Idealy Bio

Idealy Bio Épices ,Piment , complément Alimentaires

  ✳️FINARITRA INDRINDRA TOMPOKO✳️✅ Aananambo na MORINGA dia anisan'ny zava-maniry tena be otrikaina indrindra.noho izy m...
09/08/2023


✳️FINARITRA INDRINDRA TOMPOKO✳️

✅ Aananambo na MORINGA dia anisan'ny zava-maniry tena be otrikaina indrindra.
noho izy manankarena :
❇️Vitamine A, B2, B3, Zinc, Magnesium.
❇️ Anti inflammatoire na mpanala fanaintainana voajanahary tena mahery vaika
❇️ Misoroka ny homamiadana(cancer )ny fihinana azy matetika.
❇️Mampitombo faharanita-tsaina
❇️Mahatsara sy mitaiza ny taova indrindra ny aty ,Fo , maso , manatsara ny fiasan'ny lalandrà
❇️ Manantsara sy manampy ireo olona sahirana amin'ny fahitana torimaso.
✅ FOMBA FAMPIASA AZY
1 ka hatramin'ny 2 sotrokely maraina sy ariva alohn'ny sakafo. afaka asiana tantely kely ☺️

PRIX : 5000ar / 50g

Prix de gros 40000ar / kg 😍😍
Manao livraison amin'ny faritra izahay tompoko

Contact : 0331468038 / 0334291158

💖💖
23/06/2023

💖💖

Samihafa ny atao hoe: manabe zaza sy miompy zaza.

Ny atao hoe miompy dia: mamahana hanina, manatitra, mi-surveillé, manao vakisiny sy mitsabo; dia avy eo rehefa lehibe dia miandry tombony.

Raha niompy ianao hatramin'izay, ndao: tiavina, beazina, resahana, karakaraina, omena hanina, omena kapoka, bedesina, encouragé-na, caliné-na, tsofina-rano.... henoina ny zana-tsika.

Mora ny miompy, sarotra ny manabe...

Ny zaza tena nobehazina ihany no tena ho lehibe rahampitso

Mpiompy zaza ve ianao sa mpanabe zaza?

Tsara ity zoma ity

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261331468038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Idealy Bio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share