HIRAK'Hanina.mg

HIRAK'Hanina.mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HIRAK'Hanina.mg, Talatamaty, Antananarivo.

29/08/2026

Manao commande ianareo amin'ny Ilay carte épinglé eo amin'ny pejy. Rehefa mahafeno 30000ar ny commande dia mahazo dessert offert ianareo.
Uniquement 4 parts hoan'ny rahampitso.
0347273440

Andao hiomehy Kely 😂Isan'andro ito client mpanafatra nem ito dia Tonga Manao récupération nem au moins paire 2 isan Andr...
29/08/2026

Andao hiomehy Kely 😂

Isan'andro ito client mpanafatra nem ito dia Tonga Manao récupération nem au moins paire 2 isan Andro ... Oui... Izy no pandany nem ato ankoatran'izay client iray izay ihany koa f Mbola resahako ao ambany ao ...
- Maninona oa ra MBA mi commande maromaro dia tehirizina au lieu de hanao déplacement isan'andro eto ...
-Ah non ,hoy izy, vo maika tsy maha Hendry ahy f vô fantatro oe misy ao d tsy hijanona ny vavako d aleoko mits mandany ftoan maka azy ato aminao ... Sady ra zäh manendy anio tsy ivoaka ohatrin'ny anao akory ny tsirony.
Efa haiko fa efa voan'ny ody gasy amin'ny nem anao zàh Mme a 🙄🙄😅. (Choquée Kely aho fa je pense que ça partait d'un bon sentiment 😊) .Nanomboka Téo dia najanonay ny fampiatsoanay " Madame" dia mifampiantso amin'ny anaranay amin'izay izahay.

Hoan'ilay " voan'ny fanafody gasy amin'ny nem " iray indray an, Mme Kely efa namako hatrin'ny ela .
- Za aki MBA anaovy nem f alaiko eo aveo
- Oh lany ny nem akia
- Dia tsy afaka manamboatra izany ?
- Ka Ilay galette mihintsy no tsy misy intsony( ny Andro aminio efa hariva an)
-Aleo itadiavako galette ndri ... Aiza misy fa vidiko f za mila nem 🤣
Tena nitadiavany aho ary tongany tato amiko Ilay galette .
- Tiens ... Amin'ny firy vita fa iverenako ... J'ai besoin de mes nems 😂
Miomehy irery aho mieritreritra anareo angeh e... Mamy sy tiako aby ianareo

Dessert offert oooo Ataovy ny commande fa part 4 fotsiny ny anio an Commande 30000 ar = une part de génoise a la crème f...
29/08/2026

Dessert offert oooo
Ataovy ny commande fa part 4 fotsiny ny anio an

Commande 30000 ar = une part de génoise a la crème fourré a l'ananas offerte

Araraoty fa rehefa voafehiko tsara ny décoration dia tsy offert intsony io an ... Ny tsirony indray 😉 matoky tena tsara isika 😋 matsiro Ary tia hihinana fona fona

☎️ 0347273440
🛵 A partir de 5000 ar

28/08/2026

Andao isika hiaino tantara kely ny nem vietnamien ❤️

23/08/2026

Fantatrao ve ny tantaran'ny "RIZ CANTONAIS" ?

22/08/2026

Andao isika hiaraka hanao soupe wan tan 🥣

🔥 OFFRE DU WEEKEND – 60 000 Ar IHANY ! 🔥Weekend izao… fotoana hiarahana amin’ny ankohonana, hialana sasatra ary indrindr...
21/08/2026

🔥 OFFRE DU WEEKEND – 60 000 Ar IHANY ! 🔥

Weekend izao… fotoana hiarahana amin’ny ankohonana, hialana sasatra ary indrindra hihinanana sakafo matsiro tsy mila mandany fotoana ao an-dakozia 😍❤️

Alaivo sary an-tsaina hoe 60 000 Ar monja dia efa afaka misafidy ianao :
🥟 2 snacking au choix
🍜 2 plats au choix
🍲 1 soupe au choix
👉 Misafidiana izay tena tianao, ary ataovy weekend gourmand miaraka amin’ny fianakaviana na ireo olona tianao. 🥰
💛 Tsy sakafo fotsiny… fa fotoana mamy iarahana.
📞 Commande : 034 72 734 40
🛵 Livraison à partir de 5 000 Ar

HIRAK’HANINA.mg — Sakafo mampiray ❤️

Amin'ity andro mangatsiaka androany ity dia andao atao fihenam bidy goavana be ireto soupe matsiro be ireto.Soupe wan ta...
18/08/2026

Amin'ity andro mangatsiaka androany ity dia andao atao fihenam bidy goavana be ireto soupe matsiro be ireto.
Soupe wan tan au porc 18000ar
Tantan ramen ( boeuf ,porc ,poulet ) 18000ar
Tsock 18000ar
Ary Mbola ahazoana pao 10 maimaipoana ❤️
Ataovy Ary ny commande tsika

0347273440

🎁 Commande 20 000 Ar = PAO 10 MAIMAIM-POANA ! 🎁Manafara sakafo ho anao, ary mahazoa fanomezana mahafinaritra ho fanampin...
18/08/2026

🎁 Commande 20 000 Ar = PAO 10 MAIMAIM-POANA ! 🎁

Manafara sakafo ho anao, ary mahazoa fanomezana mahafinaritra ho fanampiny. ❤️

🥟 Commande mitentina 20 000 Ar = PAO 10 MAIMAIM-POANA ! 🥟

Ny tanjonay dia ny hampifaly anareo amin’ny sakafo matsiro, voaomana am-pitiavana sy amim-pitandremana. 🥰 ❤️
📞 034 72 734 40
🛵 Fanaterana manomboka amin’ny 5 000 Ar
HIRAK’HANINA — Sakafo iray, tsiky iray, fahasambarana iray. ❤️

Address

Talatamaty
Antananarivo
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HIRAK'Hanina.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share