22/08/2026
โ
ORA Manambina Anao Rahampitso โ
TSARA avokoa ny ora sy ny andro hoy ny BAIBOLY (EKENA)
, fa koa Tsara kokoa raha @ ORA manambina anao no hanaovanao zavatra na hanantaterahanao zavtra iray ...
Hoan'i RAHAMPITSO dia hoan'i Olona teraka ""ASABOTSY"" no zaraiko anio , @ 9sasany maraina sy @ 4sasany ariva no Ora tsara ho anao rahampitso (ALAHADY) fa tadidio .
RAHA liana @ hatrany @ fizarana ianareo na koa Fizarana hafa dia aza adino mizara sy Manaraka ny PAGE .
NB: mitohy hatrany ny Fitsaboana na hoan'i
Mivantana na ny ร distance 0346036516 .