23/05/2026
Tsy ny vehivavy iany aki dia tsy soin iany anie no ataonay e ... Ary tsy voatery ho Malagasy iany no raisina 😉😊
Teto zao izahay nanao coloration Barbe 🧔♂️
Mandray foana izahay anio ka hatramin'ny 18h , ndao anao manjakely satria lavalava ny weekend 😊❤️😘
Coucou mon pote Ti Greg 👋☺️🤗
☎️ 0348100819