05/06/2026
Izay efa nanatrika séminaire TSIAMBARATELON'NY AMPARAHATOKA nataoko Dr Andry (Fa tsy ireo pirates) dia mahalala ity tantaran'i DO ity?Izay tsy mbola nanatrika kosa dia ho voafitaka eto.Indrindra ka mañana namana antsoina hoe i DO tokoa.
Iza no efa nanatrika? (Taiza?Oviana?Nahafa-po ve?Nahitana vokatra ve?)
Mba lazao hoe ny hevitr' io ankamantatra io raha tadidinao?
Misaotra eee...