SPÉCIAL ASTHMATIQUE – 100% Naturel 🌿Manana olana amin'ny kohaka, sery, na fahasarotana amin'ny fifohana rivotra?...
29/07/2026

🌿 BAUME SPÉCIAL ASTHMATIQUE – 100% Naturel 🌿

Manana olana amin'ny kohaka, sery, na fahasarotana amin'ny fifohana rivotra? Andramo ny Baume Spécial Asthmatique, vokatra voajanahary natao hanampy hampitony ny lalan-pisefoana sy hanome fahatsapana aina kokoa.

✅ Vokatra voajanahary
✅ Mora ampiasaina isan'andro
✅ Mety ho an'ny olon-dehibe sy ankizy (araka ny torohevitra fampiasana)

💰 Vidiny : 30 000 Ar
📞 Commande : 038 266 3423

📍 Toerana : Antsiadana, akaikin'ny Espace Dera

📦 Manatitra araka ny fifanarahana.

Kalitao • Fahatokisana • Fahafaham-po ny mpanjifa no laharam-pahamehanay.

✨ SIROP MIRACLE GOUTTE ✨Marary tonon-taolana? Misy fanaintainana sy tsy fahazoana aina noho ny asidra urique? Andramo ny...
28/07/2026

✨ SIROP MIRACLE GOUTTE ✨

Marary tonon-taolana? Misy fanaintainana sy tsy fahazoana aina noho ny asidra urique? Andramo ny Sirop Miracle Goutte, vokatra voajanahary natao hanampy amin'ny fampihenana ny asidra urique sy hanamaivanana ny fanaintainan'ny tonon-taolana.

✅ Manampy hampihena ny asidra urique
✅ Manamaivana ny fanaintainan'ny tonon-taolana
✅ Manampy amin'ny fampihenana ny fivontosana
✅ Mampitombo ny fahazoana aina isan'andro

💰 Vidiny : 30 000 Ar
📞 Raha hanafatra : 038 266 3423

📍 Aza tara fa voafetra ny entana! Antsoy na mandefasa hafatra dieny izao mba hahazoanao ny vokatra.

Address

37
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mes Potions - Naturopathies posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share