29/05/2026
📍 Aiza marina no misy ny Clinique Modern Medical Mihary Soa?
Ho anao izay mitady ny toeram-pitsaboana misy anay, dia mora kely ny mahita azy:
📹 Ity ary misy Vidéo manoro ny lalana makaty aminay 👉
🛣️ Eto Betongolo, eo amin'ny sisin'ny RN2.
🏢 Rehefa mandalo ny SIDEX-OI ianao dia eo akaiky eo ihany.
🚗 Afaka manatona avy hatrany ianao na miantso anay raha misy manahirana:
📲 Laharana finday: 034 90 075 35 / 034 22 562 57
🕒 Misokatra foana izahay 24h/24 sy 7/7!