05/09/2026
📌Lisitr’ireo farmasia misokatra manao fiandrasandraharaha eto Madagasikara ny Sabotsy 05 Septambra ka hatramin’ny Sabotsy 12 Septambra 2026.
ℹ️ Misy ihany koa ireo farmasia misokatra 7j/7 sy 24h/24 na isan’andro manodidina antsika. Manasa anao hijery ny lisitr’izy ireo eto amin’ny pejy.
Aza adino ny mitandrina rehefa mivoaka, ary mirary fahasalamana ho an'ny rehetra ✨
------------------
📌 Liste des pharmacies de garde à Madagascar du samedi 05 Septembre au samedi 12 Septembre 2026.
ℹ️ Des pharmacies en zones rurales sont également ouvertes 7j/7 et 24h/24. La liste est disponible sur notre page.
Restez prudents 😷 et prenez soin de vous ✨