InfoWash

InfoWash ๐Ÿ’ง Initiative du CEDII pour lโ€™Eau, lโ€™Assainissement, lโ€™Hygiรจne et la santรฉ menstruelle. ๐Ÿ“Š Des informations fiables pour un impact rรฉel.

๐…๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐„๐€๐‡: ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š! Association Magnazary ๐Ÿ’ง๐ŸŒRehefa nisantatra izany ny Tily sy Mpanazava omal...
10/09/2026

๐…๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐„๐€๐‡: ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š! Association Magnazary ๐Ÿ’ง๐ŸŒ

Rehefa nisantatra izany ny Tily sy Mpanazava omaly, dia ny Association no nandray ny fitarihana sy naneho ny fahavitrihanโ€™izy ireo androany Alakamisy 10 Septembra 2026.

Tanjona tsy miova: Fampahafantarana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH). Voakasikโ€™izany koa ny fitantanana ny fadimbolana (Hygiรจne Menstruelle) mba ho fampahalalana mipaka any aminโ€™ny fokontany sy ny isan-tokantrano.

Ho mora kokoa ny fitaizana sy ny fampitana izany amin'ny vahoaka rehetra.
Mandroso ny fampandrosoana rehefa miray hina ny hery velona!

CEDII

๐…๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐„๐€๐‡: ๐“๐ข๐ฅ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š ๐Œ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐›๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ค๐š! ๐Ÿ’ง๐ŸŒManomboka izao, ireo nahazo fam...
09/09/2026

๐…๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐„๐€๐‡: ๐“๐ข๐ฅ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š ๐Œ๐š๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ญ๐ซ๐š ๐€๐ฆ๐›๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ค๐š! ๐Ÿ’ง๐ŸŒ

Manomboka izao, ireo nahazo fampiofanana teo aloha indray no lasa mpampiofana! Nisantatra izany taminโ€™ny fomba ofisialy androany Alarobia 09 Septembra 2026 ry zareo ao aminโ€™ny sy Matsiatra Ambony, izay niavaka manokana aminโ€™ny fahavitrihana sy ny fandraisana anjara.

CEDII

๐ŸŒธ ๐€๐ฎ ๐ซ๐ž๐ฏ๐จ๐ข๐ซ ๐ž๐ญ ๐ฆ๐ž๐ซ๐œ๐ข ร  ๐„๐ฌ๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž ๐ŸŒธ  infiniment pour ta collaboration et ton soutien depuis le tout dรฉbut dโ€™InfoWash. ๐ŸŽ Un ...
07/09/2026

๐ŸŒธ ๐€๐ฎ ๐ซ๐ž๐ฏ๐จ๐ข๐ซ ๐ž๐ญ ๐ฆ๐ž๐ซ๐œ๐ข ร  ๐„๐ฌ๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž ๐ŸŒธ

infiniment pour ta collaboration et ton soutien depuis le tout dรฉbut dโ€™InfoWash.

๐ŸŽ Un petit cadeau de la part de lโ€™รฉquipe CEDII, ร  travers le projet InfoWash, tโ€™est remis comme souvenir de Madagascar.

Nous te souhaitons plein de succรจs et dโ€™รฉpanouissement dans la suite de ton parcours.

๐™ป๐šŠ๐š—๐š˜๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š˜๐š๐š’๐šœ๐š’๐šŠ๐š•๐šข โ€“ ๐™ฐ๐š—๐š๐š›๐š˜ ๐™ผ๐šŠ๐š—๐šŽ๐š›๐šŠ๐š—-๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐š‘๐š˜ ๐šŠ๐š—'๐š—๐šข ๐šƒ๐šŠ๐š—๐š˜๐š›๐šŠ (๐™น๐š˜๐šž๐š›๐š—รฉ๐šŽ ๐™ธ๐š—๐š๐šŽ๐š›๐š—๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š—๐šŠ๐š•๐šŽ ๐š๐šŽ ๐š•๐šŠ ๐™น๐šŽ๐šž๐š—๐šŽ๐šœ๐šœ๐šŽ) ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ"๐‘ป๐’๐’๐’•๐’๐’๐’ ๐’”๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚, ๐’‰๐’†๐’•...
12/08/2026

๐™ป๐šŠ๐š—๐š˜๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š˜๐š๐š’๐šœ๐š’๐šŠ๐š•๐šข โ€“ ๐™ฐ๐š—๐š๐š›๐š˜ ๐™ผ๐šŠ๐š—๐šŽ๐š›๐šŠ๐š—-๐š๐šŠ๐š—๐šข ๐š‘๐š˜ ๐šŠ๐š—'๐š—๐šข ๐šƒ๐šŠ๐š—๐š˜๐š›๐šŠ (๐™น๐š˜๐šž๐š›๐š—รฉ๐šŽ ๐™ธ๐š—๐š๐šŽ๐š›๐š—๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š—๐šŠ๐š•๐šŽ ๐š๐šŽ ๐š•๐šŠ ๐™น๐šŽ๐šž๐š—๐šŽ๐šœ๐šœ๐šŽ) ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

"๐‘ป๐’๐’๐’•๐’๐’๐’ ๐’”๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚, ๐’‰๐’†๐’•๐’‚๐’‰๐’†๐’•๐’‚ ๐’Š๐’๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚" โ€“ Iombonana ny tanjona ho amin'ny hoavy mamiratra. Dinika, fifanakalozana, ary fampisehoana ireo tetikasa entina hampandrosoana ny tanora no nanamarika ity andro lehibe ity.

Niavaka tokoa ny lanonana fanokafana ofisialy noho ny fanatrehan'ireo manam-boninahitra maro:

โ–ถ๏ธŽ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ถ๐—ป ๐——รฉ๐˜€๐—ถ๐—ฟรฉ ๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—ฌ, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena

โ–ถ๏ธŽ๐ˆ๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง'๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง'๐š๐ง๐ญ๐จ๐ค๐š samihafa.

Miantso anareo rehetra izahay ho avy hitsidika ny trano heva (stand) an'ny ! Tonga manakaiky anareo izahay amin'ny alalan'ny projet mba hiserasera, sy hifanakalo hevitra mikasika ireo fampahafantarana sy fizarana ny mahasoa.

Sombin-tsary avy amin'ny lanonana fanokafana izany no atolotray anareo.

๐…๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐„๐€๐‡: ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐•๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ๐Œ๐š๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ฌ๐จ๐š ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ค๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ! ๐Ÿ’ง๐ŸŒTohiny taminโ€™ny f...
06/08/2026

๐…๐š๐ง๐ž๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐„๐€๐‡: ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐•๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ๐Œ๐š๐ง๐ข๐ซ๐ข๐ฌ๐จ๐š ๐ง๐จ ๐ง๐ข๐ฌ๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ค๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ! ๐Ÿ’ง๐ŸŒ

Tohiny taminโ€™ny fandalovana tao aminโ€™ny kaominina Ikalamavony ny herinandro lasa teo: fanentanana teny aminโ€™ny fokotany:
Olona mavitrika avy aminโ€™ny sehatra samihafa no nifarimbona.

Tanjona: Fampahafantarana momba ny Rano, ny Fidiovana, ary ny Fanadiovana (EAH). Voakasikโ€™izany koa ny fitantanana ny fadimbolana (Hygiรจne Menstruelle) mba ho fampahalalana mipaka any aminโ€™ny fokontany sy ny isan-tokantrano. Ny tanjona dia ny mba ho mora hatrany ny fitaizana sy ny fampitana izany.
Mandeha ny fampandrosoana rehefa miray hina ny hery velona!

๐ŸŽ“   momba ny Fidiovana sy Fanadiovana (EAH) eo amin'ny District Ikalamavony๐Ÿ“ Toerana: Commune Manara-penitra Ikalamavony...
29/07/2026

๐ŸŽ“ momba ny Fidiovana sy Fanadiovana (EAH) eo amin'ny District Ikalamavony
๐Ÿ“ Toerana: Commune Manara-penitra Ikalamavony
๐Ÿค Mpiara-miasa: DREA Haute Matsiatra ๐Ÿ’ง sy Association Maromana.

: Hamafisina ny fahaiza-manaonโ€™ireo mpisehatra eny ifotony momba ny Rano, ny Fidiovana, ny Fanadiovana (EAH), ary ny fitantanana ny fadimbolana (Hygiรจne Menstruelle).

๐Ÿ’ฌ Navitrika sy nafana dia nafana ny adihevitra avy amin'ireo mpanatrika rehetra nanatrika ny fotoana!

๐Ÿ“ธ Sary vitsivitsy maneho ny fizotran'ny hetsika ๐Ÿ‘‡

Famelaramberana narahana ady hevitra ny androany tao Ikalamavony." ๐‘จ๐’›๐’ ๐’“๐’†๐’”๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‰๐’Š๐’ƒ๐’†๐’Ž๐’‚๐’”๐’ ๐’—๐’† ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’…๐’Š๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ "๐Ÿข Toeran...
27/07/2026

Famelaramberana narahana ady hevitra ny androany tao Ikalamavony.

" ๐‘จ๐’›๐’ ๐’“๐’†๐’”๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‰๐’Š๐’ƒ๐’†๐’Ž๐’‚๐’”๐’ ๐’—๐’† ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’…๐’Š๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ "

๐Ÿข Toerana: Commune Manara-penitra Ikalamavony
๐Ÿ‘ฅ Ahitana: DREAH Haute Matsiatra ๐Ÿ’ง , Association Maromana

๐Ÿ’ฌ Navitrika sy nafana dia nafana ny adihevitra! Nivoatra taminโ€™izany ny hoe voajanahary ny fadimbolana, ka tsy tokony ho fady na mahamenatra.๐Ÿ’ช

๐Ÿ“ธ Sary vitsivitsy maneho ny fizotran'ny hetsika ๐Ÿ‘‡

CEDII

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ก๐—š ๐—›๐—”๐—ฅ๐—œ? Fikambanana malagasy tsy miankina amin'ny fanjakana izahay, niforona tamin'ny taona 2016, ar...
08/07/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—™๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ผ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ป๐˜† ๐—ข๐—ก๐—š ๐—›๐—”๐—ฅ๐—œ?
Fikambanana malagasy tsy miankina amin'ny fanjakana izahay, niforona tamin'ny taona 2016, ary tsy mitady tombony, tsy manao politika, na miankina amin'ny fivavahana.

โœจ ๐˜๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฐ ๐˜š๐˜ฐ๐˜ข๐˜ต๐˜ฐ๐˜ข๐˜ท๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ชj๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜บ: ๐˜๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข, ๐˜๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข๐˜ง๐˜ฐ๐˜ช๐˜ป๐˜ข๐˜ฏ-๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข, ๐˜ข๐˜ณ๐˜บ ๐˜๐˜ช๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฉ๐˜ข-๐˜ฎ๐˜ช๐˜ข๐˜ด๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ด๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฌ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข.

๐Ÿ’ก ๐‘ต๐’š ๐‘ฐ๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’”๐’‚๐’‰๐’‚๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’š:

โ€ข Manohana ny fivelaran'ny tanora sy ny olon-dehibe marefo.
โ€ข Mampiroborobo ny zon'olombelona, ny demokrasia, ary ny miralenta.
โ€ข Manome vahana ny fipoiran'ireo tanora mpitarika (jeunes leaders).

โœŒ๐“œ๐“ฒ๐“ช๐“ป๐“ช๐“ด๐“ช ๐“ถ๐“ฒ๐“ช๐“ผ๐“ช ๐“ช๐“ถ๐“ฒ๐“ท'๐“ฒ๐“ป๐“ฎ๐“ธ ๐“ถ๐“น๐“ฒ๐“ช๐“ป๐“ช-๐“ถ๐“ฒ๐“ธ๐“ถ๐“ซ๐“ธ๐“ท'๐“ช๐“ท๐“ฝ๐“ธ๐“ด๐“ช ๐“ต๐“ฎ๐“ฑ๐“ฒ๐“ซ๐“ฎ ๐“ฝ๐“ธ๐”‚ ๐“ท๐”‚ ๐“Ÿ๐“๐“ค๐““ (๐“ฃ๐“ฎ๐“ฝ๐“ฒ๐“ด๐“ช๐“ผ๐“ช ๐“œ๐“๐“—๐“๐“ข๐“๐“š๐“จ), ๐“ค๐“๐“”๐“ข๐“’๐“ž, ๐“ช๐“ป๐”‚ ๐“ท๐”‚ ๐“œ๐“ฒ๐“ท๐“ฒ๐“ผ๐“ฝ๐“ฎ๐“ป๐“ช ๐“ฒ๐“ผ๐“ช๐“ท-๐“ฝ๐“ผ๐“ธ๐“ด๐“ช๐“ณ๐“ฒ๐“ท๐”‚ ๐“ฒ๐”ƒ๐“ช๐“ฑ๐“ช๐”‚ ๐“ถ๐“ซ๐“ช ๐“ฑ๐“ฒ๐“ฝ๐“ธ๐“ท๐“ญ๐“ป๐“ช ๐“ฏ๐“ฒ๐“ธ๐“ฟ๐“ช๐“ท๐“ช ๐“ฝ๐“ผ๐“ช๐“ป๐“ช ๐“ฑ๐“ธ ๐“ช๐“ท'๐“ท๐”‚ ๐“ฏ๐“ฒ๐“ช๐“ป๐“ช๐“ฑ๐“ช๐“ถ๐“ธ๐“ท๐“ฒ๐“ท๐“ช.โœŒ

๐Ÿ“ Faritra sy Sehatra iasana:
Misehatra amin'ny Fahasalamana, Fanabeazana, Fampiofanana arak'asa, ary Zo ara-tsosialy izahay ao anatin'ny Faritra 7 (Analamanga, Atsinanana, Boeny, Sofia, Vakinankaratra, Amoron'i Mania, ary Matsiatra Ambony).
๐Ÿ“ฉ Raha te hifandray aminay:
โ€ข E-mail : [email protected]
โ€ข Telefaonina : +261 38 11 602 06

CEDII

๐Ÿ“ข ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐ˆ๐๐…๐Ž๐–๐€๐’๐‡: ๐Œ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ซ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ๐จ๐ง๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š ๐ค๐จ๐ค๐จ๐š! ๐Ÿ’งโœจInona marina moa ny tetikasa  ๐‘ฐ๐’๐’‡๐’๐‘พ๐’‚๐’”๐’‰? Izahay dia tet...
06/07/2026

๐Ÿ“ข ๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐ˆ๐๐…๐Ž๐–๐€๐’๐‡: ๐Œ๐ข๐š๐ซ๐š-๐ฆ๐š๐ง๐จ๐ซ๐ข๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ๐จ๐ง๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐š๐ฅ๐š๐ฆ๐š ๐ค๐จ๐ค๐จ๐š! ๐Ÿ’งโœจ

Inona marina moa ny tetikasa ๐‘ฐ๐’๐’‡๐’๐‘พ๐’‚๐’”๐’‰?
Izahay dia tetikasa miasa aminโ€™ny fanabeazana sy fanentanana ny fiarahamonina momba ny ๐—ฅ๐—ฎ๐—ป๐—ผ, ๐—™๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ (๐—ฅ๐—™๐—™).

๐ŸŽฏ Inona ny iraka sy vinan'ny INFOWASH?
โ€ข ๐Ÿ”น ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’ƒ๐’† ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’†๐’๐’•๐’‚๐’๐’‚ ny fiarahamonina hanana fomba fanao madio sy mahasalama mba hiarovana azy aminโ€™ny aretina maro samy hafa.
โ€ข ๐Ÿ”น ๐‘ด๐’‚๐’๐’๐’‰๐’‚๐’๐’‚ aminโ€™ny fanatsarana ny fotodrafitrasa sy ny fampahalalana momba ny RFF.
โ€ข ๐Ÿ”น ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’•๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’ƒ๐’† momba ny fahadiovana mandritra ny fadimbolana mba hialana amin'ny henatra sy ny fanafenana.
โ€ข ๐Ÿ”น ๐‘ฝ๐’Š๐’๐’‚: Ny hanana fiarahamonina izay mahafantatra sy mampihatra ny fahadiovana sy ny fidiovana, ka miaina ao anaty tontolo madio sy salama ny rehetra.

๐Ÿ“ˆฬฒ Iฬฒrฬฒeฬฒoฬฒ zฬฒaฬฒvฬฒaฬฒ-ฬฒbฬฒiฬฒtฬฒaฬฒ lฬฒeฬฒhฬฒiฬฒbฬฒeฬฒ (ฬฒFฬฒeฬฒvฬฒrฬฒoฬฒaฬฒrฬฒyฬฒ -ฬฒ Mฬฒeฬฒyฬฒ 2ฬฒ0ฬฒ2ฬฒ6ฬฒ)ฬฒ:ฬฒ

โ€ข ๐Ÿ‘ฅ Fampiofanana ny mpanofana: Dingana roa lehibe no nentina nampitomboana ny traikefan'ireo mpanentana eny ifotony, ny fanaraha-maso sy fanohanana akaiky teto Fianarantsoa sy tany Isorana.
โ€ข ๐Ÿ’ง Andro Manerantany ho an'ny Rano: Adihevitra teo amin'ny taranaka samihafa(debat intergรฉnรฉrationnel ) mikasika ny anjara asa lehiben'ny rano ho an'ny fampandrosoana sy ny hoavin'ny tanora.
โ€ข ๐ŸŒธ Andro Manerantany ho an'ny Fahadiovan'ny Fadimbolana: Hetsika nafana teto amin'ny CEDII (stands, fampialana voly amin'ny alร lan'ny slam sy poezia, fizarana kits, ary adihevitra mivantana).
Mankasitraka feno ny mpiara-miombon'antoka rehetra: ny CEDII sy ny Masoivohon'i Frantsa eto Madagasikara (Ambassade de France ร  Madagascar ).


๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFANADIOVANA FAOBE FARITRA MATSIATRA AMBONY๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ“ขSabotsy 20 Jona 2026๐Ÿ“ŒFanombohana amin'ny 7 ora 30 marainaโœณ๏ธ Manoloana n...
19/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFANADIOVANA FAOBE FARITRA MATSIATRA AMBONY๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ“ขSabotsy 20 Jona 2026
๐Ÿ“ŒFanombohana amin'ny 7 ora 30 maraina
โœณ๏ธ Manoloana ny lapan'ny tanร na
๐Ÿฆ‹Samia mitondra fitaovana fanadiovana: kofafa, sobika...

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTongava maro๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Address

Boulevard Philbert Tsiranana
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when InfoWash posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share