𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏

  • Home
  • Madagascar
  • Fénérive-Est
  • 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏

𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 Le spécialiste de l'alimentation et du mode de vie saine Maroloko. 1. 𝑚𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 ?

Ny Maroloko Nutrition dia manao ny asa « 𝗔𝗰𝗰𝗌𝗺𝗜𝗮𝗎𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 | 𝗖𝗌𝗮𝗰𝗵𝗶𝗻𝗎 𝗲𝗻 𝗻𝘂𝘁𝗿𝗶𝘁𝗶𝗌𝗻-𝗱𝗶𝗲́𝘁𝗲́𝘁𝗶𝗟𝘂𝗲 » ho an’ny fahasalamanao ; ka amin’ny alalan’ny fampiasana ny tambajotran-tserasera no anatanterahana izany. Ny Maroloko Nutrition dia teraka noho ny fahatsapana ny olana misy araka ny traikefa hita mikasika ny fanjariantsakafo eto Madagasika satria ny mpamorona azy dia olona manana traikefa sy mahafantatr

a tsara ny tontolon’ny fanjariantsakafo (Nutrition) eto Madagasikara, satria efa niasa tamin’ny sehatra momba izany fanjariantsakafo izany nandritra ny 15 taona izao; miaraka amin’ny ekipa tanora izay maharaka tsara ihany koa ny fivoarana sy ny zava-baovao eo amin’ny tontolon’ny fanjariantsakafo satria niofana manokana momba izany.

2. 𝑰𝒓𝒆𝒐 𝒛𝒂𝒗𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒛𝒐𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒎𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 ? ALIMENTATION POUR GESTION DU POIDS (Sakafo fitantanana ny lanja)
Perte de poids | Gain de poids | Nutrition sportive | Body Building
Mampidina lanja ¬| Mampitombo lanja |Mpanao fanatanjahan-tena |Mampitombo hozatra
ALIMENTATION POUR MANAGEMENT DES MALADIES (Sakafo ho an’ny olona marary)
Hypertension | DiabÚte | Cholesterol | Cardio Vasculaire | Rénale | Digestive | Goutte | Tuberculeux | VIH-Sida | Covid-19 

ALIMENTATION PÉDIATRIQUE (Sakafo ara-pahasalamana)
Nutrition pour enfant | Nutrition pour adolescents | Nutrition chez l'autiste | Nutrition chez les drépanocytaire
Fanjariantsakafon’ny Zaza | ny Tanora | Ny manan-kilema
ALIMENTATION SPÉCIALE (Sakafo manokana)
Nutrition de la femme | Alimentation du Nourrisson et du Jeune Enfant | Nutrition de pré-conception | Nutrition pendant la grossesse | Nutrition pendant l'allaitement | Regime détox
Fanjarian-tsakafon’ny vehivavy (Alohan’ny hitoe-jaza, Bevohoka, Mampinono)| Sakafo ho an’ny zazamenavava sy ny ankizikely| Régime Détox
ALIMENTATION EN ENTREPRISE (Sakafon’ny orinasa)
Nutrition pour salarié | Performance en entreprise | Animation | Atelier de Nutrition
Fanjariantsakafon’ny mpiasa | Fampandrosoana ny orinasa | Fanentanana | Atrikasa momba ny fanjariantsakafo
APPUI | CONSEIL | FORMATION MODULAIRE (Tohana | soson-kevitra |Fiofanana )
Nutrition Scolaire | Sécurité alimentaire | Nutrition communautaire | Urgence Nutritionnelle
Fanjariantsakafo an-tsekoly |Filaminana ara-tsakafo | Fanjarian-tsakafo anivon’ny fiaraha-monina |Voina ara-panjariantsakafo
Arakarak’ireo tolotra ireo ihany koa arak’izany ny sarany aloanao, ka afaka atao ny mandoa izany indray mandeha miaraka na araka izay ifanarahana (isan-kerinandro, isam-bolana, 
.)

3. 𝑚𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒇𝒊𝒂𝒔𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 ? Hanamaivanana ny fahazahoan’ny Malagasy rehetra ny tolotra dia natao « en ligne » na « à distance » izany hoe ampitain-davitra ny asa rehetra hatreto.
- Izahay dia manolotra anao « Sakafo ara-pahasalamana » efa voalanjalanja.
- Tsy manavaka fa ny olona rehetra dia afaka manaraka tsara ny « programme » izay atolotray izay samy manana ny faharetany avy ihany koa arakaraka ny olona, manaja ny fahazotoanao sy ny tsiron-tsakafo mety aminao. Tsara marihina anefa fa ho anay, izay tsy mihevi-tena ho mpitsabo (dokotera) ka noho izany dia tsy hanisy olana amin’izay fanafody sy fitsaboana nasain’ny mpitsabo anao harahinao. Fa ny ataonay aza dia ny hiaraka hiasa aminy sy ny hanampy anao amin’ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana mba ho toko-telo mahamasa-nahandro amin’ny fahatratrarana ny tanjona.
- Samy manana ny toe-batany sy ny mampiavaka azy ny olona tsirairay, noho izany dia « Programme » manokana mifanaraka amin’ny toe-batanao no homenay anao arakaraky ny filànao.
- Resaka fanjariantsakafo no hanampiana anao, amin’ny alalan’ny fampahafantarana ireo karazan-tsakafo mifanaraka amin’ny vatana sy fahasalamanao, ny fomba fikarakarana izany, ny habetsahany tokony hampiasaina, ny endriny sy ny maro samihafa
. izay hanarahin’ny ekipan’ny 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 anao isan’andro amin’ny alalan’ny fifandraisana aminao amin’ny tamba-jotra ampiasainao (Facebook messenger, WhatsApp, Skype, Zoom, 
.. ) na antso an-telefaonina. Tombony lehibe izany noho ianao malalaka tsara sy tsy lany fotoana amin’ny fiandrasana sy filaharana na koa ny famonjena ny toerana na toby satria na aiza na aiza toerana misy anao, na inona na inona ataonao dia afaka mifandray amin’ny ekipa foana ianao (an-trano na birao, an-jaridaina, any am-pialantsasatra sns
.), arak’izany dia tsy voatery hanantona toy ny mahazatra amin’ny « Service » hatrizay ianao fa manam-potoana tsara. Ary izany dia mandritra ny fotoana rehetra mandra-pahazoana vokatra tsara.
- Raha misy ireo asa tsy maintsy ilàna fifanatrehana (présentiel) dia ifanarahana ny fotoana sy ny toerana hanaovana izany (toy ny Fiofanana, Séminera, sns
.)

4. 𝑳𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 ! 𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒗𝒚 𝒂̀𝒓𝒚 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒗𝒐𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂𝒏𝒚 ? Raha mahaliana anao izany dia safidio ireo tolotra ilainao. Aorian’ny fandoavanao ny sarany mifanaraka amin’izay tolotra ilainao dia hahazo fanamarinana (confirmation de paiement) ianao miaraka amin’ny fotoana (daty sy ora) hiresahan’ny tompon’andraikitra aminao mivantana (mba ahafahanao miomana amin’ireo fanontaniana sy fanadihadiana tsy maintsy hatao). Izany dia hatao amin’ny alalan’ny fitaovan-tserasera izay ampiasainao sy mety aminao ( Skype, messenger, zoom, sns
.)

5. 𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒗𝒂𝒐 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒂 𝒉𝒊𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 ? Amin’ny fifandraisana aminao voalohany dia iarahanay manao aminao ny mijery ny mombamomba anao amin’ny lafiny ara-pahasalamana (bilan de santé) izay mifototra amin’ny fanontaniana amin’ny antsipirihany mikasika izany : Ara-pianakaviana (antécedants familiaux), olana ara-pahasalamana, fahazarana amin’ny fiainana (habitude de vie), ny torimaso, fanatanjaha-tena atao, sy ireo fiasànan’ny vatana samihana (digestif, nerveux, respiratoire, hormonal, cardio-vasculaire, ostéo-articulaire
). Hanampy anao amin’ny fanatanterahanao izany ny ekipa ka mba tsy handiso ny zavatra hatao dia mila marina tsara ireo valin-teny omenao (Tazonina ho tsiambaratelo izany rehetra izany). Ho resahinay anao ireo zavatra rehetra hatao aorian’izay.

6. 𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒂𝒔𝒐 (𝑺𝒌𝒚𝒑𝒆 𝒏𝒂 𝒁𝒐𝒐𝒎 𝒏𝒂 𝑎𝒆𝒔𝒔𝒆𝒏𝒈𝒆𝒓) :
Manomboka amin’ny RDV faha-2 dia mila miresaka mivantana amin’ny alalan’ny appel vidéo na izay tambajotra hafa mety aminao izahay mba:
* Hanamboarana ny sakafonao amin’ny fampahafantarana anao ireo sakafo mety sy tokony harahinao
* Hampidirana ireo sakafo tsara (super-aliment) hanatsarana ny fahasalamanao
* Hanomezana anao ireo fanampin-tsakafo hamenoana ny banga
* Hampidirana ireo fihetseham-batana sy fanatanjahan-tena ary fombam-piainana tokony hataonao

7 - 𝑯𝒂𝒇𝒊𝒓𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒓𝒆𝒕𝒂𝒏𝒚 ? Marihina eto fa mila manana faharetana raha te hahita fahombiazana satria koa ny tsirairay dia samy manana ny toe-batany hoy isika tery ambony (physiologiquement , psychologiquement)
Misy dingana maromaro tsy maintsy arahina mba hahazoana ny fanovàna tiana ho tratrarina
Fa amin’ny ankapobeny dia miovaova ny fe-potoana anaovana ny « programme », fa ny kely indrindra dia 3 volana, ary mety haharitra hatramin’ny 1 taona na mihoatra.

8 - 𝑶𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒂 ? Ny fotoana rehetra mandritra ny taona dia mety avokoa raha te hanatsara ny fahasalamana sy ny fiainana ankapobeny
Rehefa vonona sy tapa-kevitra ianao dia afaka miara-miasa isika hahatratraranao ny tanjonao.

𝙈𝙖𝙧𝙀𝙡𝙀𝙠𝙀 𝙉𝙪𝙩𝙧𝙞𝙩𝙞𝙀𝙣
#𝙚𝙖𝙠𝙖𝙛𝙀𝙣𝙀𝙛𝙖𝙣𝙖𝙛𝙀𝙙𝙮

👀 𝐓𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐞𝐯𝐞𝐮𝐱 𝐞𝐬𝐬𝐚𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐭𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐥𝐞𝐫  𝐭𝐮 𝐥𝐞𝐬 𝐞́𝐜𝐚𝐮𝐭𝐞𝐬 𝐯𝐫𝐚𝐢𝐊𝐞𝐧𝐭 ?𝐶ℎ𝑢𝑡𝑒, 𝑐ℎ𝑒𝑣𝑒𝑢𝑥 𝑡𝑒𝑟𝑛𝑒𝑠, 𝑝𝑒𝑙𝑙𝑖𝑐𝑢𝑙𝑒𝑠, 𝑓𝑎𝑡𝑖𝑔𝑢𝑒 𝑐𝑎𝑝𝑖𝑙𝑙𝑎𝑖𝑟𝑒  ❌ ...
01/02/2026

👀 𝐓𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐞𝐯𝐞𝐮𝐱 𝐞𝐬𝐬𝐚𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐭𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐥𝐞𝐫  𝐭𝐮 𝐥𝐞𝐬 𝐞́𝐜𝐚𝐮𝐭𝐞𝐬 𝐯𝐫𝐚𝐢𝐊𝐞𝐧𝐭 ?
𝐶ℎ𝑢𝑡𝑒, 𝑐ℎ𝑒𝑣𝑒𝑢𝑥 𝑡𝑒𝑟𝑛𝑒𝑠, 𝑝𝑒𝑙𝑙𝑖𝑐𝑢𝑙𝑒𝑠, 𝑓𝑎𝑡𝑖𝑔𝑢𝑒 𝑐𝑎𝑝𝑖𝑙𝑙𝑎𝑖𝑟𝑒 
❌ 𝐶𝑒 𝑛’𝑒𝑠𝑡 𝑝𝑎𝑠 𝑡𝑜𝑢𝑗𝑜𝑢𝑟𝑠 “𝑗𝑢𝑠𝑡𝑒 𝑔𝑒́𝑛𝑒́𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒”.

👉 Stress, hormones, sommeil, inflammation du cuir chevelu

👉 Et parfois ce que tu mets (ou ne mets pas) dans ton assiette.

👇C𝐞 𝐪u𝐞 𝐭e𝐬 𝐜h𝐞v𝐞u𝐱 𝐩e𝐮v𝐞n𝐭 𝐫é𝐯é𝐥e𝐫 𝐞n v𝐫a𝐢 :

🧠 𝗖𝗵𝗲𝘃𝗲𝘂𝘅 𝗎𝗿𝗶𝘀 𝘁𝗿𝗌𝗜 𝘁𝗌̂𝘁 ?
La génétique joue, oui. Mais une carence en vitamine B12 peut aussi être impliquée, surtout si tu consommes peu ou pas de produits animaux.
🥚🧀 Solution alimentaire ou supplémentation adaptée, pas au hasard.

💇‍♀ 𝗖𝗵𝘂𝘁𝗲 𝗱𝗶𝗳𝗳𝘂𝘀𝗲, 𝗰𝗵𝗲𝘃𝗲𝘂𝘅 𝗟𝘂𝗶 𝘀’𝗮𝗳𝗳𝗶𝗻𝗲𝗻𝘁 ?
Souvent lié à une ferritine basse (fer), surtout aprÚs stress, fatigue, post-partum ou régime.
⚠ Pas d’auto-supplémentation → bilan avant.
🍋 Astuce simple : fer végétal + vitamine C = meilleure absorption.

❄ 𝗣𝗲𝗹𝗹𝗶𝗰𝘂𝗹𝗲𝘀 & 𝗱𝗲́𝗺𝗮𝗻𝗎𝗲𝗮𝗶𝘀𝗌𝗻𝘀 ?
Dans la majorité des cas 👉 déséquilibre du cuir chevelu, pas une carence.
🧎 Le zinc agit surtout en usage local (shampoings ciblés).

🥗 𝗖𝗵𝘂𝘁𝗲 + 𝗳𝗮𝘁𝗶𝗎𝘂𝗲 + 𝗿𝗲𝘀𝘁𝗿𝗶𝗰𝘁𝗶𝗌𝗻𝘀 𝗮𝗹𝗶𝗺𝗲𝗻𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 ?
Possible manque de protéines.
Les cheveux = kératine. Quand le corps manque, il priorise ailleurs.
✅ Lentilles, œufs, poissons, tofu, haricots, noix
 simplicité > perfection.

🔎 𝗔̀ 𝗿𝗲𝘁𝗲𝗻𝗶𝗿 (𝘁𝗿𝗲̀𝘀 𝗶𝗺𝗜𝗌𝗿𝘁𝗮𝗻𝘁)
Aucun shampoing miracle ne corrige une carence interne.
Mais l’alimentation seule ne suffit pas non plus si la cause est hormonale, inflammatoire, liée au stress ou génétique.

🎯 𝗟𝗲 𝗯𝗌𝗻 𝗿𝗲́𝗳𝗹𝗲𝘅𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘁𝗲́
Si la chute dure plus de 6–8 semaines 👉 identifier la cause + bilan ciblé si besoin
(ferritine, B12, vitamine D, thyroïde selon le contexte).

✹ Chez 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏, on parle nutrition sans mythes, basée sur le réel, le corps et le contexte.
👉 Abonne-toi à la page pour comprendre ce que ton corps essaie de te dire
 avant qu’il crie.

💬 𝘋𝘪𝘎-𝘯𝘰𝘶𝘎 𝘊𝘯 𝘀𝘰𝘮𝘮𝘊𝘯𝘵𝘢𝘪𝘳𝘊 : 𝘲𝘶𝘊𝘭 𝘊𝘎𝘵 𝘛𝘖𝘕 𝘎𝘰𝘶𝘀𝘪 𝘀𝘢𝘱𝘪𝘭𝘭𝘢𝘪𝘳𝘊 𝘱𝘳𝘪𝘯𝘀𝘪𝘱𝘢𝘭 ?

🍫✚ ENVIE D’UN GOÛTER QUI FAIT DU BIEN AU CORPS ET AU MORAL ? 💪🔥Ces Barres Énergétiques  à la Vanille fait maison sont le...
01/02/2026

🍫✚ ENVIE D’UN GOÛTER QUI FAIT DU BIEN AU CORPS ET AU MORAL ? 💪🔥

Ces Barres Énergétiques à la Vanille fait maison sont le combo parfait :
😋 gourmandes
⚡ ultra-énergétiques
💥 riches en protéines

👉 Le secret ? Notre Shake Vanille Protéiné – Substitut de Repas, pour une collation qui cale, nourrit et booste durablement 💯
🥣 INGRÉDIENTS SIMPLES, RÉSULTAT WAOUH :
✔ 2 scoops de Shake Vanille Protéiné
✔ 200 g de flocons d’avoine
✔ 100 g de dattes dénoyautées
✔ 50 g d’amandes ou noix
✔ 3 c. à s. de miel ou sirop d’érable
✔ Chocolat fondu (option ultra-gourmande 🍫😍)
👩‍🍳 PRÊT EN QUELQUES MINUTES :
1⃣ Mixez les dattes → texture pâteuse
2⃣ Mélangez tous les ingrédients secs
3⃣ Ajoutez la pâte de dattes + miel
4⃣ Pressez, réfrigérez 1h ❄
5⃣ Coupez
 et savourez 🀍

💡 Astuce gourmande : un filet de chocolat noir fondu sur le dessus = ❀ assuré !

🎯 POUR QUI ?
✔ Sportifs
✔ Actifs pressés
✔ Amateurs de snacks sains
✔ Fans de fait-maison

🧊 Se conservent au frais et se glissent partout : sac, bureau, salle de sport.

🔎 Envie de tester ?
👇 Like • Commente • Partage avec quelqu’un qui adore les snacks sains et gourmands 💬🔥

🚚 𝐌𝐚𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐧𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 ?💥 𝘛𝘎𝘺 “𝘯𝘰𝘳𝘮𝘢𝘭” 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺  𝘢𝘳𝘺 𝘮𝘊𝘵𝘺 𝘩𝘰 𝘷𝘢𝘩𝘢𝘰𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘵𝘎𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘰 𝘵𝘎𝘺 𝘮𝘣𝘰...
01/02/2026

🚚 𝐌𝐚𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐟𝐚𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐚 𝐧𝐞𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 ?
💥 𝘛𝘎𝘺 “𝘯𝘰𝘳𝘮𝘢𝘭” 𝘪𝘻𝘢𝘯𝘺  𝘢𝘳𝘺 𝘮𝘊𝘵𝘺 𝘩𝘰 𝘷𝘢𝘩𝘢𝘰𝘭𝘢𝘯𝘢 𝘵𝘎𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘯𝘰 𝘵𝘎𝘺 𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰𝘯𝘢𝘰 !

🌿 𝗧𝗌𝗿𝗌-𝗵𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗞𝗲𝗹𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘀𝗌𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗌 👇
1⃣ SAKAFO = LOHARANON-KERY 🍜
Raha hiady amin'ny harerahana dia mila ‵
👉 Vitamine D
👉 Vitamine B12
👉 Oméga-3

✅ Sakafo ara-pahasalamana no vahaolana tokana
— misoroka tsy fahampiana (carence),
— mampitombo ny hery,
— mampihena havizanana.
2⃣ Misy mpangalatra hery koa
 ⚠

🍺 Alcool🥃🍷
😅 Mampahatsapa ho “ok” vetivety
❌ Fa manakana otrikaina
❌ Mampihena hery
❌ Mampitombo havizanana

🍭 Siramamy & sakafo ultra-transformés
⚡ Hery tampoka
📉 Fidinan'ny tanjaka tampoka
😓 Dia reraka indroa miantoana
3⃣ Zavatra tsotra
 fa manova be 🔑

😎 Torimaso
✔ 7–9 ora
✔ Ora raikitra
✔ Atsaharo ny écran

☀ Masoandro
✔ Minitra vitsy isan’andro
✔ Vitamine D voajanahary

🏃‍♀ Fanatanjahantena
✔ 30 minitra isan’andro
✔ Hery + fahasalamana
💡 Indraindray tsy zavatra lehibe no tsy ampy
 fa fanovana kely fotsiny ⚡

💬 Ary ianao ? Inona amin’ireo no ho ataonao manomboka androany ?
⬇ Avelao eto ny valinteninao — andao hifamporisika 💚

05/09/2025

🌍🥗 L’ONN au rendez-vous de la FIA 2025 !

L’Office National de Nutrition (ONN) participera à la Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la Pêche (FIA 2025) qui se tiendra du 04 au 07 septembre 2025 au Centre de Conférence Internationale (CCI) Ivato, Antananarivo.

À travers un stand unique et interactif, l’ONN mettra en avant le lien essentiel entre agriculture et nutrition, avec des activités variées :
✅ Séances d’éducation nutritionnelle et dégustations gastronomiques et nutritives à base de produits locaux
✅ Dépistage gratuit
✅ Jeux participatifs et animations éducatives
✅ Conseils personnalisés en nutrition

🎯 Objectif : promouvoir une alimentation équilibrée, valoriser les produits agricoles locaux et sensibiliser la population à la lutte contre la malnutrition.

👉 Venez découvrir, apprendre et partager avec nous !

17/08/2025
10/01/2025

Sakafo feno hery vao maraina : akondrolahy sy atody.
Tsindrio ny j’aime dia zarao fa tsy voatery mahay mahandro be vao afaka mihinana sakafo ara-pahasalamana. Mila mahay mampiasa sy mampifangaro fotsiny ny zava-misy eo an-toerana

🎯 Prenons soin de notre santé, un repas à la fois ! 🌱"Une bonne alimentation est la base d'une vie saine et épanouie. Ch...
07/01/2025

🎯 Prenons soin de notre santé, un repas à la fois ! 🌱

"Une bonne alimentation est la base d'une vie saine et épanouie. Chaque choix alimentaire que nous faisons aujourd'hui influence notre énergie, notre bien-être et même notre avenir. 🍎🥊

👉 Saviez-vous que des petits gestes simples, comme consommer des légumes de saison, réduire les aliments trop sucrés ou privilégier les produits locaux, peuvent avoir un impact énorme sur notre santé et celle de nos familles ?

💡 Ensemble, engageons-nous à adopter des habitudes alimentaires équilibrées pour mieux protéger notre corps contre les maladies et offrir à nos enfants une meilleure chance de grandir forts et en bonne santé.

💪 Faites le premier pas dÚs aujourd'hui : ajoutez une portion de fruits à votre journée, essayez une nouvelle recette nutritive ou partagez vos idées avec nous dans les commentaires ! 🙌

🌟 La santé, c'est dans l'assiette que ça commence ! Partagez ce message pour inspirer vos proches à faire de même. ❀"

𝑎𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒐𝒎𝒃𝒊𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒑𝒆𝒋𝒚 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏! 𝑯𝒐 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒉...
07/01/2025

𝑎𝒊𝒓𝒂𝒓𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒐𝒎𝒃𝒊𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒑𝒆𝒋𝒚 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏! 𝑯𝒐 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂, 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒎𝒃𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒊𝒆 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 2025 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂. 𝑎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒇𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒉𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒉𝒊𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒊𝒕𝒚. 𝑚𝒓𝒂𝒉𝒂𝒃𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒆!

𝘕𝘰𝘶𝘎 𝘷𝘰𝘶𝘎 𝘎𝘰𝘶𝘩𝘢𝘪𝘵𝘰𝘯𝘎 𝘶𝘯𝘊 𝘯𝘰𝘶𝘷𝘊𝘭𝘭𝘊 𝘢𝘯𝘯𝘊́𝘊 𝘱𝘭𝘊𝘪𝘯𝘊 𝘥𝘊 𝘎𝘢𝘯𝘵𝘊́ 𝘊𝘵 𝘥𝘊 𝘎𝘶𝘀𝘀𝘊̀𝘎 𝘢̀ 𝘵𝘰𝘶𝘎 𝘭𝘊𝘎 𝘢𝘣𝘰𝘯𝘯𝘊́𝘎 𝘥𝘊 𝘭𝘢 𝘱𝘢𝘚𝘊 𝘔𝘢𝘳𝘰𝘭𝘰𝘬𝘰 𝘕𝘶𝘵𝘳𝘪𝘵𝘪𝘰𝘯 ! 𝘘𝘶𝘊 𝘭'𝘢𝘯𝘯𝘊́𝘊 2025 𝘎𝘰𝘪𝘵 𝘩𝘊𝘶𝘳𝘊𝘶𝘎𝘊, 𝘳𝘊𝘮𝘱𝘭𝘪𝘊 𝘥𝘊 𝘫𝘰𝘪𝘊 𝘊𝘵 𝘥𝘊 𝘣𝘊́𝘯𝘊́𝘥𝘪𝘀𝘵𝘪𝘰𝘯𝘎 𝘱𝘰𝘶𝘳 𝘷𝘰𝘶𝘎 𝘵𝘰𝘶𝘎. 𝘕𝘰𝘶𝘎 𝘊𝘎𝘱𝘊́𝘳𝘰𝘯𝘎 𝘲𝘶𝘊 𝘷𝘰𝘶𝘎 𝘀𝘰𝘯𝘵𝘪𝘯𝘶𝘊𝘳𝘊𝘻 𝘢̀ 𝘯𝘰𝘶𝘎 𝘎𝘰𝘶𝘵𝘊𝘯𝘪𝘳 𝘊𝘵 𝘢̀ 𝘪𝘯𝘵𝘊𝘳𝘢𝘚𝘪𝘳 𝘢𝘷𝘊𝘀 𝘯𝘰𝘶𝘎 𝘵𝘰𝘶𝘵 𝘢𝘶 𝘭𝘰𝘯𝘚 𝘥𝘊 𝘀𝘊𝘵𝘵𝘊 𝘯𝘰𝘶𝘷𝘊𝘭𝘭𝘊 𝘢𝘯𝘯𝘊́𝘊. 𝘉𝘰𝘯𝘯𝘊 𝘢𝘯𝘯𝘊́𝘊 𝘢̀ 𝘵𝘰𝘶𝘎 !

🇲🇬 𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐊𝐛𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐊...
07/01/2025

🇲🇬 𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐀𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐀𝐚 𝐚𝐧𝐝𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐟𝐚𝐊𝐛𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐚 𝐊𝐛𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐊𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐊𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐚, 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐊𝐩𝐢𝐡𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐊𝐞𝐭𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐢𝐫𝐢𝐚𝐬𝐲 𝐯𝐚𝐚𝐯𝐚𝐚 𝐊𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐯𝐚𝐢𝐀𝐚 𝐀𝐚𝐀𝐚𝐚
Afaka manampy anao, mnoro-hevitra anao, ny ekipa ato amin'ny 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 koa aza misalasala mifandray aminay amin'ny alalan'ny hafatra miafina.
🇫🇷 𝑃𝑜𝑢𝑟 𝑟𝑒𝑛𝑓𝑜𝑟𝑐𝑒𝑟 𝑛𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑠𝑊𝑠𝑡𝑒̀𝑚𝑒 𝑖𝑚𝑚𝑢𝑛𝑖𝑡𝑎𝑖𝑟𝑒 𝑒𝑡 𝑓𝑟𝑒𝑖𝑛𝑒𝑟 𝑙'𝑎𝑝𝑝𝑎𝑟𝑖𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝑛𝑜𝑢𝑣𝑒𝑎𝑢𝑥 𝑣𝑖𝑟𝑢𝑠 𝑝𝑙𝑢𝑠 𝑎𝑔𝑟𝑒𝑠𝑠𝑖𝑓𝑠, 𝑖𝑙 𝑠𝑢𝑓𝑓𝑖𝑡 𝑑'𝑎𝑚𝑒́𝑙𝑖𝑜𝑟𝑒𝑟 𝑛𝑜𝑡𝑟𝑒 𝑎𝑙𝑖𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛. 𝐶'𝑒𝑠𝑡 𝑢𝑛𝑒 𝑎𝑐𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑠𝑖𝑚𝑝𝑙𝑒 𝑞𝑢𝑒 𝑐ℎ𝑎𝑐𝑢𝑛 𝑑𝑒 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑝𝑒𝑢𝑡 𝑚𝑒𝑡𝑡𝑟𝑒 𝑒𝑛 œ𝑢𝑣𝑟𝑒.
Nous pouvons vous aider et vous conseiller. L'équipe de 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 est à votre disposition. N'hésitez pas à nous contacter via message privé.

"🐟🥑 Bonjour à tous, j'espÚre que vous passez une excellente journée ! Aujourd'hui, je voudrais vous parler d'un nutrimen...
17/08/2024

"🐟🥑 Bonjour à tous, j'espÚre que vous passez une excellente journée ! Aujourd'hui, je voudrais vous parler d'un nutriment essentiel qui a des avantages incroyables pour notre santé - l'Omega 3.

Les Omega 3 sont des acides gras essentiels que notre corps ne peut pas produire lui-même, donc nous devons les obtenir par le biais de notre alimentation. Ils sont présents dans des aliments comme le poisson gras, les graines de lin, les noix et l'huile de canola.

Voici quelques-uns des nombreux avantages des Omega 3 :

1. 🧠 Santé du cerveau : Les Omega 3 sont essentiels pour le fonctionnement normal du cerveau. Ils peuvent aider à améliorer la mémoire et la concentration, et peuvent même réduire le risque de maladies neurodégénératives.

2. ❀ Santé cardiaque : Les Omega 3 peuvent réduire les niveaux de triglycérides dans le sang, aider à prévenir les caillots sanguins et réduire le risque de crises cardiaques et d'accidents vasculaires cérébraux.

3. 😊 Santé mentale : Les Omega 3 peuvent aider à réduire les symptÃŽmes de la dépression et de l'anxiété.

4. 💪 Santé des articulations : Ils peuvent réduire l'inflammation et aider à soulager les symptÃŽmes de l'arthrite.

5. 👀 Santé des yeux : Les Omega 3 sont essentiels pour la santé des yeux et peuvent aider à prévenir la dégénérescence maculaire liée à l'âge.

Et ce ne sont là que quelques-uns des nombreux avantages des Omega 3 !

Si vous voulez en savoir plus sur la nutrition et comment elle peut améliorer votre santé, n'hésitez pas à suivre notre page Facebook Maroloko Nutrition. Je partagerai réguliÚrement des informations et des conseils utiles sur la nutrition et la santé. Alors, qu'attendez-vous ? Rejoignez-nous dans ce voyage passionnant vers une vie plus saine !

À bientÃŽt,

Photo trÚs inspirante
07/08/2024

Photo trÚs inspirante

Address

Fénérive-Est
509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to 𝑎𝒂𝒓𝒐𝒍𝒐𝒌𝒐 𝑵𝒖𝒕𝒓𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏:

Shortcuts

Share

Category