25/05/2026
“Ny hazo tokana tsy mba ala.”
Rehefa miray fo ny fianakaviana, mora ny mitaiza ny ankizy.
Toy ny hira:
tsy mamy ny feo tokana, fa ny firindrana no mahatonga azy ho tsara.
Aoka ny fitiavana sy ny fifampihainoana no haneno ao an-trano androany. ❤️
🎵 iRay Mozika – feon’ny fianakaviana mirindra.
Mirary fety sambatra
mba_ho_hitan'ny_hafa_koa.
Photographe