21/07/2026
Toro hevitra ho an'ny vehivavy mampinono
1. Homeho nono ny zaza raha toa ka latsaky ny enim-bolana mba hamindranin'ny reny ny hery fiarovany amin'ny zanany
2. Diovy amin'ny rano matimaty ny loha nono ary raha toa ka vakivaky dia hosory glycérine na vaseline
3. Ampifandimbiaso ny nono hampinonoana hialana amin'ilay hoe "engorgement mammaire". Raha tena efa voan'ny engorgement mammaire dia tsara mampiasa tire lait
4. Rehefa avy mampinono zaza kely dia handraso mandrezatra izy vao hampatoriana
5. Fadio ny mihinana fanafody AINS na anti-inflammatoire non stéroïdiens
Conseils pour les femmes qui allaitent
1. Allaitez votre bébé s'il a moins de six mois afin de lui transmettre votre immunité.
2. Nettoyez vos mamelons à l'eau tiède et, s'ils sont crevassés, appliquez de la glycérine ou de la vaseline.
3. Alternez les seins pour éviter l'engorgement. En cas d'engorgement important, l'utilisation d'un tire-lait est recommandée.
4. Après la tétée, laissez votre bébé d'avoir fait son rot avant de le coucher.
5. Évitez de prendre des AINS (anti-inflammatoires non stéroïdiens).