22/07/2026
🍷 Quel type de consommateur êtes-vous ?
Toutes les personnes qui consomment de l'alcool n'ont pas le même profil.
🔹 Non-consommateur : ne boit pas d'alcool.
🔹 Consommateur occasionnel : boit rarement, lors des occasions particulières.
🔹 Consommateur à risque : la consommation devient plus fréquente ou plus importante.
🔹 Consommateur nocif : l'alcool commence à avoir des conséquences sur la santé, la vie familiale ou le travail.
🔹 Personne dépendante : la consommation devient difficile à contrôler et l'arrêt provoque un manque.
💡 Plus une difficulté est repérée tôt, plus il est possible d'agir efficacement. Demander de l'aide est une démarche de courage et de prévention.
Au Centre Aro Aina, nous prenons en charge les personnes qui veulent sortir de ces mauvaises habitudes, médicalement et psychologiquement.
_____________________________________________
🍷 Karazana mpisotro toaka manao ahoana ianao?
Tsy mitovy avokoa ny fomba fisotroan'ny olona rehetra misotro toaka.
🔹 Ireo tsy misotro toaka mihitsy.
🔹 Misotro indraindray : misotro amin'ny fotoana manokana ihany, ary amin'ny fatra voafetra.
🔹 Mpisotro mety mampanahy : mihamaro matetika ny fisotroana.
🔹 Mpisotro tandindonin-doza : manomboka misy fiantraikany amin'ny fahasalamana, eo amin’ny fianakaviana na ny asa ny fisotroana.
🔹 Olona miankin-doha amin'ny toaka : ireo tsy mahafehy ny fisotroana toaka ary amin’io fotoana io, miseho ireo soritr'aretina samihafa noho ny fisotroana tafahoatra.
💡 Fantaro mialoha ny olana mba hahamora kokoa ny fandraisana fepetra. Ny fitadiavana fanampiana dia mariky ny herim-po sy ny finiavana hiova.
🤝 Ao amin'ny Centre Aro Aina, izahay dia manampy ireo olona maniry hiala amin'ny fiankinan-doha amin'ny alalan'ny fitsaboana ara-pahasalamana sy fanohanana ara-tsaina.