Naturopharma Ampefiloha

Naturopharma Ampefiloha Dr. Manitra : +261 33 70 543 87 / +261 38 28 209 34

🩺TOLOTRA  GRATUIT FIZAHANA TOSI-DRA & TAHAN’NY SIRAMAMY 📅 Zoma 29 Mai 2026⏰ 08 ora – 12 ora
27/05/2026

🩺TOLOTRA GRATUIT FIZAHANA TOSI-DRA & TAHAN’NY SIRAMAMY
📅 Zoma 29 Mai 2026
⏰ 08 ora – 12 ora

📢 TOAMASINA — FOIRE SANTÉ & CONFÉRENCE LEHIBE ! 📢⚠️Aretina miha-mahazo olona maro amin’izao fotoana izao…  CANCER • DIAB...
25/05/2026

📢 TOAMASINA — FOIRE SANTÉ & CONFÉRENCE LEHIBE ! 📢

⚠️Aretina miha-mahazo olona maro amin’izao fotoana izao…
CANCER • DIABÈTE • TENSION
…nefa maro amin’izy ireo no azo sorohana raha fantatra mialoha ny antony sy ny fiarovana !

Dr. Manitra eny amin’ny FOIRE SANTÉ DU 27 AU 31 MAI
Allee_central_tamatavy501

💥 Mandritra ny foire :
✅ Consultation
✅ Torohevitra santé sy prévention
✅ Fanaraha-maso sy orientation santé

🎁 BONUS SPÉCIAL :
👉 TEST Diabète GRATUIT
👉 Izay manao consultation mandritra ny foire santé dia mahazo RÉDUCTION spéciale amin’ilay conférence lehibe atao ny sabotsy 30 Mai 2026!
━━━━━━━━━━━━━━━
🎤 CONFÉRENCE SANTÉ SPÉCIALE avec Dr Manitra
Sabotsy 30 Mai : à 15h
📍 TOERANA : EPP Todivelona Raphael Ankirihiry
💡 Horesahina indrindra ny :
🎗Cancer du sein & prostate
• Antony mampitombo ny risques
• Ireo fambara tokony ho fantatra
• Fomba fisorohana naturelle sy médicale
🩸 Diabète
• Nahoana no mitombo be ?
• Inona no fahazarana manimba ?
• Ahoana no hisorohana complications ?
❤️ HTA / Tension
• Stress, sira, siramamy, hatavezina, torimaso…
• Antony sy prévention azo ampiharina isan’andro
🔥 Fanazavana tsotra sy mazava ary pratique fisorohana
🔥 Afaka mametraka fanontaniana mivantana 👧👦

👨👩 Tongava maro miaraka amin’ny fianakaviana sy namana

FISAORANA SY FAMINTINANA NY 30/04/2026 🔥Tena nahafinaritra sy nahomby ny hetsika fizahana ny tahan'ny tosi-dra sy glycém...
03/05/2026

FISAORANA SY FAMINTINANA NY 30/04/2026 🔥
Tena nahafinaritra sy nahomby ny hetsika fizahana ny tahan'ny tosi-dra sy glycémie natao tao amin’ny Cabinet Médical Aina Fitia – Ampefiloha niaraka amin’i Dr Manitra sy ny SINOCARE SAFE AQ SMART
💙 Nihoatra ny 100 ny olona nanatrika sy nanaovana fitiliana ny tapak'andro maraina , naharitra hatramin'ny 2ora folak'andro ny nanaovana ny hetsika nohon'ny fifampizarana natao .
🎁 30 mahery ireo nahazo glucomètre vaovao sy bandelettes gratuits tamin’ny fanakalozana natao!
⏳ Mankasitraka indrindra ny rehetra noho ny fahatongavana sy ny fahavononana hihaino sy handray fampianarana mahasoa ny fahasalamana.
❤️ Ny fahasalamanao no laharam-pahamehana!
🏆💯 HETSIKA MANARAKA :
Inona no tianareo ho atao amin’ny hetsika manaraka?
Aza misalasala mamaly eto amin’ny commentaire!
[Afaka mijery toerana malalaka isika, MBA afahan'ny namana sambany hanatrika koa.]
🚧 Fisorohana no fitsaboana voalohany – aza miandry marary vao mitsabo tena!
Tageo ny havanao sy ny namanao ary zaraina ny vaovao!

28/04/2026

🔥 J-2 ! ALAMINO dieny izao ny fotoananao 🔥
🩺TOLOTRA GRATUIT FIZAHANA TOSI-DRA & TAHAN’NY SIRAMAMY 💙
📅 Alakamisy 30 Avril 2026
⏰ 08 ora – 12 ora

📍 CABINET MÉDICAL AINA FITIA – Ampefiloha (akaikin’ny poste de police 👮, axe supérette)
👨‍⚕️ miaraka amin’i Dr Manitra

🚨 VAOVAO LEHIBE – FANAKALOZANA GLUCOMÈTRE 🚨
👉 Manana glucomètre tsy miasa intsony ve ianao ? Satria tsy mahita bandelettes intsony ?
🎁 Ento aty hatakalo ➜ GRATOS E!
✔️ Omena glucomètre VAOVAO
✔️ Sady mahazo bandelettes koa ianao.

⚠️ Aza avela handalo fotsiny izao fotoana izao !
👉 Fantaro dieny izao ny toe-pahasalamanao
👉 Fisorohana no fitsaboana voalohany
💬 Antsoy ny havanao sy ny namanao, TAGeo mihintsy dia zarao ny hafatra.

➡️ Ny tonga aloha dia mahazo tombony
👨‍⚕️ Hamaly ny fanontanianao rehetra momba ny fahasalamana i Dr Manitra
❤️ Aza miandry marary vao mitsabo
👉 Fisorohana manome fiainana lava kokoa
❤️ Ny fahasalamana no harena voalohany

TEST GLYCÉMIE GRATUIT 🩺Mampandre antsika rehetra fa misy Test Glycémie gratuit miampy fanazavana isaky ny zoma faran'ny ...
25/03/2026

TEST GLYCÉMIE GRATUIT 🩺
Mampandre antsika rehetra fa misy Test Glycémie gratuit miampy fanazavana isaky ny zoma faran'ny volana eto Ampefiloha Akaikin'ny poste de Police,
Volana mars : zoma 27 mars 2026 maraina
👉 Tanjona ny:
• Fanaraha-maso ny tahan’ny siramamy ao anaty ra
• Fisorohana sy fitiliana mialoha ny aretina diabeta
• Fanentanana amin’ny fitandroana fahasalamana
✅ Maimaim-poana tanteraka
✅ Haingana sy tsotra
✅ Misokatra ho an’ny rehetra
📍 Tongava maro mba hahafantaranao ny toe-pahasalamanao.
Ny fahalalana mialoha no fiarovana tsara indrindra.
Contact : 038 28 209 34 / 032 01 772 12
Samy salama ,no tsara 😊😊

🩺 TESTE GLYCÉMIE GRATUIT 🩺Mampandre antsika rehetra fa misy teste glycémie gratuit atao ny zoma 27 fevrier 2026 maraina ...
24/02/2026

🩺 TESTE GLYCÉMIE GRATUIT 🩺

Mampandre antsika rehetra fa misy teste glycémie gratuit atao ny zoma 27 fevrier 2026 maraina sy atoandro ety Ampefiloha Akaikin'ny poste de Police

👉 Tanjona ny:
• Fanaraha-maso ny tahan’ny siramamy ao anaty ra
• Fisorohana sy fitiliana mialoha ny aretina diabeta
• Fanentanana amin’ny fitandroana fahasalamana

✅ Maimaim-poana tanteraka
✅ Haingana sy tsotra
✅ Misokatra ho an’ny rehetra

📍 Tongava maro mba hahafantaranao ny toe-pahasalamanao. Ny fahalalana mialoha no fiarovana tsara indrindra.

Contact : 034 83 678 23 / 032 01 772 12
Samy salama ,no tsara 😊😊

'NDAO HIFANAMPY R'IRETO A.
💙✨ HETSIKA MANOKANA HO AN’NY FAHASALAMANA IOMBONANA ! ✨💙
Andao hizaha tosi-dra 🩺 haeaha-maso ny tahan’ny siramamy 🍬 miaraka amin’i Sinocare by Distrilab
📌💯 Fitsapana sy test gratuits zato isan-jaro 💯📌

Fotoana: 📅 zoma 27 Febroary 2026.
⏰ 08 ora – 12 ora

📍 Ao amin’ny Cabinet Aina Fitia – Ampefiloha - près Poste de police ( axe Supérette), iarahana amin’i Dr Manitra RAKOTOARIVONY 👩⚕️

🎁 Bonus manokana🎁
🔄 Fanakalozana glucomètre taloha voatahirinao ho vaovao ho an’ireo mbola mandeha tsara fa tsy ahitanao bandelettes 😍

💥 Misy PRIX PROMO manokana mandritra io fotoana io!
⏳ Voafetra ny fotoana!
Tongava maro fa ny fahasalamana no harena voalohany 💚

📍 Cité Ampefiloha , axe Supérette – près Poste de police
☎ 034 83 678 23 / 032 01 772 12

ZARAO amin'ny namanao fa mahasoa ny hafa.
Aza adino ny manaraka ny pejy.

🔑 Tsy misorona! ❤️‍🩹🩺💯 Aoka hapetraka ho laharam-pahamehana ny fahasalaman'ny Fahasalamana eto amintsika, satria izy no ...
09/02/2026

🔑 Tsy misorona! ❤️‍🩹

🩺💯 Aoka hapetraka ho laharam-pahamehana ny fahasalaman'ny Fahasalamana eto amintsika, satria izy no fototry ny fampandrosoana maharitra.
🤝 Amin’ny firaisankina sy fahaizana miombona eo aminareo mpitantana no ahafahana manangana rafitra fahasalamana matanjaka, mba hiverina amin’ny hasiny ny fitsaboana sy ny mpitsabo ary ahazo fikarakarana mendrika ny mpiara-belona rehetra.

💥 Ny fahasalamam-bahoaka dia andraikitry ny rehetra. SAINGY raha tsy mitandrina ianareo mpitantana dia hitombo an'isa ireo mpisoloky milaza fa MPITSABO. 🥴

📌 Rehefa manaja ny maha-olona ny tena mpitsabo,
📌 Rehefa miorina amin’ny fiaraha-miasa ny andraikitra nankinina taminareo mpitantana foibe, dia miteraka fahatokisana sy fahombiazana ho an’ny rehetra izany.
✅ Fanajana ny teny nomena,
✅ Fitantanana mangarahara araka izay azo atao.
✅ Fiaraha-miasa amin'ireo sehatra maro mpisehatra amin'ny resaka Fahasalamana ho an’ny tombontsoa iombonana

🧠 Dia hoy Aho hoe:
Raha Mbola azo atao, apetrao re izay fototra afahanareo mifandamina fa sahirantsaina izahay ety ifotony.
🤕 Atsaharo ny savorivory, aleo MBA hilanto ny rehetra.
Samy salama no tsara mantsy.

🌀🌪️☔ Ny rivodoza mifandimby mbola manambana,
😱🥶 Ny valan'arerina toa mifamontoana miditra ny tanintsika tsy miera toy ny jiolahy,
😶‍🌫️💀 Ny ato anatiny toa manao habibiana mamono olona amin'ny fihetsika feno fahalovana ny tsy vanona, mifandoro velona 'ndray ny sasany,

😭Tsy misy tompon'ny aina r'ireto a.

💯🔑 'ndao hiombona hanao ezaka fanatsarana araka izay tandrifiny hanatsara fiainana fa toa lasa mampitebiteby na ny handeha hangery fotsiny aza! Sao hilatsahan'ny varatra sanatria ka sady maty no mihosi-tay! Sanatrian'ny vava.

Soava alahady (andro voalohany) jiaby tompoko.

.. et la route continue, la santé s'améliore .... Dr. Manitra avec le groupe Naturopharma Officiel 💡⏰⏳🔐🏆🥉🎁🪔🎗️
27/01/2026

.. et la route continue, la santé s'améliore ....
Dr. Manitra avec le groupe Naturopharma Officiel
💡⏰⏳🔐🏆🥉🎁🪔🎗️

ILAINA HATRANY NY MIFAMPIZARA TRAIKEFA⏰
18/01/2026

ILAINA HATRANY NY MIFAMPIZARA TRAIKEFA⏰

RESAKA HAFA MIHITSY FA TENA HIAKINAN'NY FAHASALAMANA

⁉️⁉️AHOANA NY FOMBA I-GERENA ILAY OLANA MAMPIAKATRA STRESS

➡️➡️CONFÉRENCE NY OLANA SY NY VAHAOLANA - ZOKY ANDRY MAMPIFALY

Te ho isan'ny ahita soa amin'ny fizarana ataon'i Zoky Andry koa ve ianao?

☑️ Zoky Andry Mampifaly dia mpikaroka, mpanabe, mpampianatra ary mpitsabo

Hanombahany ny taona 2026 - Conférence NY OLANA SY NY VAHAOLANA

Be dia be ny olana ka 'ndao àry hatoro anao aiza no mora ahitana vahaolana... Ho gaga ianao fa ho tombontsoanao ny olana mitranga manomboka izao

Jifao dieny izao àry ny tapakila (juste participation) 5000ar

Raha amin'ny pejy Zoky Andry Mampifaly na Zoky Andry Mampifaly Naturopharma na Naturopharma Officiel ianao ka manjifa tapakila iray dia mahazo iray maimaim-poana 💪

Toerana ahitana ny tapakila
📌 Siège Naturopharma Ambodinisotry cité
📌 Naturopharma Tsiazotafo
📌 Supermusic Analakely (naturopharma)

Datin'ny conférence Alahady 25 Janoary 2026
Toerana : Havoria Anosy (ao amin'ny TVM)

Infoline : 034 13 046 43

Naturopharma - Samy Salama no Tsara

⏳ Lafiny fahasalamana tsy dia voaresaka loatra. TANDREMO sao hoe:VENDREDI MAGNIFIQUE eo 'ndray... 🩺 Voaporofo izao fa Il...
09/01/2026

⏳ Lafiny fahasalamana tsy dia voaresaka loatra. TANDREMO sao hoe:VENDREDI MAGNIFIQUE eo 'ndray...

🩺 Voaporofo izao fa Ilay clade Ib no misy eto mada.
🐒 Ny Clade Ib dia sous-clade vaovao nambara voalohany tamin’ny 2023, hita indrindra tany Repoblika Demokratikan’i Kongo (RDC), ary nisy fiparitahana tany amin’ireo firenena manodidina azy toa an’i Kenya, Rwanda, Uganda, Burundi. Tsy mbola misy àngon-kevitra ampy ny momba azy noho izany.

🐒 Mpox clade Ib dia mitondra fery eny amin'ny hoditra, amin’ny tanana sy fela-ranana, tongotra sy fela-tongotra, eny amin'ny hodi-maso, INDRINDRA amin'ny faritry ny ankasarotana (parties génitales sy a***e).

NOHO IZANY 🔑 mila mitandrina betsaka kokoa ireo manao "firaisana ara-nofo an-tselika".

💥 Raha manao rapports sexuels amin’ny olona vaovao na tsy fantatra ny mombamomba azy dia:

📍Arehero ny jiro raha maizina MBA afahana mahita Raha misy fery na kibontsina...
(Inspection des armes e!)
🎖️Mahasoa anao amin'ny fisorohana izany na dia misy filàna manery mafy aza.
Rehefa raikitra ny "combat" dia azo ampiasaina ilay jiro kely malefaka (lampe douce) mba tsy hanelingelina be amin’ny fihetseham-po fa afaka milamina tsara raha misy zavatra mampiahiahy.

FANTARO
👉 Ny ireo fahasamihafana eo amin’ny Mpox clade hafa:
Miavaka kokoa amin'ny fomba fifindrany.
💥 Ny Clade Ib dia mampiseho transmission amin’ny olon-dehibe amin’ny contact akaiky ary mety haingana mora mifindra kokoa amin’ny fifandraisana ara-piraisana ara-nofo, io Ilay antsoina hoe:"household contact".
💥 Mifindra haingana kokoa amin’ny fifandraisana akaiky amin’ny olona marary, indrindra amin’ny hoditra misy fery (kibontsina sy ny tsiranoka ao aminy).
💥 Ny fifamindrany dia hita fa misongadina amin’ny fifampikasohana eo amin’ny hoditra sy ny hoditra mando "muqueuses", toy ny amin’ny firaisana ara-nofo.
💥 Mifindra haingana amin’ny zavatra iombonana (toy ny fitaovana, lamba fitafy, lamba famahoana, lamba firakotra) raha misy virus mbola velona amin’ireny fitaovana

⏳ Lafiny fahasalamana tsy dia voaresaka loatra. TANDREMO sao hoe:VENDREDI MAGNIFIQUE eo 'ndray...

🩺 Voaporofo izao fa Ilay clade Ib no misy eto mada.
🐒 Ny Clade Ib dia sous-clade vaovao nambara voalohany tamin’ny 2023, hita indrindra tany Repoblika Demokratikan’i Kongo (RDC), ary nisy fiparitahana tany amin’ireo firenena manodidina azy toa an’i Kenya, Rwanda, Uganda, Burundi. Tsy mbola misy àngon-kevitra ampy ny momba azy noho izany.

🐒 Mpox clade Ib dia mitondra fery eny amin'ny hoditra, amin’ny tanana sy fela-ranana, tongotra sy fela-tongotra, eny amin'ny hodi-maso, INDRINDRA amin'ny faritry ny ankasarotana (parties génitales sy a***e).

NOHO IZANY 🔑 mila mitandrina betsaka kokoa ireo manao "firaisana ara-nofo an-tselika".

💥 Raha manao rapports sexuels amin’ny olona vaovao na tsy fantatra ny mombamomba azy dia:

📍Areheto ny jiro raha maizina MBA afahana mahita Raha misy fery na kibontsina...
(Inspection des armes e!)
🎖️Mahasoa anao amin'ny fisorohana izany na dia misy filàna manery mafy aza.
Rehefa raikitra ny "combat" dia azo ampiasaina ilay jiro kely malefaka (lampe douce) mba tsy hanelingelina be amin’ny fihetseham-po fa afaka milamina tsara raha misy zavatra mampiahiahy.

FANTARO
👉 Ny ireo fahasamihafana eo amin’ny Mpox clade hafa:
Miavaka kokoa amin'ny fomba fifindrany.
💥 Ny Clade Ib dia mampiseho transmission amin’ny olon-dehibe amin’ny contact akaiky ary mety haingana mora mifindra kokoa amin’ny fifandraisana ara-piraisana ara-nofo, io Ilay antsoina hoe:"household contact".
💥 Mifindra haingana kokoa amin’ny fifandraisana akaiky amin’ny olona marary, indrindra amin’ny hoditra misy fery (kibontsina sy ny tsiranoka ao aminy).
💥 Ny fifamindrany dia hita fa misongadina amin’ny fifampikasohana eo amin’ny hoditra sy ny hoditra mando "muqueuses", toy ny amin’ny firaisana ara-nofo.
💥 Mifindra haingana amin’ny zavatra iombonana (toy ny fitaovana, lamba fitafy, lamba famahoana, lamba firakotra) raha misy virus mbola velona amin’ireny fitaovana na toerana ireny (virus mbola anaty tsiranoka fery mando).

[Source OMS: https://www.who.int/news-room/fact-sheets/detail/mpox].

Mirary fahasalamana feno hatrany ho antsika tompoko.

Sary fanehoana nindramina

Address

Box 13, Axe Supérette à Coté De Poste De Police
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Naturopharma Ampefiloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category